imerina nay ao amin'ny fr5

1. bazylou ( 16/12/2006 21:04)
izao isika miteny izao!! vonjeo haingana fa mety ho tapitra io afaka fotoana fohy..
novalian'i fijo ny 20/12/2006 22:02
2. kelly13 ( 17/12/2006 14:02)
iiii tsy nahita za fa tara b i bazyl vao niteny :p
3. mpanota ( 17/12/2006 14:29)
ratsy mihitsy zany fomba fiteninao izany ah
4. kitjo ( 17/12/2006 15:22)
za koa tsy dia mankasitraka ilay fiteny na dia marina aza...manimba ny sofin'ny sasany toy ny mihantsy izao ry bazyl an
5. bazylou ( 17/12/2006 16:01)
fa inona no tsytianareo amin'izany!! filazan fotsiny io fa izay tsy tia mandana miparitaka e!!
6. xxx ( 17/12/2006 16:40)
7. xxx ( 17/12/2006 16:45)
fa inona hono no tao e!?
8. xxx ( 17/12/2006 23:47)
Betsileo taignagnay
9. ronaldo09 ( 18/12/2006 10:53)
Dia tsy hitako hoe inona ny olona eto amin'ny fomba fiteny ,ka io mihitsy no lohateny tao amin'ny france 5 dia io no nosoratana ka inona no anakianana eto!
10. fijo ( 19/12/2006 23:15)
dia inona nefa no nisy tao fa izahay tsy maharaka e
11. ronaldo09 ( 20/12/2006 09:09)
Za ange tsy nahita e!Ibazy zao no tokony hitantara eto!
12. fijo ( 20/12/2006 22:02)
ka lery no andrasana eto izao ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0567