Anyah

1. Originale ( 16/12/2006 14:08)
Iza aminareo no makafy an'i anyah.De maninona alefaso ny hevitra. Ahoana no fahitanareo anizy iny
novalian'i Originale ny 10/03/2007 11:15
2. Fiffi ( 17/12/2006 11:43)
zah aloha mba tia hiany an ! heu...tsy de ny hirany rehetra (sady tsy aiko) fa misy aiko hiany sady tsara an ! :)
3. mysteria ( 17/12/2006 16:24)
za tena makafy any d lé k7 vol1 in zao ananako sad tsar feo b iz no maahy miira ko e!:(l)d toizo fona ny mozika fa zai makafy fona e!
4. bibilax ( 17/12/2006 20:03)
slt i anyah ve sipa mipetraka any larun iny , tsy haiko aloha izy izao na mbola any na tsia , ao @lay mpanao baolina malaza taloha izay izy no nipetraka tany larun, sipa kely tia mihirahira mintsy izy ny fahalalako azy de efa manambady izy izay raha tsy diso aho ,bandy kely izay no vadiny , toa tomponilay location de voiture eo antaninandro lay bandy na ny famille any , de zay no fantatro ok baye
5. kallie ( 18/12/2006 10:24)
i Anyah, efa any Tana, tsara b daoly ny hirany, lé anatin'ny album farany tsy lazaina tsony, ny clips koa efa mivoaka am mahazatra, efa afaka ampitaina am ny mpanao RNB rehetra. Za aloha Mpankafia e - singy tsy mety maazo an'io album farany io za atramzao, snif
6. kallie ( 18/12/2006 10:25)
saika adinoko, efa bevoka hono izy zao any, félicitation ô
7. Amazone ( 18/12/2006 21:54)
Za koa mpakafy Anyah!:wink: Tsara be ny feony. Ny hirany koa milay sady mifanaraka @ feony. Dé mirary soa ho azy hahavita tsaratsara koakoa hatrany.
8. stefy ( 20/12/2006 13:36)
anisany mankafy aho nefa ts mis fomba etiko iserasera @ny mits ko de ahoana zany:*(l):D
9. Originale ( 20/12/2006 14:35)
I anyah efa nanambady tam eritaona ty ny blogany ranyah.skyblog.com:D Vive Aina keliko
10. xxx ( 29/12/2006 07:57)
bonjour daôly nareo.misaotra anareo manohana sy mankafy. HO an'izay te ahazo le album 2 dia any am super musik ary Cora sy izay point de vente rehetra e.
Ny moyen de contact amiko dia ny mail rr_anyah@hotmail.com.
Bisous dôly sady mirary fety sambatra
Anyah(l)
11. Originale ( 14/01/2007 06:56)
Bjr,
manasa anareo mankafy an'i Anyah mba hifidy azy satria tafiditra ao @ ilay RTA Hit Parade awards 2006 izy dé alefanareo ny TUB 2 na CLI 2 ao @ 0323202121 na ao @ 0335602121
Dé manantena antsika izy o!:-*
12. Originale ( 10/03/2007 11:15)
Anyah teraka t@ 24/02/2007 teo ary d lahy kely ilay zaza. Yoann no anarany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361