ianareo ve efa nahitan'izany
1. bazylou
(
15/12/2006 22:57)
ny gazety le quotidien tamin'ny 11 12 06 dia mmilaza fa "" 30 cm de diametre hono ny norme ny lôtsy exportena aty ivelany"" Izaho aloha tsy mbola nahita e!!! nefa aty ivelany ary mpankany rungis matetika!!
novalian'i Fiffi ny 16/12/2006 08:49
2. malalatinasoa
(
15/12/2006 23:50)
bazylou:
ny gazety le quotidien tamin'ny 11 12 06 dia mmilaza fa "" 30 cm de diametre hono ny norme ny lôtsy exportena aty ivelany"" Izaho aloha tsy mbola nahita e!!! nefa aty ivelany ary mpankany rungis matetika!!
So de mbo oe 30mmm kosa ry bazyl:?: ka ny lotisy refa mialona andro na traiterna aza dia mihena ihany ny taux d'humiditeny dia mifintina. Ny 30mm frais klou de bobaka be any tamaga e.
3. ikaretsaka
(
16/12/2006 03:50)
30 MM kosa io e fa mety diso tsipelina ry zalahy..
any am-potony io de bobaka be
any am-potony io de bobaka be
4. kitjo
(
16/12/2006 05:34)
ka satria Le Quotidien no nandefa azy dia tsy maintsy lazaina eto
raha tena cm no any dia diso frapy zany, manque de professionalisme!
raha tena cm no any dia diso frapy zany, manque de professionalisme!
6. ikaretsaka
(
16/12/2006 06:39)
ny C sy ny M samy eo akaikin'ny spacebar fa ny 1 eo ankavia de ny 1 havanana,
dia mba nifamadika ny gauche droite fa mba reraka ilay ni type.
meteza eo @ toerany!
dia mba nifamadika ny gauche droite fa mba reraka ilay ni type.
meteza eo @ toerany!
8. kitjo
(
16/12/2006 07:31)
tokony misy review ihany aloha alohan'ny edition
@zavatra toy itony tsy azo anaovana foty tahak aizany...mety hanova zavatra be!
soa ihany fa resaka letsi!!!
@zavatra toy itony tsy azo anaovana foty tahak aizany...mety hanova zavatra be!
soa ihany fa resaka letsi!!!

zao ny litchis......