Misaotra an'i Fiffi ihany aloha e. Haiko ny mijery any amin'io tononkira io fa ilay titre-n'io hira io mihitsy no tiako ho fantatra. Eny e, hiezaka hisahirana hijery azy amin'ireo hira be dia be ireo aho rehefa tsy misy mahay avy hatrany e. Tsy maintsy misahirana:):)raha te hahazo ny soa. Ianareo ve misy manana eritreritra hanadeha any amin'ny mahaleoololympiade volana juin 2007 ? :):)