vary any atsimo, detournement ?

1. tezitra ( 16/12/2006 16:12)
Zavatra 2 no azo lazaina @ io:
1)Tsy ho any atsimo io vary io:
-talata 12/12, manao antso avo fanampiana ny atsimo, jeudi 14/12 tonga ny vary avy any Japon?
Rah tsy vary etsy ambatondrazaka, na bealanana, na marovoay, na sambirano, ou bezaha izy ity; d'autant plus que var @ tonne:
c'est une operation mediatique, ary ny nul rehetra teto gobe tout ça sauf xxx
raha tsy hoe nahery ny pression -nay
2)atao hoe marina:
-raha aide maninona no amidy?(satria misy ampahany amidy hono)c du detournement;voky indray ny TIko
-raha novidiana, maninona no any Japon,tany mandroso lafo vary ny any ; ny any inde, chine, bangladesh no mora vary. vola miditra ho an'ny TIM indray io, au dos des pauvres du sud, satria à leur nom no nanaovana azy

serasera sarisary sorisory
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:21
2. diamondra27 ( 16/12/2006 16:26)
ny ambato koa toa hoe: nahazo koa
3. kitjo ( 16/12/2006 17:30)
Japon nanome aza tsy sarotiny fa aza dia marary fo ry tezitra an!

Marina tokoa fa tsy valin' ilay antso avo io, fa mety efa nisy antso "iva" na ambadika nataon Fanjakana talohan' ilay teny Iavoloha teo t@ Japon...

iznay no midika fa na teo aza ny fanomanana fifidianana tsy nisakana ny mpitondra mba hiasana izany fa sady nieritreritra ny vahoaka noana ihany izy!

Ny tokony lazain' i tezitra izao dia ny hoe "fa maninona no omendry zareo vary ny any atsimo nefa tsy dia ambony lotra ny vato azo tany"
hhuummmm

Maninona moa raha amidy ny ampahany@ilay izy? mino aho anefa fa tena mora tokoa...misy couts maro isan-karazany ao na mba resaka strategie ihany koa @ fomba fizarana azy...ianao no nilaza fa "ampahany" no amidy an!
4. Samoana ( 17/12/2006 08:00)
Efa tokony mahafaly aloha hoe misy vary tonga, na ho an'iza io na ho an'iza e !
Miandry ny vaovao "mari-pototra" hitan'i tezitra indray momba izany détourneman izany : vahoaka tim sa vahoaka arema, vahoaka avi sa havanana, ets ets... no nilahatra nomena na nividy ireo vary ireo ?
5. sasa ( 17/12/2006 09:12)
hi hihih d miandry an'i tezitra sy lahiniriko Jean izahay aty atsimo handefa vary ho anao fa noana izahay e!=))=))
6. ronaldo09 ( 17/12/2006 10:22)
kitjo:

Japon nanome aza tsy sarotiny fa aza dia marary fo ry tezitra an!

Marina tokoa fa tsy valin' ilay antso avo io, fa mety efa nisy antso "iva" na ambadika nataon Fanjakana talohan' ilay teny Iavoloha teo t@ Japon...

iznay no midika fa na teo aza ny fanomanana fifidianana tsy nisakana ny mpitondra mba hiasana izany fa sady nieritreritra ny vahoaka noana ihany izy!

Ny tokony lazain' i tezitra izao dia ny hoe "fa maninona no omendry zareo vary ny any atsimo nefa tsy dia ambony lotra ny vato azo tany"
hhuummmm

Maninona moa raha amidy ny ampahany@ilay izy? mino aho anefa fa tena mora tokoa...misy couts maro isan-karazany ao na mba resaka strategie ihany koa @ fomba fizarana azy...ianao no nilaza fa "ampahany" no amidy an!

Tena olona mamoaka teny tsy am-piheverana mihitsy ity kitjo ity !

7. kitjo ( 17/12/2006 15:26)
alefaso hoe le hevitra heverina be ry ronaldo

ka mamaly resaky ny tsy misaina ko!!!

izy ary mahatsiaro...ka aiza izay anareo ary refa tsy tianareo ny oemn' i ravalo e!
8. MTN ( 17/12/2006 16:21)
omena vary tezitra tsy omena vary tezitra

Tsy hitako mihitsy izay maha-detournement an'izany. Aiza koa eto an-tany no misy vary zaraina fotsiny?
9. kitjo ( 17/12/2006 16:51)
ka ny azy ange izay moindre move rehetra tsy maintsy oe mi-kritika izy ....

nddray mety na ny zavatra lazainy aza tsy fantany akory
10. mimich ( 18/12/2006 07:28)
tezitra> tena miaiky ny fahaizanao misafidy ps aho fa tena marina ilay izy. Toa mbola tsy nahita lohahevitra narosonao teto ka nahitana taratra we \"faly na mirana ianao\", dia manontany tena aho hoe : de toy izany hatrany ve n fiainanao, tsy mijery afa tsy ny zavatra mety hahatezitra ny tenanao????
11. andratax ( 19/12/2006 12:04)
voalaza teo
)Tsy ho any atsimo io vary io:
-talata 12/12, manao antso avo fanampiana ny atsimo, jeudi 14/12 tonga ny vary avy any Japon?
Rah tsy vary etsy ambatondrazaka, na bealanana, na marovoay, na sambirano, ou bezaha izy ity; d'autant plus que var @ tonne:
c'est une operation mediatique, ary ny nul rehetra teto gobe tout ça sauf xxx
raha tsy hoe nahery ny pression -nay
2)atao hoe marina:
-raha aide maninona no amidy?(satria misy ampahany amidy hono)c du detournement;voky indray ny TIko
-raha novidiana, maninona no any Japon,tany mandroso lafo vary ny any ; ny any inde, chine, bangladesh no mora vary. vola miditra ho an'ny TIM indray io, au dos des pauvres du sud, satria à leur nom no nanaovana azy

efa nohamarinna ve sa dia fitiavana te hanohitra indray?
fa na ny hevitrao aza toa tsy sahinao hamarinina akory
raha aide maninona no amidy?(satria misy ampahany amidy hono

rehefa hiteny ry zala dia aleo tonga de le marina fa tsy asiana hono fa manjary tezi-dava eo nareo a.
12. fijo ( 19/12/2006 23:21)
ô ry zalahy an,izay vao mba nisy hafatra voavaly haingana,ka mbola inona indray no kianina?????
nareo ngamba,na dia fahanana sakafo aterina eo ambava mihintsy aza mbola hiteny indray hoe :"tsakoy aloha fa izahay hitelina fotsiny"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051