Herin'ny satana sy ny demony
21. ikaretsaka
(
26/12/2006 01:56)
ka izay ange no teneniko an'i Niryna hoe fantaro sy hadihadio daholo aloha e...
Bluetooth ve de asandevoly, rano mangotraka ao ambilany ve de asandevoly?

22. niryna
(
26/12/2006 03:23)
Fa angaha misy miteny ireo lazainao hoe asan'ny devoly ireo ry ikaretsaka.koa raha izany ny tainomby fahiny tsy nisy namadika izany koa raha mamadika an'io izany ny olon-kafa tsy lazainy hoe nisy devoly nandalo teto?
23. soanja
(
26/12/2006 04:04)
ikaretsaka:
ko angah atsy marina izany ry soanja...
bedebe mihitsy ny olona manao an'izany hoe tsy hainy ny manazava azy na tsy azony, na iniany tsy ho azo ny fanazavanao dia
.... "ha asan-devoly" hono.
tsy haiko aloha fa mpahazo ahy tany ambanivohitra tany io rehefa miasa any e!
ny mandrehatra afo @ alalan'ny loupe sy ny herin'ny masoandro ko efa nataony ho lasa "asan-devoly" fa tsy azony ilay mahatonga azy
Manaiky tanteraka ny teninao aho ka. De izay no nametrahako ilay fanontaniana ary ambony hoe amin'ity Milenioma faharoa ity ve dia mbola misy ny tsy fahazavana ara-tsaina ho antsika izay mba notsilovin'ny vintana? ny any ambanivohitra indray hafa satria iny ara no fahalalana mba nomena azy koo. Fa atoro azy ny tena fahamarinana dia hisokatra ny masony ka tsy hiteny izany intsony izy ry Ikaretsaka.
24. ikaretsaka
(
26/12/2006 04:06)
izay koa 1..
fa any ambanivohitra hoa bedebe ny manao an'io : Izany hoe
rehefa tsy hainy ny manazava ny mahatonga ilay phenomenon dia hoe asan-devoly hono.
izay ilay hevitra tiako hahatongavana---> halalalino aloha alohan'ny hitenenana sao hanao torak'izany koa..

25. soanja
(
26/12/2006 04:35)

Arako tanteraka.
26. Rasiligaoma
(
26/12/2006 08:03)
ikaretsaka:
izay koa 1..
fa any ambanivohitra hoa bedebe ny manao an'io : Izany hoe
rehefa tsy hainy ny manazava ny mahatonga ilay phenomenon dia hoe asan-devoly hono.
izay ilay hevitra tiako hahatongavana---> halalalino aloha alohan'ny hitenenana sao hanao torak'izany koa..
marina dia marina!
27. prime
(
26/12/2006 12:02)
Olona maro no efa nofatoran'i satàna sy nohandevoziny fa rehefa nihaona tamin'i Jesosy ireo dia novahàny ary voavonjy...
Chorales vavy (vao 15 taona t@ izany raha nisy dia nisy) iray niaraka taminay fony mbola tanora no nihetsika indray andro nefa dia tena mpanompo mahatoky sy mazoto amin'ny asa tsara teo amin'ny fiangonana izy... lehilahy 8 nefa tsy mahatàna azy rehefa mihetsika izy... ary ilay fihetsehana dia amin'ny fotoana iray foana (isanandro isa-maraina sy isaky ny alahady amin'ny 3ora ohatra)... ka tamin'izany no nanehoan'Andriamanitra ny voninahiny... ka isaky tonga ny mpanompon'Andriamanitra (mpitandrina sy mpiandry) dia mihetsika izy... rehefa atao ny asa nefa dia manohitra tsy misy toy izany ilay ratsy ary mamaly mihitsy... ilay tovovavy rahateo moa dia mijaly be sy mitantara ihany koa indray2 ao anatin'ny fihetsehana fa misy olona mainty be ngezabe, menamaso be mangeja azy ary lazainy fa tsy mamela azy hiteny... (fa rehefa atao ny asa dia matetika izy no tadiavin'ilay ratsy na ampatoriana, na ataony miraikitra ny lela hany ka tsy afaka manonona na dia ny anarany sy ny anaran'i Jesosy aza... dia toy izany hatrany... fa nohafahan'i Jesosy izany tovovavy izany fa lasa mpanompon'Andriamanitra mahatoky ary mitoetra tsara ao Aminy amin'ny fitiavana ireo tanora zandriny rehetra ka lasa mana-talenta manokana ankehitriny amin'ny fitaizàna zaza sy ankizy...
Taty aoriana (nony afaka izy) no nahalalàna fa nandrora tovolahy mpiambina ireny (gardien) no tsaroany raha nanadala azy ilaio...
...hatreo aloha...

