Tononkalo vaovao

45. azrael666
(
10/03/2023 23:23)
mamaky itony soratra itony za 18 taona aty aoriana dia mahita hoe sambatra be ery nareo nifananihany hoatry ny zaza milalao! Za tsy misy mamaly firy fa tsy maninona e

46. hery
(
18/03/2023 22:10)
Nifankahafantatra teto daholo tokoa izahay... fa rehefa aty aoriana dia sady nihalehibe. Nisy rahateo koa ny Facebook.