Ho an'ny mpijoro vavolombelona
1. ikaretsaka
(
27/12/2006 21:18)
tandremo ihany ny ohatran'itony rehefa mafana fo be loatra e
http://www.dailymotion.com/ratoza/video/xor4y_mijoro-vavolombelona

novalian'i prime ny 05/01/2007 13:13
6. Rasiligaoma
(
28/12/2006 14:48)
"fa ny effets an'ny fivavahana dia tarafina @ fiainana foanam sy amin'ny fiaraha monina....io no methode d'evangelisation malaky sy efficace indrindra..."
ary dia hita dia hita sy tranga mpiseho matetika amin'ny fiaraha monina tokoa io navoaka ohatran'ny hatsikana io
eken'i prime ve hatreo?
...fa rehefa milaza ny marina hoa ny olona dia betsaka ny tafitohina e
7. prime
(
29/12/2006 07:52)
rasiligaoma> fantaro i francis dia fantatrao ny fototry ny tiany ambara...:-D:-D:-D
Ny hoe ekena na tsy ekena dia maro ny zavatra miseho rehefa any an-tranom-piangonana any na any am-pitoriana filazantsara any... satria satàna koa manatrika eo foana ka tsy mahagaga loatra...
Ny fahatafintohinana dia ho an'izay tsy mifantoka amin'Andriamanitra rehefa miseho ireny tranga ireny ary fomba fiadin'i satàna mihitsy io mba tsy hampifantoka ny mpino amin'Andriamanitra sy ny Tenin'Andriamanitra...

8. Rasiligaoma
(
29/12/2006 19:12)
ka tsy misy idiran'i satana ange io ry prime e.. tranga fotsiny mpiseho amin'ny fiainana andavan'andro io.
mandainga indray raha miteny kosa hoe tsy marina io e

9. soanja
(
30/12/2006 01:49)
Rasiligaoma:
ka tsy misy idiran'i satana ange io ry prime e.. tranga fotsiny mpiseho amin'ny fiainana andavan'andro io.
mandainga indray raha miteny kosa hoe tsy marina io e
Tsy eken'ny atidohan'ny Mpino en general io Rasil a. Mila mi-step out of the box izy vao afaka ny hanaiky an'io satria crude loatra le resaka nefa dia tena marina.
Impiry moa tokoa ny fanambadiana no rava noho ny tsy fahampian'io satria an'ny ankafa ny hafa no mahita an'io?
Ary matoa voalazan'i RaFra le izy dia nisy tokoa le izy satria izy sahy hilaza izany tsy ampihambahambana, izay tsy ho volazan'ny vavantsika andavanandro na mazana.
10. ikaretsaka
(
30/12/2006 02:21)
io ilay lazainy tatsy hoe..mpihatsaravelantsihy rangaha ny gasy an.. tsory ny marina
11. soanja
(
30/12/2006 02:45)
ikaretsaka:
io ilay lazainy tatsy hoe..mpihatsaravelantsihy rangaha ny gasy an.. tsory ny marina
Mpihatsaravelatsihy ve no tsara ilazana azy ry Ikaretsaka? Tsy de tikao loatra aloha io vocabulaire io saingy raha io no mahalaza azy dia tsy maninona. Ny teny mahalaza azy amin'ny vazaha dia hoe "in state of denial." Mody tsy mahita ny efa hita.
Ny fahitako azy mantsy de tsy vonona hiatrika reality ny gasy fa matahotra sao tsarain'ny hafa. Nefa dia izay le izy e. Ny fomba ahafantaranao ny tenanao ka hanekenao an'Andriamanitra dia ny standing in naked truth. De izy mahalala ny hanampiany antsika. Submit yourself to God as you walk in truth about yourself first.
12. ikaretsaka
(
30/12/2006 03:14)
Soanja> izay tokoa ny marina..
"mody tsy mahita ny efa hita" ny gasy
inona ny anton'io ? Ilay matahotra sao tsarain'ny hafa ve...
Dia mampaninona anefa ny tsarain'ny hafa rehefa mandry ny fo ama-panahinao fa izany tokoa no miseho amin'ny realite?
sa isaky ze miteny an'izany de heo .. shuuuuuuuuuu mahamenatra!?
Di aavy eo dia ze milaza dia hoe olona jiolahimboto ireny.. sns.. nefa ny zava marina no lazainy!
dia sanatria ve izany hoe miaina ao anaty tontolo lainga?? na totolo voatapona ny maso sy ny saina hoe na marina aza de... aleo ho any fa mahamenatraaa e
"Mbola asleep"