28. ikaretsaka
(
26/12/2006 12:34)
ary ireny olona ireny ve misy zavatra nataony no mahatonga an'i satana ho ao aminy e?
29. prime
(
26/12/2006 14:07)
ikaretsaka> Misy zavatra atao foana ireny fa ny fiasan'i satàna no tena tokony iambenana... ka na isika aza anie rehefa tsy mitandrina indray2 dia manaotao foana mihitsy e... fiara sendra nitsiripaka ny an'ny sasany dia mampiteny ratsy (manompa @ klaksôna), adala mivandravandra izao dia mbola rangitina ihany, famadihana efa hita fa faty no lalaovina dia mbola angatahana fitahiana ihany... (maro ny tranga fa ny toerana misy an'Andriamanitra dia tsarovy fa tsy lavitra eo ny devoly)... fa indray2 zavatra tsy eritreretina ho ratsy na mahazatra be izao dia efa mety hahatonga ny "possession" hisy... ary izany indrindra no tsy hanamarinan-tena rehefa sendra fitsapàna sy ady mafy satria eo indrindra satàna no maneho ny hafetseny...
T@ io notantaraiko io dia nandrora "gardien" kômôriana nanadala azy ilay tovovavy dia efa tratra...

30. ikaretsaka
(
26/12/2006 17:33)
hanky va re..
tandremo ihany ny fihetsika raha izany k'tyyyy!
io ambom-po sy fihetsika tsy vohaevitra io e

31. LazaDaddy
(
02/01/2007 04:33)
niryna:izaho dia imbetsaka no voafitaky ny fanahy ratsy:
Efa nahita olona ve ianareo petrahin'ny fanahy ratsy?
- rehefa mandainga (tsy afeniko fa efa nandainga imbetsaka aho)
- rehefa manambony tena fa tsy manetry tena (izaho koa dia efa im-betsaka no nanambony tena)
- rehefa kamo mamaky sy mianatra ary miaina ny Tenin'Andriamanitra (efa voan'io imbetsaka koa aho)
sns...
Tsy misy mahamenatra ahy ireo satria zavatra efa vitako, fa ny fiadiana nanontanian'i Prime no omeko valiny, ho an'izay liana dia ao @ Baiboly io.
Dia ialako tsiny ho an'ny "antikristy" mpanenjika Baiboly fa ao @ Baiboly ny valin'io fanontaniana io:
Efesiana 6:11 Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.
33. LazaDaddy
(
02/01/2007 04:51)
Dia ialako tsiny ihany koa ho an'ny "antikristy" mpanenjika Baiboly fa ao @ Baiboly ny valin'io fanontanian'ikaretsaka io:
Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana, fahalemem-panahy, fahononam-po Galatiana 5:22-23

34. ikaretsaka
(
02/01/2007 05:47)
Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana, fahalemem-panahy, fahononam-po Galatiana 5:22-23
toa manao an'ireo daholo ilay lazainao fa 'antikristy' ko
ilay aty kristy nandray fanahy ireo fa tsy ilay teny a
37. LazaDaddy
(
02/01/2007 06:26)
xxx> iza avy izany olona nolazaiko fa antikristy izany? Tsy anjarako ny hitsara sy hanonona anaran'olona na dia endrikendrehina manao izany aza aho, fa famaritana ankapobeny no nomeko sy hamafisiko:
antikrista izay manenjika ilay Tenin'Andriamanitra tonga nofo voarakitra ao @ BAiboly

38. xxx
(
02/01/2007 06:32)
Tsy haiko ka, ary tsy niteny aho hoe nanonona anaran'olona ianao na nitsatra. Hoy aho hoe raha io sokajy nataonao io, dia izay tsy baibolista dia antikristy. Sa tsy narahabaina ny olona hafa hoy aho, mbola mametraka safidy hafa anie aho e ! :lol:
39. LazaDaddy
(
02/01/2007 06:36)
Izao ny sokajy napetrako:
- antikrista izay manenjika ilay Tenin'Andriamanitra tonga nofo voarakitra ao @ Baiboly.
- Baibolista izay mamaky sy mianatra ary miaina ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao amin'ny Baiboly (tsy anampiana sy tsy anesorana)

40. ikaretsaka
(
02/01/2007 12:32)
- Baibolista izay mamaky sy mianatra ary miaina ny Tenin'Andriamanitra voarakitra ao amin'ny Baiboly (tsy anampiana sy tsy anesorana)
ary le nesorin i lotera ahoana.. izy koa ireny?:lol: