Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
20/12/2006 22:27)
Tsy mila mandeha lavitra
Isika kay manana ny Ben laden antsika... tsy hita hatramin'izao: --->Pety
Manana ny Afghanistan antsika isika ----> Ikelihorombe
Manana ny Sadam Housein izay efa tratra ----> Fidy
Manana ir...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:37
fijo
(
20/12/2006 22:17)
ny olana ao mada
mahatsikaritra aho,fa isika eto,dia tsy mahay mifankahazo.ny tiako lazaina dia tsy hafaka maka ny toeran'ny iray ny andaniny.
ny anton'io moa dia noho isika tsy dia nifangaro loatra."izany hoe ny avy...
tohiny
novalian'i madera2 ny 23/12/2006 18:11
Stretch
(
20/12/2006 21:13)
Liana mba te hahafantatra !
Miarahaba anareo vaovao ka mba te hanana namana
misaotra mialoha.
:-*
am takolaka 2...
tohiny
novalian'i sitlo ny 01/02/2007 23:43
fijo
(
20/12/2006 21:06)
kotity sy fidy
niodina ny baolinaka dia indro fa tafahaona indray i kotity sy fidy le;ndao vinavinaina ny resaka ary.
-kotity:"ah karakory moa jeneraly,tonga ato koa moa anao?"
-fidy:"tsy ita letsy fa nentim po ah...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:40
Bakobako2
(
20/12/2006 20:58)
Sao de mba misy mahita ?
[img]http://Documents and Settings/Ramananarivo/Mes documents/Mes Images/Amour Humour%204_clip_image002_0003[/img]
sao de mba misy mahita le toerana ?...
tohiny
novalian'i vale ny 27/12/2006 15:37
soanja
(
20/12/2006 20:48)
Betombokatsora
Hono hoy aho nisy an'izay angano hor Betombokatsoro izay hoa tambola kely. Sao mba misy mahatadidy azafady. misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i soanja ny 25/12/2006 21:23
zakilinina
(
20/12/2006 20:44)
Be loatra ve ny poeta ?
Mahafinaritra tokoa fa betsaka ny poeta malagasy eto amin'ny vetso serasera. Toa manomboka sempotra aza izahay mpamaky. Indraindray anefa mandiso fanantenana fa misy amin'ireo tononkalo mahazo isa 5 n...
tohiny
novalian'i JMR ny 30/01/2007 13:30
soanja
(
20/12/2006 20:39)
kabooum Booum Love at first sight!
Vao nifampijery ny maso dia samy tarabe. Efa tratran'io ve nareo? Maharitra ve sa mandalo fotsiny le zavatra tsapa. ...
tohiny
novalian'i lebatoto ny 09/02/2007 11:06
bilakarenjy
(
20/12/2006 20:33)
ity ary ilay 4L
[img]http://img114.imageshack.us/img114/7919/annoncewebmycarak1.jpg[/img]
Izany no 4L t@ 1965 ,mbola vao 41.000 km fotsiny ,ary tsy latsaka ny 2000 euros .
Mbola manitra be .
Ento ary ny resaka ......
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 25/02/2007 11:55
sitlo
(
20/12/2006 19:51)
any izy izay
Ho an'izay olona izay.
http://www.dailymotion.com/tiavideo/video/xju05_sakelidalana-ankalakely...
tohiny
novalian'i Sentolava ny 22/05/2007 15:33
xxx
(
20/12/2006 19:46)
dadabe noely
http://www.dailymotion.com/tiavideo/video/xmncr_nandalo-teto-ve...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/12/2006 14:57
niryna
(
20/12/2006 17:09)
Te ahalala ny tena andro naterahan\' i Jesosy ? Jereo eto
Maro ihany izay resaka Noely sy mitady ny tena andro nahaterahan\'i Jesosy.Kanefa tsy dia mazava hoe oviana marina.Mba afaka milaza amin\'ireo namana maro ve ianao?...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/01/2007 05:32
zakilinina
(
20/12/2006 13:58)
0% tamin'ny fifidianana
Inona no lesona azo tsoahina mba tsy hiverenan'ireny 0% ireny intsony ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:42
hery
(
20/12/2006 13:18)
[Hira] Nankaiza i Pety
Hira nalefan'i Voarabe ao amin'ny lisitra.serasera.org
http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/27604 ny orizinaly
Hiraina tahaka an'ilay hoe "Nankaiza i Margrity" hono :-)
Nankaiza i ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2006 22:32
stefy
(
20/12/2006 13:06)
RIMORIMO
Anisan'ny sarimihetsika malagasy malaza be @zao fotoana ny "rimorimo"ka ba rovina ary no ba haparitaky ry zareo eny @mpivarotra mahazatra izy iny fa maika ny aita aho e!ary sao de ba mis manana ny adi...
tohiny
novalian'i BloodTitan ny 20/01/2007 09:07
tezitra
(
20/12/2006 12:22)
bilan madagasikara
1)Tsiranana : tsy nisy ny chômage,nilanonana ny olona,la sécurité est assurée
[b]tsy nisy nahantra , samy nanankarena[/b]
2)Rasiraka, afera nataony sy ny akama AREMA: coparema, vanille,hôtel,r...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:44
watafon
(
20/12/2006 09:40)
Vakisiny vaovao
[b]De nouveaux vaccins contre le cancer du col de l'utérus très prometteur pour le monde en développement[/b]
12 DECEMBRE 2006 | LONDRES/GENEVE -- L'introduction de nouveaux vaccins contre le papi...
tohiny
novalian'i watafon ny 23/12/2006 06:09
ronaldo09
(
20/12/2006 09:28)
Aorian'ny 23 decembre
Dia raikitra moa izany fa havoaka @fomba ofisialy amin'io daty eo ambony io ny voka-pifidianana,ary hitodika eny Ambohidahy (HCC) ny mason'ny Malagasy rehetra !
Mpanohitra ny tenako nefa demokrat...
tohiny
novalian'i BloodTitan ny 23/12/2006 13:57
kitjo
(
20/12/2006 08:39)
@23 izao ny proclamation!!!!
Mety hahatratra bal popilera a zany..
hahahahha
:-D:-D
da fety be da fety be!!!!...
tohiny
novalian'i BloodTitan ny 23/12/2006 14:18
xxx
(
20/12/2006 08:22)
La Gazette 20/12
Exploitations pétrolières et minières : Aucune transparence
Le rideau est d’ores et déjà tombé sur l’élection présidentielle avec la victoire annoncée de Marc Ravalomanana. Mais le dé...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/12/2006 08:43
