Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
samivololona
(
15/12/2006 21:26)
Risy - nahoana no niverina ianao
Manao ahoana ny fahasalamana.
Mitady ny tonon-kira ity aho, raha azo hatao :
Nahoana no niverina ianao - ny mpihira RISY, ny laharan-kira 4257 amin'ny lista.
Dia misaotra mialoha, no manao v...
suite
répondu par cutie le 15/12/2006 22:39
jhouhlambout
(
15/12/2006 17:28)
COCA-COLA, SPRITE,ORANGINA ...ETC
IMPORTANT!
Une personne est morte récemment dans des circonstances absurdes. Elle était partie en bateau avec des amis, un dimanche, et avait mis des canettes de boisson dans le réfrigérateur ...
suite
répondu par Zina le 07/01/2007 01:05
niryna
(
15/12/2006 16:46)
Tahotra.Misy vahaolana ve sa dia miafina ao ambany fandr....
Tahotra dia anisany zavatra mahazo ny olona.Sakakely, voalavo,biby kely, maizina,miakatra ny tohatra, toerana mangina.Ny toe-tsaina no voa.Tantarao hoe ny nahazo anao,moa ve afaka niala tamin\'io iana...
suite
répondu par niryna le 08/01/2007 03:59
bazylou
(
15/12/2006 16:43)
efa manomboka sahady
ny fanolona olona ao !!Manomboka amin'ny ben'tananan'Iarivo !! dia avy eo iza,,?? Pm vaovao izany sa......
suite
répondu par fijo le 19/12/2006 23:28
niryna
(
15/12/2006 16:32)
Samy nomen\'Atra talenta isika. Inona avy izany ?
Isika tsirairay avy dia nomen\'ATra fahasoavana.Misy ny nomeny iray ary misy nomeny maro.Ahoana no ampiasaina izany amin\'ny fiainana andavan\'andro? Fanontaniana hoe inona no talentanao ary ahoana no...
suite
répondu par xxx le 12/01/2007 15:48
simplex
(
15/12/2006 13:18)
La Gazette 15/12
avoay i xxx :°)...
suite
répondu par colar le 17/12/2006 19:10
flagadah
(
15/12/2006 09:37)
Mitady an'i MANGATIANA, ancienne Lycée RR - Fianar
Salut!
Iangaviana izay mahita na mahafantatra an'i MANGATIANA, promotion t@ 1997, 2nd 12 tao @ Lycée R.R tao Fianarantsoa, mba hampilaza aminy fa mitady azy maika i ANDY.
Na raha hitanao ty msg t...
suite
répondu par jhouhlambout le 15/12/2006 17:15
colar
(
15/12/2006 07:17)
torohevitra ho an filoha ravalomanana
zavatra tsotra no vahaolana am resaka poltika am zao fotona zao,omena andraitra daholo ny olona hita fa manohitohina ny fanjakana,aleo izy omena andraikitra toy zay enjehina,ary zay hita fa mamy hodit...
suite
répondu par fijo le 20/12/2006 22:03
rabaradaka
(
15/12/2006 06:38)
Tsapan-dRavalo ve ny fitiavan'ny vahoaka azy
Io fanontaniana io dia apetraka satria raha ny TIM no nandrasany dia zara raha nahazo 35% Ravalo. Zao mantsy ireo mpitarika TIM dia efa tsy tian'ny olona intsony sady tsy mahay politika. Koa ho tsapan...
suite
répondu par fijo le 20/12/2006 22:05
rabaradaka
(
15/12/2006 06:32)
Izay resy tsy akoraina ary izaymandresy tsy hobiana
Io fitenintsika malagasy io no hiatrehantsika jiaby ny fety fa azo itarafana ny toetsaina mahay fair play koa izany...
suite
répondu par maditra le 15/12/2006 18:45
xxx
(
15/12/2006 04:53)
Ho an'i Depiote Faharo
Tompoko,
Noho ny fahatahoranay ny tsy manday mody tompoko no nifidiananay anao, fa tsy noho ny zava-bitanao akory. Ianao koa tsy nahavita afa tsy ny famonoana sy ny famapatahorana teto Belo.
Koa mba...
suite
répondu par fijo le 19/12/2006 23:30
bazylou
(
15/12/2006 00:46)
hay ve
http://www.madagascar-mountain.org/terrain.htm...
suite
répondu par Fiffi le 15/12/2006 14:37
salmo
(
15/12/2006 00:17)
ho an'i sitlo
Manao ahoana leisy eh!?
Aza de mifanakiana be loatra.
Ary angamba, tsy nisy naka ny vadiny elah tato na ny sipan'elah:-w. Ka aoka mba samy hifanaja amin'ny mahasamy-kôfiboay. ^:^ ...
suite
répondu par felanawil le 20/12/2006 20:45
bazylou
(
14/12/2006 22:57)
tohanako ity!!
www.1formatika.com...
suite
répondu par Samoana le 15/12/2006 14:58
diamondra27
(
14/12/2006 22:51)
sakafo Xmas sy réveillon
ndao zao d'efa miomana @ sakafo tokony hatao @ réveillon sy Xmas.
Inona 'zao no azonareo proposer-na?
Azo lazaina hoe raha any dago de zao , ra any france de zao, ary no misy mivarotra sakafo m...
suite
répondu par diamondra27 le 26/12/2006 16:45
bazylou
(
14/12/2006 22:21)
tsy mino an'ity mihitsy aho!!
La famille à Madagascar. Une population vieillissante en 2050
14-12-2006 / 16:55
En 2004, la population à Madagascar, était estimée à 17.000.000. Les chiffres sont toujours estimés parce qu'il...
suite
répondu par Fiffi le 20/12/2006 20:49
salmo
(
14/12/2006 19:14)
fanazarana hanoratra
[u]Fanakambanana teny miaraka @[/u] [b]-nao[/b]
Hatao manda @ [u][b]Aza[/b][/u] ny fototeny de avy eo hatao fehezan-teny.
ohatra:
[b]fitia[/b] -> [b]Aza[/b] tiavi[b]nao[/b] i salmo
[b]jery[/...
suite
répondu par ikaretsaka le 15/12/2006 21:22
kitjo
(
14/12/2006 19:08)
Miala any ...miala any e...valin-kafatra!
Tonga ny vary e!
Ho an'ny an Atsimo an!
ndao amzay isika sy tezitra andeha hizara any atsimo hanampy andry zareo....
http://196.192.46.132/index.php/view/news/item/493
[img]http://img284.i...
suite
répondu par fijo le 20/12/2006 22:10
lost
(
14/12/2006 18:29)
Bye bve 2006
aiza mba misy soireé milay manodidina ny Paris
fa za mba te andé fa tsy haiko we aiza no mba azo2!!
saotra mialou...
suite
répondu par Fiffi le 17/12/2006 19:27
niryna
(
14/12/2006 17:28)
Menatra tsy sahy miseho vahoaka
Ny fahamenarana dia toetra iray mety mahazo antsika. Misy fomba ve atao ialany an\'io? Misy ny sarokenatra ka any amin\'ny havonavona no ataony.Misy ny tsy mihetsika eo amin\'ny toerana iray rehefa mi...
suite
répondu par johanna17 le 04/09/2017 13:16
