mahazaka fitiavana ve ?
21. fasaly
(
16/12/2006 23:29)
hihihihi! cutie: fahatapahanjiro tampoka marina:-D
degree: ary ny zaza tsy ampy taona any mitsy zany no avance be am lay fandehanjavatra raha izany ka!:?
degree: ary ny zaza tsy ampy taona any mitsy zany no avance be am lay fandehanjavatra raha izany ka!:?
22. fasaly
(
16/12/2006 23:33)
tena tsy azoko tsony lay resaka marinéééé!
tapaka ve ny jiro de mamoa -fady ny any aminareo???
ry degree sy cutie hihihih fanina aho marina kalou hande dodo fa mila matory kely:{:{:{:{
tapaka ve ny jiro de mamoa -fady ny any aminareo???
ry degree sy cutie hihihih fanina aho marina kalou hande dodo fa mila matory kely:{:{:{:{
23. degree
(
16/12/2006 23:37)
eny e! ratsy ny connexion voalazanao ,ka na de misy zavatra te hampitaina aza indraindray dia miandry izymandeha vao mba afaka mitafa e!
Fa hiverenako ilay resaka teo maro tokoa hoy aho ny loza aterak'io fitiavana eo @ zaza tsy ampytaona io ,enyekeko koa araka ny resak'i fasaly tery ambonyhoe mety efa tsy araky ny RAD ,nefaindraindray koa ny RAD no mampiseho zavatraeo imason'izy ireo ka ahaizany manao fanandramana de la la la ..

24. cutie
(
16/12/2006 23:40)
ka ze ataon'ny RAD ihany no ataon'ny zanaka koa :-D:-D:-D
manaranaka:-D
Fasaly efa we ratsy ny connexion any @degree fa fahavaratra ny andro
de ny aty aminay njay le zaza tsy ampy taona io koa no misy aty , zay le lazaiko we aty koa :-D
manaranaka:-D
Fasaly efa we ratsy ny connexion any @degree fa fahavaratra ny andro
de ny aty aminay njay le zaza tsy ampy taona io koa no misy aty , zay le lazaiko we aty koa :-D
25. degree
(
16/12/2006 23:49)
eny e! ekeko fa izay hitany ny zaza eo amboalohany ihany no hianarany ary ny hampianarina azy kosa no ahazoany lesona ,ka maninona ary raha mba ny tsara no ampianarina azy ? fa io anie mbola ho hainy ihany rehefa feno taona izy
de mametraka fanontaniana @ cutie ary aho hoe :raha ohatra icutie manana zanaka lehilahy kely eo @ 10 taona eo ho eo, moa ve de sainao ve ny mampiseho vatana tsy miankanjo eo aminy ao antrano ?,nefa izany dia misy tanteraky ny sasany asa angamba izany no atao hoe siviliser,dia toa izany koa ny mampiaraka ,tsy vitann'ny hoe miaraka fa manao pose eo imasonn'ny ankizy , de mazava ho azy fa de mahay lesona ny mpianatra ............

26. ramahaay
(
16/12/2006 23:51)
raha namaky sujet nareo dia tsy tokony nieritreritra lavitra satria tsy fantatrareo akory na mpinamana ry zareo na mpianadahy fa tsy araka ny hiadiankevitra:wink:
27. cutie
(
16/12/2006 23:52)
de mametraka fanontaniana @ cutie ary aho hoe :raha ohatra icutie manana zanaka lehilahy kely eo @ 10 taona eo ho eo, moa ve de sainao ve ny mampiseho vatana tsy miankanjo eo aminy ao antrano ?,nefa izany dia misy tanteraky ny sasany asa angamba izany no atao hoe siviliser,dia toa izany koa ny mampiaraka ,tsy vitann'ny hoe miaraka fa manao pose eo imasonn'ny ankizy , de mazava ho azy fa de mahay lesona ny mpianatra ............
tsy sahy za koa :-D:-D:-D:-D
28. cutie
(
16/12/2006 23:54)
eny e! ekeko fa izay hitany ny zaza eo amboalohany ihany no hianarany ary ny hampianarina azy kosa no ahazoany lesona ,ka maninona ary raha mba ny tsara no ampianarina azy ? fa io anie mbola ho hainy ihany rehefa feno taona izy
ka mety koa we ny RAd le zaza koa nanao ohtran'io t@ dry zareo mbola kely , de mitohy le izy refa manaranaka
29. xxx
(
16/12/2006 23:54)
Eny marin&a tokoa io stria misy nysasany na ny fampiarahana eo ambony farafara aza de tsy miafina intsony fa atao exposition eo devan'ny zaza ka malaky mahay ny mpianatra.
30. cutie
(
16/12/2006 23:55)
Mpandefa : ramahaay [ Valio ] 17-12-2006 00:51:36
Lohateny : Re : mahazaka fitiavana ve ?
raha namaky sujet nareo dia tsy tokony nieritreritra lavitra satria tsy fantatrareo akory na mpinamana ry zareo na mpianadahy fa tsy araka ny hiadiankevitra
tonga soa alou ramahaay:P
31. degree
(
17/12/2006 00:01)
ramahay :azo tsapain-tanana ary voaporofo fa gidragidra no niafarany ,ary tsy indray mandeha io fa matetim-piseho
32. fasaly
(
17/12/2006 08:31)
lazaiko anareo fa aty ivelany ny zaza gaté am tsy antony hihihihi! de zazakely iny efa manana ordi ohatra ao am chambre, video sns....fa zaza mbola vao 11ans efa manana carte canal+ de sahy mijery film pour adultes nedala, mino aho fa fatatry ny RAD izany matoa oemana fahalalahana am lay canal sy ny video sns....ka aiza moa izy no tsy hahay raha fa tsy voatery hoe ny RAD no mampiseho ny tsy fanao eo imasony:?
33. soleil
(
17/12/2006 08:55)
Amiko manokana aloha loatra ny zaza raha 12 sy 14 taona zany de efa mahay fitiavana , tiako lazaina le tena miditra @ sehatry ny fanaovana rapport sexuel mihitsy , nefa de tena misy tokoa zany a@ zao vanim-potoana iainantsika zao , idnridnra ny vhv ny bandikely aloha tsy de haiko
ny @ hoe RAD tsy mahay mitaiza VE ? angamba tsy misy an'zany loatra na dia misy ary ireo RAD diso baranahina loatra manara- maso y zaza
ny ahy ny zanako tsy dia mampaninona ahy loatra na mijery ireny film n'lon-dehibe ireny , zaho rahateo efahatry ny ela no nampianatra azy reo momba zany éducation sexeuelle zany , dia mihevitra ve sika fa hoe raha tsy mijery an'ireny ary ny ankizy de tsy ho hainy sy tsy hanao an'zany izy ?
misy ny ankizy précoce fa io ny ankizy ihany io , ny sainy sy ny manodidina koa angamba , ny manao fihetsika tsy de maotina kosa ndray de tena ekeko fa tsy mety zany
34. degree
(
17/12/2006 19:24)
Nefa kosa tsy dia miditra @ lalina loatra e! ary mba tokony feno taona (18ans) vao omena liberté