mahazaka fitiavana ve ?

1. degree ( 16/12/2006 22:20)
Teo ampivohahana handeha hiasa mihitsy ny tenako gaga raha nahita ireto ankizy kely roa tokony ho 12 taona na 14 taona teo ho eo,indreo izy roa fa mifampitantana mampiaraka eny @ moron-dranomasina eny,ka somary velom-panontaniana ny tenako hoe : mba inona kosa ary no mba vitan'izy ireny sa araka ny tenin'ny baiboly hoe mifankatiava dia manararaotra?
Ny ankizy ankehitriny ve no misy fivoarana sa ny fitaizan'ny ray amandreny no tsy ampy ? sa be fankatahaka ny malagasy ka ny fahitan'ireo ataon'ny lehibe no ampihariny eto indray ?:oops:manahirantsaina ihany ny mandinika zay ka mba ahoana hoy anao.......................?
novalian'i degree ny 17/12/2006 19:24
2. fasaly ( 16/12/2006 22:38)
degree: ny fitavana ange tsisy taona e! fitiavana madio mangarangarana ny an'ireny fitia tena mifamaly:wink:tsy misy takalony lay hoe mi pail lay bandy de tsy maintsy manome takalony lay sipa:-D:-D:-D film efa nandze tato io an!:wink: dia tsaroko tampoka:?
zà aza an ie ry degree tam classe de T1 dia efa nisy bandy iray kilasy nitia ahy e! de tonjany zvts fona zà de miray dabilio foana de mifakatia tsara:wink::-D
3. cutie ( 16/12/2006 22:42)
:-D:-D:-D:-D:-D
4. fasaly ( 16/12/2006 22:47)
:-D tena marina ange zany ry cutie e! tena fitiavana madio be ny anay mitsamy kely tamzany...tonjàny akoranjika madio be foana zà de ....zvts bdb....de atorony valin'ny kajy foana zà de mifakatia fatratra madio an! fa hita we misy fitiavana ...:wink:
5. cutie ( 16/12/2006 22:49)
:lol::lol::lol::lol:
6. degree ( 16/12/2006 22:55)
enytsy laviko anie izany fasaly,fa mba manontany kosa anie zah e, noho ny fankahatahaka ve sa voanjanahary sa fivoarana ,t@ dry teo ami'ny T1 anie marina fa fitiavana madio tokoa satria tsynisy zavatra vita fa dia vitan'ny hoe sipako i anona ,fa ankehitriny maro nyzavatra ateraky io fitiavana lasa aloiha io, misy ny fahasimbana ka maro noho izany no lasa tsy satriny any @ toerana famahizana tsy ampy taona ...............ka mbola havveriko indray hoe tsy ampy fitaizana ve sa ny ray amandreniny no tsy dia mivaky loha sa noho fahamaroan'ny zavatrahitany?
7. fasaly ( 16/12/2006 22:57)
degree: ary toa ianao no nanoratra farany nefa tsy hita zé nosoratanao?????:roll::roll::roll:zà saika hamaky:?
8. cutie ( 16/12/2006 22:58)
mbola havveriko indray hoe tsy ampy fitaizana ve sa ny ray amandreniny no tsy dia mivaky loha sa noho fahamaroan'ny zavatrahitany

izy daholo zany rehetra zany :lol::lol::lol:
9. fasaly ( 16/12/2006 23:00)
degree: mino aho fa voajanahary kosa lay fitiavana kely mitsiry am zazakely e! sy ny tsy ampy taona:wink: tsisy hifandrasiany am lay hoe maka tahaka na tsy ampu taiza sns.....fa mba he ity tanako ity fa tam mbola kely tany ampenarana defa nitia an'i an sy an tao ampenarana nefa mbola kely mitsy an! dobodoboka kely ny fo:P fa tsy lasa lavitra am sehatry ny olondehibe kosa alou fa araka ny filazako hoe fitiavana madio mangarangarana e!:wink:
10. degree ( 16/12/2006 23:03)
Eny sompatra mantsy ny reseau aty aminay aty ka izany no mahatonga io fasaly a !

de ahoana daholo izany rehetra izany : cutie ?
11. fasaly ( 16/12/2006 23:05)
hay zay vao voavakiko tsara lay valiny lazainao io ry degree;
raha ohatra kosa hoe zaza 12 ans sy 14ans no lasa voasarika am tsy tokony hatao dia avance lotra indray zareo izany amin'ny lay fandehany fa tsisy hidiran'ny hoe ratsy taiza angamba satria tsy araky ny RAD dool ange zay ataon'ny zanany any e!:wink: anefa tsy haiko ka! zà mbola tsy nitaiza zaza ka tsy haiko.....
12. fasaly ( 16/12/2006 23:07)
fa aiza i degree io ????fa sompatra ahona ny reseau???:P
13. degree ( 16/12/2006 23:12)
vao teraka anie ny zava-boary iray dia efa nisyfitiavana e raha io fitiavana madio io no jerena
Iza moa nyzazakely tsy tia an-dreniny ka mibadabada manonona hoe neny raha vao miannatra miteny,midododo manaraka an'i neny raha vao mianatra mandeha ,ary tsy misy atakalony an'i neny ny manondidina azy eo eny fa na i dada aza,fa eto indray hafa efa mandingana sehatra ambony ka saika lasaambony loatra aza noho ny annnn'y olondehibe ka izay no mampatahotra ahy.
14. cutie ( 16/12/2006 23:20)
Voalaza teo :
mbola havveriko indray hoe tsy ampy fitaizana ve sa ny ray amandreniny no tsy dia mivaky loha sa noho fahamaroan'ny zavatrahitany

tsy ampy fitaizana : na any am-penarana na ny any an-trano , no communication , de avy eo lasa manao sy manaraka ny zavatra hita, fa iny no hita we ara-dalana :-P
15. fasaly ( 16/12/2006 23:23)
degree: fangah nisy zaza tsy ampy taona hitanao nanao foana tany sa izy nifampitantana teny amrondranomasina fotsiny de lasa ny sainao:roll::?:
16. degree ( 16/12/2006 23:23)
indry matsy fahavaratra be ny aty aminay ka matetika no miantona ao ambadiky ny rahona mainty ao ilay resaeu kely mba hirakiraka hampitondraina hafatra ka lasa toa manadino indraindray , nefa nadia izany aza de miezaka ihany raha sandra mandalo tampoka izy eeee!mampalahelo be e!:roll:
17. fasaly ( 16/12/2006 23:25)
tsy azoko tampoka lay resakao hihihih!:wink:
18. cutie ( 16/12/2006 23:26)
fasaly :-D:-D:-D:-D
ratsy ny connexion satria fahavaratra ny andro :-D
19. degree ( 16/12/2006 23:26)
ie , maro tokoa io blem io aty e ! ka matetika mamoafady ny hafarany
20. cutie ( 16/12/2006 23:27)
aty koa :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3967