ianareo mpanohana fanatika ireo ve

21. bazylou ( 14/12/2006 23:00)
izahay tsy pro ra8 e!!
22. fijo ( 14/12/2006 23:05)
fa vahoakan dravalo kosa
23. kitjo ( 15/12/2006 18:13)
na pro na tsy pro rehefa malagasy ianao dia filoha iray ihany!

ho an'ny malagasy rehetra..afa-tsy ny hoe ianao mihitsy no mivadika ho vazaha taratasy!
24. fijo ( 15/12/2006 21:16)
maty aho vazaha taratsy le
25. BloodTitan ( 18/12/2006 11:07)
Any ivelany marina lesy lisany de miseo milay daolo kle, kozy e!!! Be resaka fotsiny.
26. xhavier ( 19/12/2006 08:21)
Marina izany ry Bloodtitan, efa tsy hitan-dry Bazylou intsony izay resahina de manjary miteniteny foana hidona @ tamboho fa ataovy
27. fijo ( 21/12/2006 05:36)
marina tokoa fa ny aty aloha tsy mahita izay tena misy any e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044