13. soanja
(
30/12/2006 04:00)

Mankanesa anie i Ikaretsaka ao amin'ny resa-dehilahy angamba io de hitanao fa izay sahady. Mba misy olona milaza ny fantasme-ny sns de tsetsenana hoe maloto hoarahoara sns, ao moa ny diso fanantenana noho ny amiko.
Diso be ry zareo, tsy anjely mihitsy i Soanja saingy aleo mitsotra fa afapo amin'izay mahaizy ahy. Efa fantatro koa fa be ny tsy hahazaka izany fomba fisainana izany fa atao akory. La vie io baba!
15. prime
(
02/01/2007 14:53)
rasiligaoma:... :-D:-D:-D... hay moa satàna tsy miasa amin'ny tranga sy fiainana andavanandro?
ka tsy misy idiran'i satana ange io ry prime e.. tranga fotsiny mpiseho amin'ny fiainana andavan'andro io.
Ny zava-misy ohatr'io hoy aho dia mbola maro koa aza ny tranga hafa isehoan'ny maha ilay ratsy an'ilay ratsy...
16. Rasiligaoma
(
02/01/2007 14:59)
samy miasa daholo ka...
fa tsy hoe izay azokazonao hoe "tsy norme" dia tsy midika hoa "asan'i satana"

17. prime
(
03/01/2007 15:02)
rasiligaoma> tsy azonao ny tian-kambara fa aleo ajanona...
Ireo zavatra lazain'i Francis ireo dia zava-misy ary tsy azo lavina fa mbola maro koa hoy aho ny tranga hafa mbola "pire" aza... satria satàna tsy mipetra-potsiny... tsy misy resaka "normes" sy azoazo fa izay ilay olana rehefa tsy ampy soratra masina ny fandinihan-javatra dia lazaina fa resaka normes sy tsy normes nefa hita mibaribary fa satàna koa miasa na holavinao im-pito aza... asa raha fantatrao fa na olona matory ao anaty toriteny aza dia tsy tongatonga ho azy (na inona fanazavana na inona), ny olona mpiresaka ao anaty fotoam-pivavahana tsy tongatonga ho azy...

18. ikaretsaka
(
03/01/2007 15:07)
ka hitan'i prime e.. zavatra miseho marina.. constatation des faits no ataon'i francis turbo io.. fa na ampy soratra masina be aza ianao dia mino marimarina aho fa na enao aza rehefa mafana fo be iny tena mety manao ohatran'io...
di ahidiran'i satana ve ianao sanatria ?
resaka psycholojika io fa tsy resaka satana izany loatra

19. soanja
(
03/01/2007 15:57)
Ika> zah mba saika gaga be amile resaka "satana" eto.
Soa fa nisy ny resaka farany eo ambany io.
Amiko ny atao hoe "satana" dia ilay vatanao miady mafy hiala amin'ny mahaFanahy anao. Misaotra.
Io ady io no antsoin'i Islam hoe "Jihad". Koa mahereza ry havako fa ao anatinao le satana fa tsy hoe aiza sy ho iza ary anjaranao irery ihany ny manalavitra azy.

20. ikaretsaka
(
03/01/2007 20:14)
fa maninona tokao hoa ny an'ny gasy.. rehefa zavatra na tranga ..na hita izao aza fa marina.. fa mandiso ilay eritreriny dia hoe satana sy devoly foana?