Herin'ny satana sy ny demony
1. niryna
(
16/12/2006 17:35)
Mrk 1:23-24.Ary niaraka t@ dia nisy olona ..azon'ny fanahy maloto;ary niantso mafy ralehilahy ka nanao hoe: Moa mifaninona akory izahay sy ianao ry Jesosy avy any Nazareta?Satana no lehibe ka manana hery maizina sy fanahy devoly.Ny demony ao @ TV dia ireo izay mijaly noho ny gejan'ny satana.Mrk 3:10. 7:24-30.
Efa nahita olona ve ianareo petrahin'ny fanahy ratsy?
Nisy tantara iray ity.Matetika eto amintsika dia maka fanafody ny olona hitazomana varotra e sns,Nanankarena ilay mpivady noho izany ka feno ody ny fivarotana, nandeha ny varotra,tsy araka intsony ny vola.Maty anefa ity rangahy ka lasa niafara ny varilavo ramatoa,narary
tsy nahatsiaro saina,tsy maty nefa tsy mihetsika.Miresaka ny olona efa maty rehetra . Fanontaniana:misy manana tantara nitovy izany ve ary ahoana no nataonao,inona no nitranga ilay olona rehefa nilatsahan'ny fanahy maloto ilay olona,nivava vahana ve sa...Alefaso ary ny dinika

répondu par jeankelly le 24/01/2014 15:03
2. soanja
(
16/12/2006 18:03)
Ie imbediambe dia efa nahita olona nipetrahan'ny fanahy ratsy aho ary amin'ny alalan'ny asa ataony no ahitana taratra izany.
Ary zah manokana dia efa saika na efa nipetrahan'izany. Atao ahoana fa izay ity tany ipetrahantsika ity.

3. Achia
(
16/12/2006 18:54)
reny fanafody alaina sy tazomina ireny no atao hoe antenina paragolikan'isatana :°)
4. ikaretsaka
(
16/12/2006 23:46)
ny zavatra rehetra dia azo ampiasain'i satana sy andriamanitra daholo hanehoany nyheriny
..
tadidio fa i satana efa nampiasa ny tenin'ny soratra masina..
ary mampiasa izany foana rehefa mitady hanamarina ny cause-ny !

5. Fiffi
(
17/12/2006 12:02)
tsy tery lalàna hono ny ratsy sy ny devoly fa anjaran'ny tsirairay no manamafy ny fivavahany mba tsy ho voasarikin'ny ratsy zany ...sy ny fakam-panahy.
6. niryna
(
17/12/2006 12:42)
Marina ny teninao ry ikaretsaka.Hatramin'izao dia vao maika mitombo ny mampiasa ny herin'ny satana na any am-piangonana aza.Hatrany amin'ny lohany mihitsy ary avelan'Atra hanjaka ny satana fa saingy tsy maharitra
Izay no mahatonga ny olona tsy mahafantatra na mitsa katsaka.Alefany daholo ny miaramilany handavo ny olona ary matetika ny olona tena mpivavaka no dinga niny, tsy tiany hiala ao amin'ny fahefany.Ny fiana kaviana, vady, zanaka,namana,mpiara-miasa ary ireo olona manodidina anao no fitaovana am-piasan'ny sata na hamotehana anao.Izany no mahatonga ny tafio- drivo tra ao an-tokan-trano, ny zanaka maditra, ny vady ma nitsaka, ny mpiray tampo tsy mifandevona, ny havana tsy mifampiteny mandritra ny fotoana maro sns. Ireo rehetra ireo anefa dia vavaka daholo sy fahaizana mamela ary mamela ny tenan'ny tena no apinga hiadina ity herin'ny satana ity.

