Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
jefra
(
23/12/2006 12:47)
Mamely Razakarimanana
Misy interview ndRazakarimanana nivoaka tam LGDI, itovizako fijery aminy:
Nokianin'ny Jeneraly Razakarimanana ny Jeneraly Ranjeva hoe:
"Tsy ny Jeneraly Ranjeva mihitsy no hanome lesona ahy satria...
suite
répondu par hearty le 23/12/2006 23:38
ratonga
(
23/12/2006 12:41)
hembona sy hanina (dadah&charles)
http://www.dailymotion.com/flash/flvplayer.swf?rev=1166152697&url=http%3A%2F%2Fwww.dailymotion.com%2Fget%2F8%2F320x240%2Fflv%2F443032.flv%3Fkey%3Db6b847b96ac46faf446c7db0d27e25de128d7ee%26log%3D1%26lo...
suite
répondu par cutie le 16/01/2007 00:03
xxx
(
23/12/2006 12:20)
La Gazety 23/12
Plein gaz : Joyeux Noël et rien de plus !
Nicolas Sarkozy a mis cinq ans pour constater qu’il y a une « France qui souffre ».
Marc Ravalomanana a attendu, la semaine dernière, lors de l’a...
suite
répondu par Fiffi le 23/12/2006 21:26
bazylou
(
23/12/2006 12:12)
raha ny gazety l'hebdo de mad
tamin'ny 16 12 06 no jerevana dia milaza mazava ry zareo fa efa nanomboka ny ampitson'ny zoma 8 12 06
ny fiadiana plasy ao amin'ny gvt ra8 vao vao,,,,
ry satro boryhono miady ny min population , ry ...
suite
rajala
(
23/12/2006 11:57)
Akalan-keliko
RAHA MBA METY IZAY MANANA TONONKIRA SAKELIDALANA AKALAN-KELIKO ANIE DIA MBA OMEO RAHA MBA AZO ATAO E
MISAOTRA TOMPOKO...
suite
diamondra27
(
23/12/2006 08:29)
mazotoa daholo de hendre tsara daholo...
Fa tena misy zavatra hatao dia repotra be ka sao tsy mahita ahy eto ny FAN de diamondra27 dia malahelo:(.
Tsy manadino anareo akory fa mahatsiaro lalandava.
Dia mirary fety sambatra ho an'ny nam...
suite
répondu par bobone le 23/01/2007 07:46
bessaneva
(
23/12/2006 07:25)
Angataka tononkira
Manahoana tompoko!
Saika mba angataka tononkira ny North & Center.
lohateny Aza Mandaho.
Misaotra mialoha.
manaova fety sambatra
Mpikambana
Vanessa...
suite
Solitikabe
(
23/12/2006 06:13)
WWF
Ity ry Cutie misy iray an
http://www.wickedwildlifefund.com/test.html...
suite
répondu par cutie le 04/01/2007 23:01
niryna
(
23/12/2006 05:52)
Aza manahy ny ho ampitso.Manana finoana ve ve ianao amin\'io?
Voasoratra ao anaty baiboly io teny io.Ahoana no fahazoanao sy fampiaranao azy amin\'ny fiainana?...
suite
répondu par xxx le 12/01/2007 16:00
lapino
(
23/12/2006 04:58)
Misy firenena hafa mahazo tombony ve raha mikorontana i Dago
Izay, eo amin'ny lohateny daholo :-)
Misy firenena hafa mahazo tombony ve raha mikorontana ara-pôlitika i Madagasikara ? ...
suite
répondu par lapino le 28/12/2006 07:37
degree
(
22/12/2006 23:08)
bonne année
Tonga tokoa ity ny faran'ny taona,koa enga anie hamela mamy ho antsika tsirairay ity taona 2006 izay handao antsika tsy ho ela ity ka hitondra antsika ho any @ 2007 indray,enga anie mba samy ho tratri...
suite
répondu par degree le 23/12/2006 17:24
bazylou
(
22/12/2006 22:56)
raha izao no mitohy
dai hangotraka be mihitsy ny depute!! fa mety ho maro an'isa ny deputen'ny opposition. Na dia ny avy any toliara sy tamatave fotsiny aza!!
Tsy maintsy hanao cohabitation izany raha toa ka!!...
suite
répondu par xxx le 25/12/2006 12:56
fijo
(
22/12/2006 22:40)
misaotra ny namana
dia misaotra ny namana rehetra nandray anjara mavitrika teto ny tenako,fa dia variana tokoa.
hisintaka kely moa izany aho hatramin'ny janoary ,ka mino aho fa tsy hangina ny eto fa hitoy hatrany ny se...
suite
répondu par Fiffi le 23/12/2006 21:14
DONGAKA
(
22/12/2006 19:35)
BE NO MILAZA FA ......
Be ny milàza fa .....ny vehivavy hono rehefa tsy ampy firaisana dia MASIATSIAKA sy KOZITINA ....asa aloha izay fahamarinany...
suite
répondu par xxx le 19/01/2007 06:46
bazylou
(
22/12/2006 19:30)
mba milay kosa ity e!!!
http://hardrockmg.free.fr/modules.php?ModPath=hardrockmgvideo&ModStart=hardrockmgvideo&ontv=APOST%20-%20Ramalala
Nyahy aloha reveko ilay harda gasy e!! sady tary fantatro tsara ry ladoudh...
suite
répondu par BloodTitan le 28/12/2006 07:39
Aino
(
22/12/2006 17:06)
RY FOKO
sendra kay nareo dia manana note ny ilay hirany Bodo Ry Foko iny?
note na piano!!
mba mangataka aza fady any izany mba manana dia misaotra diany mialoha!!...
suite
répondu par fiderana le 26/12/2006 09:41
nikopol
(
22/12/2006 14:58)
Bye bye 2006
Inn ny zavatra nanamarika anareo tamin'ny taona 2006? ...
suite
répondu par Stretch le 25/12/2006 14:01
booboo
(
22/12/2006 13:02)
vhv tsy te-hiteraka
Fa maninona hoà no tsy dia tsara loatra ny fandraisan'ny manodidina ny fanapahan-kevitry ny vhv iraika tsy te-hanan-janaka (mitondra vohoka, mitaiza sy manabe sns) ?
...
suite
répondu par Zafintaolo le 12/12/2011 08:42
xxx
(
22/12/2006 12:01)
La Gazette 21/12
EDITORIAL
Changeons de route ! : Apparemment, il n'y a pas de doute quant à la victoire de Marc Ravalomanana.
La Haute Cour Constitutionnelle (HCC) ne fera qu'entériner le résultat, provisoire...
suite
répondu par Fiffi le 22/12/2006 12:42
aigredoux
(
22/12/2006 11:25)
Fisainana
Tany am-pianarana, nanontany i madama:
-Hono hoa rankizy, nisy mpihaza tsy nanana afa-tsy bala 1 sisa. Nahita bitro telo izy dia nitifitra. maty ny 1 ka firy sisa tavela?
Nanangan-tanana i Lezo:
- ...
suite
répondu par Stretch le 24/12/2006 16:30
