Hono ho'aho

1. zizi ( 16/12/2006 10:20)
Hono ho'aho, sao mba misy mahafantatra ny titre lay hiran'i Mahaleo hoe ".... fa ny tany kosa kosa kosa mihodinkodina any... tsy miraharaha izany an..." Ohatrohatra io lay teny. Misaotra mialoha.
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 11:40
2. Fiffi ( 16/12/2006 11:00)
jereo ato fa ao daholo ny hiran'ny Mahaleo rehetra !
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=1
3. zizi ( 17/12/2006 11:38)
Misaotra an'i Fiffi ihany aloha e. Haiko ny mijery any amin'io tononkira io fa ilay titre-n'io hira io mihitsy no tiako ho fantatra. Eny e, hiezaka hisahirana hijery azy amin'ireo hira be dia be ireo aho rehefa tsy misy mahay avy hatrany e. Tsy maintsy misahirana:):)raha te hahazo ny soa. Ianareo ve misy manana eritreritra hanadeha any amin'ny mahaleoololympiade volana juin 2007 ? :):)
4. Fiffi ( 17/12/2006 11:40)
iƩ ! zah aloha de ho any @ io an ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1707