Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 18/12/2006 16:31)
te ho any @ paradisa daholo kanefa...
raha vao marary na misy zavtra manjo dia matahotra ny ho faty. Contradictoire be ilay izy.... tohiny
novalian'i cutie ny 03/01/2007 00:58
DONGAKA ( 18/12/2006 15:57)
Vokatra ny voankazo isan-karazany izao nefa........
Volana désambra vokatra daholo rehefa karazana voankazo ao ny : ny paiso ny manga ny letisy...ary fotoanan'ny orana ihany koa izao KANEFA dia maloto dia maloto ny tanàna. FAKO etsy fako eroa ...Avy... tohiny
novalian'i soanja ny 23/12/2006 15:56
pissoa ( 18/12/2006 15:13)
Tononkalo vaovao
Miarahaba Toa tsy ao intsony ilay misy hoe [b]Tononkalo vaovao[/b] ao amin'ny vetso.serasera.org kay ... sa nafindra toerana fotsiny fa tsy hitako :oops: Misaotra.... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 31/05/2023 15:53
xxx ( 18/12/2006 13:32)
Tia mpampianatra
Arak'ilay hiran'i TEmpo gaigy hoe "Ramose moa namako ô , ramose akamako ô"; Saika mba hanontany anareo aho hoe , efa "tomber amoureuse na amoureux" na mpampianatra ve nareo? za nisy prof nay za... tohiny
novalian'i lila ny 21/12/2006 10:13
bazylou ( 18/12/2006 12:09)
sao dia mba tsary mety
ihany ity fanenjehana gosy droite ity ry timm!!! sao dia mba lasa guerre tribale io vao gaga ianareo!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 05:54
hery ( 18/12/2006 12:08)
3v = 3s
In le 3v de in le 3s raha 3v = 3s ? :-w... tohiny
novalian'i pissoa ny 25/12/2006 21:53
jhouhlambout ( 18/12/2006 11:41)
Inona ny cadeau nangatahanareo t@ Dadabe Noely?
Juste par curiosité:@... tohiny
novalian'i Stretch ny 21/12/2006 23:19
ronaldo09 ( 18/12/2006 11:19)
Raikitra amizay ny fanenjehana ny avy any @ faritany
Tsy haiko na hofafan'i hery ity hevitro ity fa ataoko matotra ny filazana azy mba.... Tsy sanatria hoe mandrangitra na manely tsaho fa tena io ary lay efa nahiana fa raikitra ny fanenjehana ,ef... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 28/12/2006 10:37
ronaldo09 ( 18/12/2006 10:26)
Vita matavy ny Barca
Dia Vitaq izany iny ny coupe intercontinental ka resy ny ekipan'i Ronaldinho nanoloana ny International .Ho an'izay tsy naharaka mivantana izany avy any Japon moa dia 1 no ho 0 no nisarahana ka ny L... tohiny
anarakoeh ( 18/12/2006 10:20)
mba ampindramo
ao natin ilay album an i fanja andriamanatena vaovao no misy azy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/12/2006 05:50
xxx ( 18/12/2006 09:39)
La Gazette 18/12 : Otrikafo
Otrikafo : “Tsy fantatry ny Filohampirenena ny atao hoe Fanjakana” Elaela tsy nahenoam-peo ny Otrikafo, indrindra hatramin’ny nahavitana ny fifidianana. Nivoaka tao anatin’izay fahanginany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/12/2006 07:17
tslem ( 18/12/2006 06:46)
vanitika vô ampy
ny ahy ndray vanitika be vô ampy :-D:-D:-D:-D=))=))=))=))... tohiny
novalian'i Stretch ny 21/12/2006 23:21
soanja ( 18/12/2006 03:01)
Vitsy ny lehilahy mahay manao MULTI-TASK
Mahavariana ahy fa rehefa mandinika lehilahy aho any ampiasana na amin'ny teorana isan-karazany, indrindra fa ny ao an-trano any dia mahagaga ahy fa rehefa manao zavatra iray izy dia iny aloha fa tsy ... tohiny
novalian'i madera2 ny 28/12/2006 19:34
sitlo ( 18/12/2006 02:44)
izany ny vali-kafatry ny mpanihotra
inona izao no noeritreretinao io ho hite tato? :-D... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:49
soanja ( 18/12/2006 01:22)
Noely tsy Alahady
Gaga hoa zah taty fa raha vao milatsaka tsy andro Alahady ny Noely aty aminay dia tsy misy fiangonana na fitompivavahana fa dia sakafo be any an-trano de samy miala. Toy izany koa ve ny any Eropa any ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/12/2006 19:11
tojo ( 18/12/2006 00:01)
hira
Salama! Mba mila ny tononkiran' i Ambondrona Miandry anao ra azo atao fa mafinaritra ahy iny hira iny de misaotra anareo manokana nahafoy tena sahady bye... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/12/2006 06:01
niryna ( 17/12/2006 23:30)
Ny zaza kambana,misy toetra hitovizany ve sa...
Efa nahita ankizy kambana ianareo.Manao ahoana ny toetrany,mitovy foana ve araka ny mahakambana azy sa dia mifanipaka? Nahita zazalahy kely roa izay aho notantanan-dreniny amin'ny ilany avy.Eo am-pian... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2006 02:48
bazylou ( 17/12/2006 23:26)
ho an'izay tia hijery
http://www.runisland.tv/index1.php?ile=mada&codecat=trs... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/12/2006 06:18
niryna ( 17/12/2006 23:22)
ody tava,tsy mandaitra ny odi-panda,hanalana ny tasy
Mety mahalala fanafody fanadiovana tarehy ve ianareo.Efa nandramana daholo izao rehetra izao fa sady tsy mitombo no tsy mihena,na ny odi-panda aza tsy nampihotsina azy,lany vola rakalakely mitety doko... tohiny
novalian'i rvm ny 04/11/2014 23:30
Aino ( 17/12/2006 22:15)
amis/es sur internet
izaho ry zareo, mba betraka ihany ny namana nifankafatarako sur internet izay ary betraka ny nangataka ny hihaona mivantana, dia ravo namana gasy ilay izy dia tahaka misosa fotsony aho matetika manaik... tohiny
novalian'i Aino ny 21/12/2006 22:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.3939