Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
newyork2007 ( 28/12/2006 10:17)
Porofoy fa mamim-bahoaka ny filoha
Raha ny fifidianana teo no jerena dia toa matahotra ihany ny tenako ny hilaza fa mamim-bahoaka ny filoha Ravalo satria tsy manerana ny nosy izy no nibata ny fandresena,ohatra fotsiny hoe ny fahares... tohiny
novalian'i bonazy ny 30/12/2006 21:17
xxx ( 28/12/2006 07:01)
Te hanam-pinoana matanjaka aho
Olona mivavaka aho ary tena mino sy matoky tokoa fa mahay zavatra Andriamanitra ary tsy takatry ny saina ny famonjena entiny , saingy tsy mbola manana le finoana tena matanjaka hiatrika sy hisedra n... tohiny
novalian'i Zina ny 02/01/2007 18:32
lezozyabe ( 28/12/2006 01:38)
Mila fanampiana
Salama dôly eh! Mila fanampiana @ namana any dilam-bato fa sarotra ny mitady ny fitaovana hiasana eto an-tanindrazana! Ny ahy mantsy dia ny manamboatra sy mamaha olana (décodage) irony finday (gsm)... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/12/2006 21:14
bazylou ( 28/12/2006 00:20)
raha toa ka esorina
na foanana tokoa moa ny senat satria be arema loatra dia inona no maha demokraty an'ny madagasikara???... tohiny
novalian'i vetsoko ny 29/12/2006 15:46
bazylou ( 28/12/2006 00:07)
fa maninona kay ny gasy
notsy maintsy mangataka sy mandika vilana ny hafa foana e?? tsy mahavita tena fa ty maintsy omen dranona sy ranona vola sy hevitra foana vao manao zavatra!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 07:36
bazylou ( 27/12/2006 23:42)
ary ahoana hoy ny lalana
momba ireo dossier sy figadrana nataon'ilay 8 ireo??? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 14:28
bazylou ( 27/12/2006 23:41)
mora vidina
ny gasy!! io ny ahy no tsy mety azoko mihitsy satria domina kely tonga dia erany 2 be izao no ateriny!! atsolotra fotsiny ny mena miraviravy di amaty ery!! hadino sy amidy mbamin'ny taolana any ampasa... tohiny
novalian'i andry08 ny 29/12/2006 16:14
ikaretsaka ( 27/12/2006 21:18)
Ho an'ny mpijoro vavolombelona
tandremo ihany ny ohatran'itony rehefa mafana fo be loatra e http://www.dailymotion.com/ratoza/video/xor4y_mijoro-vavolombelona... tohiny
novalian'i prime ny 05/01/2007 13:13
dadabou ( 27/12/2006 16:47)
Aiza no misy anao ry Jesoa
Mba mangataka ny tonon'io hira io izay manana, miala tsiny fa tsy fantatro ny mpihira azy.... tohiny
novalian'i Achia ny 28/12/2006 07:23
salopard ( 27/12/2006 15:41)
hosoloandravalo vaovao daholo ny ekipa
ho anareo tovovavy mpanohana andravalo dia toa hosoloany koa hono ny vadiny, ka aiza ry fiffy, xxx, diamondra,ikaretsaka,bobooo,twaynn, kitjo fa le marché-nay mba avereno levalo ô... tohiny
xxx ( 27/12/2006 13:37)
diso tia ve sa!!
za zany manana sipa; zahay efa 4 taona no niaraka fa ny problem de zao ;za tsy te hifamaly aminy mihintsy de tsy haiko na io no hanararaotany ahy ; fa rehefa misy zavatra tiany atao ka tsy manaiky... tohiny
novalian'i josvoh ny 17/01/2007 12:02
sarahvony ( 27/12/2006 12:54)
mba toroy hevitra e!
mba toroy hevitra avy aminareo mpanabe sy efa nitaiza zazalahy : ilay zaza 3 taona sy tapany dia efa manomboka mitady plaisir ami'ny sexe-ny, miafina dia mi-"mast". efa reko ny hoe manao découverten... tohiny
novalian'i sarahvony ny 29/12/2006 05:27
Mimifali ( 27/12/2006 10:01)
Ndao ho any @ Ambondrona!
Za reto tena fan be an'i Ambondrona nefa tsisy namana amin'ny 31 any Itaosy ka mba phoner o avy hatrany mba hiaraka isika an! merci an!aza atao ela loatra fa mbola hanao réservation! 032 40 014 91... tohiny
novalian'i mbaliana ny 05/01/2007 13:23
zakilinina ( 27/12/2006 09:07)
Mitady mpampianatra malagasy
Misy amin'ireo mpisera eto ve no mpampianatra teny malagasy ? Araka ny hevitrareo, tokony hijoro ve izy ireo handray anjara amin'ny fanitsiana ny tsipelina sy ny fahadisoana isankarazany ato ?... tohiny
novalian'i chipie1 ny 27/12/2006 18:46
tisera ( 27/12/2006 07:53)
Billet sncf
Miarahaba ny rehetra tratry ny xmas dia mirary antsika rehetra hahatratra ny taom-baovao 2007 é! Saika hanontany aho sao dia misy mahalala hoe raha mividy billets grandes lignes ho an'olona ve aho ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/12/2006 19:11
Velona ( 27/12/2006 07:35)
Fangatahana Tononkira
Mahazo mangataka tononkira etoana ve? Ilay hoe nanakiza an'i Menafify Na izay Rehetra an'i Menafify ihany Tsiky ampi ahazoana Zay Zany.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/12/2006 19:29
bazylou ( 26/12/2006 23:47)
Victoire officielle de Ravalomanana : il promet une
ouverture politique!!! atomboka amin'ny fanenjehana sy fanasaziana ireo rehetra tsy nifidy azy tamin'ny 3 12 06 sy izay rehetra nanohitohina azy!!!!... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/12/2006 23:34
salmo ( 26/12/2006 23:47)
mody fanina
Isakiny miantso any am Firenena dia misy olona mailo ery ny handray ny tel sady :}, fa i ingahy taloha no miantso, nefa ny aty kou mba ôtriôtrizay ihany. Azo lazaina ve, fa izao no ao aneritreriny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/12/2006 07:35
lemenakely ( 26/12/2006 21:25)
TARZAN BOY , COMMANCHERO...tadidinareo ve ireny hira ireny?
Sendra mbà ni navigue aho no nahita ity site ity ka dia nahavariana ahy tokoa .Ka ireo hira t@ taona 80 avy hatrany no tonga dia notadiaviko ka presque hitako daholo, hiran'ny fahazazàna e! http:... tohiny
bmw333 ( 26/12/2006 20:31)
Niala i Ra8
Niala tamin'ny fitondrana teo aloha i Ra8 satria vita ny mandat voalohany nataony ary hiditra amin'ny mandat faharoa indray :-)... tohiny
novalian'i madera2 ny 28/12/2006 20:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6816