Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 17/12/2006 00:26)
Blood Diamond (Film)
Miala tsiny fa tokony nataoko tary amin'ny sarimihetsika ity saingy te hiresaka ny ato ampoko aho dia nanapa-kevitra hanao azy eto. Raha manampotoana ianao dia manasa anao aho hijery ilay Film Bloo... tohiny
novalian'i cutie ny 27/01/2007 12:14
degree ( 16/12/2006 22:20)
mahazaka fitiavana ve ?
Teo ampivohahana handeha hiasa mihitsy ny tenako gaga raha nahita ireto ankizy kely roa tokony ho 12 taona na 14 taona teo ho eo,indreo izy roa fa mifampitantana mampiaraka eny @ moron-dranomasina eny... tohiny
novalian'i degree ny 17/12/2006 19:24
bazylou ( 16/12/2006 21:04)
imerina nay ao amin'ny fr5
izao isika miteny izao!! vonjeo haingana fa mety ho tapitra io afaka fotoana fohy..... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2006 22:02
exdadabe ( 16/12/2006 18:29)
NOEL , noely ,25dec ??
Inona marina ny zava miafina fonosiny ? inona no tena marina ? ity aloha misy rohy alohan'ny hilazako ny hevitro http://catholique-nanterre.cef.fr/faq/fetes_noel.htm dia eo ary mba miandry ... tohiny
novalian'i exdadabe ny 17/01/2007 17:27
niryna ( 16/12/2006 17:35)
Herin'ny satana sy ny demony
Mrk 1:23-24.Ary niaraka t@ dia nisy olona ..azon'ny fanahy maloto;ary niantso mafy ralehilahy ka nanao hoe: Moa mifaninona akory izahay sy ianao ry Jesosy avy any Nazareta?Satana no lehibe ka manana h... tohiny
novalian'i jeankelly ny 24/01/2014 15:03
kitjo ( 16/12/2006 17:32)
1formatika.com
Angamba mba tsara tohanana itony site itony.. efa nataon'i bazylou tato ihany any @ hevitra hafa ilay izy fa averina ihany satria tsara ilay ezaka... http://www.1formatika.com... tohiny
novalian'i bazylou ny 17/12/2006 15:03
docteur ( 16/12/2006 16:32)
Fitadiavana orchestre
Salut daholo e, hono ho'aho rizareo, sao dia mba misy mahalala ka afaka manome ny coordonné-n'i Coco, ilay DJ nampandihy teny amin'ny Espace Vatomanga teny 67 Ha indray taona iry (fetin'ny Namana) ia... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 11:42
tezitra ( 16/12/2006 16:12)
vary any atsimo, detournement ?
Zavatra 2 no azo lazaina @ io: 1)Tsy ho any atsimo io vary io: -talata 12/12, manao antso avo fanampiana ny atsimo, jeudi 14/12 tonga ny vary avy any Japon? Rah tsy vary etsy ambatondrazaka, na ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:21
niryna ( 16/12/2006 15:20)
Trano misy lolo na matoatoa,marina ve izany?
Efa naheno ve ianao,na efa nipetraka na nividy trano mi sy lolo? Nisy tanana iray izay misy olona vaovao foana mividy ilay tanana avy eo anefa lasa olonkafa indray no mipetraka ao.Miova foana hono ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2006 18:39
Originale ( 16/12/2006 14:08)
Anyah
Iza aminareo no makafy an'i anyah.De maninona alefaso ny hevitra. Ahoana no fahitanareo anizy iny... tohiny
novalian'i Originale ny 10/03/2007 11:15
xxx ( 16/12/2006 11:17)
hevitra mandeha!!
Salama daholo!! Mba niezaka namaky ny hevitra mandeha eto@ ny resaka politika aho fa de vitsy no azo raisika fa de saiky resaka fandranitana sy fifampiantisna no betsaka! Alefaso ndray ny ady hevitr... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:25
xxx ( 16/12/2006 11:01)
La Gazette 16/12
PLEIN GAZ Délire ou désir : Perquisitions, arrestations, limogeages, inflation.... L’année 2006, ainsi que le premier mandat de Ravalomanana s’achèvent comme ils ont commencé. Plus exacteme... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/12/2006 08:46
zizi ( 16/12/2006 10:20)
Hono ho'aho
Hono ho'aho, sao mba misy mahafantatra ny titre lay hiran'i Mahaleo hoe ".... fa ny tany kosa kosa kosa mihodinkodina any... tsy miraharaha izany an..." Ohatrohatra io lay teny. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 11:40
soanja ( 16/12/2006 06:11)
Loterana sy FJKM sy ny hafa mifanakaiky
Hono hoy aho inona no tena mahasamihafa an'ireo rehefa miditra ao ampiangonana ka hiangona ao azafady? Ary raha misy mazoto hanazava inona ny antony nampisaraka an'ireo? Misaotra mialoha. Aty US inona... tohiny
novalian'i mimich ny 05/01/2007 13:56
kitjo ( 16/12/2006 05:32)
Ministeran'ny vola:nanjavona ny $
160millions ariary nanjavona Ny Fanjakana no mitory an! http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=3798... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/12/2006 08:47
niryna ( 16/12/2006 04:53)
Ny anjely.Efa nahita olona ve ianao ka anjely ilay izy?
Ny anjely dia olona mety hita maso na olona mitovy amin-tsika izao saingy hirak\'Atra ho an\'ny tsirairay. Ny fahafantarako azy dia sady tsy lahy izy no tsy vavy ary tsy miteraka.Ny fanontaniako sy m... tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2007 05:13
xxx ( 16/12/2006 03:39)
huitre
-Za dokotera vao nanandranaa nihinana huitre dia ohatra ny marary be izany ny kiboko -Mety tsy nosasanao tsara angamba ilay izy alohan'ny nanokafana azy -Fa angaha sokafana???... tohiny
Solitikabe ( 16/12/2006 00:10)
Mihinana ry reto gidro an
Kay matsiro tsy misy tahaka izany ny gidro ka izany no tena mba hihinanan'ny olona azy koa. Ianareo ve efa nihinana? Tsy haiko koa ny mametraka ilay sary eto koa... tohiny
novalian'i cutie ny 18/06/2007 18:42
bazylou ( 15/12/2006 22:57)
ianareo ve efa nahitan'izany
ny gazety le quotidien tamin'ny 11 12 06 dia mmilaza fa "" 30 cm de diametre hono ny norme ny lôtsy exportena aty ivelany"" Izaho aloha tsy mbola nahita e!!! nefa aty ivelany ary mpankany rungis mate... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/12/2006 08:49
fijo ( 15/12/2006 21:28)
rajaonarivelo pierrot
maninona kay ingahy io raha izao no miverina mody amin'izay e.toa maika be mantsy izy teo.... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0096