7. ikaretsaka
(
17/12/2006 13:40)
niryna:

izay ilay ilazakofoana hoe fantaro daholo ny rehetra aloha.
jereo @ alalan ny zavatra rehetra andriamanitra fa tsy ao anaty soratra masina sy ao am-piangonana ihany
"finding god in all things" e
8. mpanota
(
19/12/2006 13:01)
Ny anareo moa raha vao zavatra gasy dia asan'ny santana sy nyy maizina avokoa ô!
FA MANINONA ARY LAY ANDRIAMANITRA IVAVAHANAREO IZANY NO TSY NANDRAVA AN'I MADAGASIKARA HATRIZAY TOY AN'I SODOMA SY GOMORO
Ialako tsiny aloha raha manonona anaran'olona toy izany ary hifonako raha toa izany no atao hoe manota
Sa sao dia enareo kosa no mampanota eh , interpretation 'nareo ve izany sa ilay tena vérité eh
Efa nodinihanareo sy nofakafakainareo tsara ve aloha lay teny hoe "ny finoana ahavitana mamindra tendrombohitra "
finoana izany aloha zavatra "metaphysique " izany ary ao anatinao io ary na zavatra tsy misy heverinao fa hisy dia hisy tokoa ao aminao manokana io (ny tenanao irery ihany no mahita izany )
Avy eo mi-délire ,.... dia lkazaina fa misy demonia izay tsy misy hafa @ effet ny drogue
Ny olanako izao dia ny miezaka ny mahafantatra hoe misy marina ve ny demonia (reelle) sa misy ao @ eritreritr'izay mampisy azy ihany?
Karl Max :" la religion est l'opium du peuple"
:twisted::twisted::twisted:

9. Rasiligaoma
(
19/12/2006 15:14)
ikaretsaka:
"finding god in all things" e
Tadiavina ao anaty zavatra rehetra Andriamanitra...
ao anatin'i Karl Marx koa
10. prime
(
20/12/2006 14:44)
Fa isika eto @ sera2 izany mahafantatra ny fomba fiady amin'i satana avokoa?... ny firesaka hitako mantsy dia toa manana expériences daholo hoe "satàna mampiasa ny soratra masina", "satàna foronina fa ny tsirairay ihany no mahafantatra ny tokony hatao"... "satàna mahafantatra ny asany sy ny olony"... dia te hanontany izaho hoe : araka ny tsirairay, inona no fiady mahomby raha izany araka izay expériences ananan'ny tsirairay izay?...
niryna> izay tantara mikasika ireo demoniaka rehetra ao amin'ny baiboly dia tena miseho avokoa ary mirongatra betsaka aza ankehitriny... izaho tsy te-hitantara loatra satria tsy dia mahasoa ny fahafantarana an'izany, satria lasa toy ny angano sy arira no andraisana azy fa tsy amin'ny finoana...

11. Fiffi
(
21/12/2006 06:55)
prime:miambina.....
inona no fiady mahomby raha izany araka izay expériences ananan'ny tsirairay izay?...
12. niryna
(
22/12/2006 07:14)
Prime a tantarao fa tsy maninona, izay mihitsy no mahatonga ny lohateny.Mitantara ny Atra mamaly vavaka isika ary miteny ny herin\'ny satana.Ny olona sasany dia mitsikera fotsiny.Ny herin\'ny satana anie dia tsy lavitra fa soa lazaina hoe zavatra ratsy misy tandroka.Anjelin\'ity tany ity izy ary azy ity.Manana miaramila izy ary ireny no ao mihindrana ny tavan\'ny olona sy izay manaiky ampiasany.
13. ikaretsaka
(
23/12/2006 03:12)
prime:
nona no fiady mahomby raha izany araka izay expériences ananan'ny tsirairay izay?...
Ny fahafantarana ny fahavalo aloha...
dia ny fiambenana,
14. niryna
(
23/12/2006 03:27)
Ny herin\'ny satana dia maro ary maro toy izany koa no tsy avelany.Misy anarana herin\'ny satana iray ity\" voodoo.Tsy haiko tsara ny fanoratra azy.Herin\'ny maizina toy ny manao mazia, manao ody mampivoaka ny olona alina, manimba olona fa tsy manasitrana olona.Io voodoo io hono dia maka sari-bakoly iray ilay olona ataony mitovy ilay olona tsy tiany ary dia tsy fantatro izay ataony fa tsindrominy ny paingotra hono ilay saribakoly ka izay tsobarany dia marary ilay olona tsy tiany.
15. ikaretsaka
(
23/12/2006 03:44)
fa mahagagaga ho'a ny olona rehefa tsy hainy ny manazava ilay zavatra dia lazainy fa herin'i satana foana..
nanana mpanampy mpandalotra tambanivohitra izay ahako t@ projet nataoko tany antsimo tany
indray andro mba nalaiko sary t@ phone izy dia tratrany nanao connection wireless tamin'ny bluetooth aho fa saika hampiseho anazy @ ecran an'ilay ordi ny sariny
dia hitany ny nanaovako azy...
dia milalao devoly hono aho fa tsy misy fil .. tsy misy ninoninona nefa mifindra ilay sary!
magie hono asan devoly
io ilay lazaiko hoe fantaro aloha fa lasa minomino foana

