Ho an'i Depiote Faharo

1. xxx ( 15/12/2006 04:53)
Tompoko,
Noho ny fahatahoranay ny tsy manday mody tompoko no nifidiananay anao, fa tsy noho ny zava-bitanao akory. Ianao koa tsy nahavita afa tsy ny famonoana sy ny famapatahorana teto Belo.
Koa mba hovay ny toetra amin'ny manaraka.
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:30
2. Solitikabe ( 15/12/2006 05:00)
Izaho ihany io xxx io an, zavatra niainanay tany Belo izany rey olona fa dia lazaina eto aloha.
3. rabaradaka ( 15/12/2006 06:24)
Ny toetran'ny faharo mihitsy ange io mibetrobetroka sy avo fiteny io e, fa ny ao am-pony raha ny fahalalako azy dia tia seza io Colonel Faharo tsy mety lasa Jeneraly io
4. colar ( 15/12/2006 06:46)
direct izy refa miteny,b ny toa azy am zay,
mitady seza ko izy ekena satria mpanao poltika
tsy ho azy lotra nefa ny seza stria izy efa depute
mamy hoditra izy any am faritra mato 3 mandat zay
fa ra8 no tsy nahay nanambitamby azy fa naleony i satrobory,
5. ravatorano ( 15/12/2006 10:44)
rabaradaka
6. fijo ( 15/12/2006 20:44)
izay moa le voadaka tao analakely sa iza???
7. Lalah ( 15/12/2006 21:00)
oodry fa nataon i Faharoa inona zato xxx no dia miakatra mafy, nahazo daka mandrivorivo tany angaha? ento mora ihany fa mbola tanora e!
8. fijo ( 15/12/2006 21:12)
ka mety samy voadaka izany ko
9. LEMOTA ( 18/12/2006 08:59)
ravatorano< tsy tian'ny olona any Belo izany i Faharo fa ny didy jadony no atahoran'ny olona azy. Fony izy mbola lieutenant de nanana an'izay Sergent Rabibilahy izay garde du corps-ny, tena bibidia (sanatria tsy mampitovy oul @ biby) mandehandeha mihitsy. Mbola tany Morondava izy t@zany de affecté tany Belo ho commandant de compagnie; capitaine izy t@zany. Ny zanany vavy matoa Lucia izay aza nitsoaka azy fa tsy fantatro zay nihafarany. T@ législative voalohany nataon'i Faharo, tsy nanao propagande zany lôtra izy fa porte-porte; de fampitahorana ny hoe dorany ny tanana raha tsy lany eto @ity fokontany ity izy. Tsy lany i Faharo raha ny vato tao Belo fa ny vato tany ambanivohitra no nampiakatra azy vokatr'io teritery nataony io. Tsy hoe tsy fitiavana manokana azy akory, mifankalala tsara zahay, izy moa efa ray aman-dreny ka sarotra ny hifampiteniteny be.
10. fijo ( 19/12/2006 23:30)
lery aloha tsapa hoe olona tsy tia milamina izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6689