16. niryna
(
23/12/2006 03:59)
Isika anie dia mino fa ampiasain\'ny satana ny miaramilany e ka na any am-piangonana aza dia mitombona io.Misy pasitera iray manasitrana olona ary toa fantany hono ny aretin\'ilay olona na mbola tsy miteny aza izy.Jerevanao izao ny olona sitraniny toa mikiakiaka milaza ho sitrana daholo.Mandinika ilay fond aho na backround ao aoriana maitibe foana no ataony kanefa fiangonana,jerevako ny tarehiny manosotra manjamaso kanefa pasitera.Omeny rano ho sotroina ny olona fa mahasitrana ny aretina rehetra hono ka mba te-ho sitrana koa ny tena dia nandefasany ary dia hoy izy hoe ataovy ao ambanin\'ny ondana indray alina aloha, tsy niteny mihitsy izy hoe mivavaha.Nandefa mari-bola izy avy eo kanefa hoe maimai-poana ilay ranomanasitrana.Ny anarako diso nalefany kanefa izy nilaza fa efa nivavaka ahy ho roa herinandro.Tonga aho dia tsy nino hoe herin\'Atra izany io fa ao anaty baiboly Jesosy milaza fa hisy mpaminany hiantso ny anarako hanasitra sy hamitaka.
17. ikaretsaka
(
23/12/2006 23:35)
fa eken'i nirina ve io aloha ?
zahako:
fa mahagagaga ho'a ny olona rehefa tsy hainy ny manazava ilay zavatra dia lazainy fa herin'i satana foana..
18. soanja
(
24/12/2006 00:01)
ikaretsaka:
fa eken'i nirina ve io aloha ?
zahako:
fa mahagagaga ho'a ny olona rehefa tsy hainy ny manazava ilay zavatra dia lazainy fa herin'i satana foana..
=))=))=)) variana aho ka. Soa fa misy an'ity forum ity marina mba hanatsarana ny hozatarehy.
19. ikaretsaka
(
24/12/2006 03:37)
ko angah atsy marina izany ry soanja...
bedebe mihitsy ny olona manao an'izany hoe tsy hainy ny manazava azy na tsy azony, na iniany tsy ho azo ny fanazavanao dia
.... "ha asan-devoly" hono.
tsy haiko aloha fa mpahazo ahy tany ambanivohitra tany io rehefa miasa any e!
ny mandrehatra afo @ alalan'ny loupe sy ny herin'ny masoandro ko efa nataony ho lasa "asan-devoly" fa tsy azony ilay mahatonga azy

20. niryna
(
25/12/2006 03:18)
Ndry mampalahelo izany olona izany.Manaiky ny herin\'ny satana aho ka ary miantra antsika isan\'andro io indrindra rehefa mino azy tanteraka isika dia vao maika sedrainy amin\'ny zavatra maro,ny herin\'ny satana anie hoy aho dia tsy hoe ireny misy tandroka ireny, eritreritra fotsiny ny an\'ny olona,fa ampiasainy izy amin\'ny olona manodidina anao ka izay akaiky anao indrindra no matetika homeny fanafitohina hiady aminao.