Ho an'ny mpijoro vavolombelona

21. niryna ( 04/01/2007 17:19)
Ny fijoroana vavolombelona dia teny hanomezana ireo olona izay mbola misafotofoto ny finoany ka hanomezana azy hery amin\'ny zavatra nitranga nomen\'Atra ny olona mijoro.Ao amin\'ny fitsarana anefa dia misy ny hoe vavolombelona mandainga na mivarotra vavolombelona hampandainga.Ao amin\'ny baiboly kosa dia hoe aza mijoro ho vavolombelona hilaza ny zavatra tsy marina hampangaina ny namanao ianao.Zava-misy daholo ireo.Ataon\'ny olona tohatra fiakarana koa ny herin\'ny satana ka hilazany hoe ny devoly no nampanao ahy io,ny mpamono olona ohatra.Manana fo isika ary avy ao no hipotrahan\'ny ao an-tsaina koa izay tian\'ny fotsika no ataon\'ny saina.Indraindray efa tsy mety ny fanahy ao amintsika saingy ny vatana no mitarika dia lasa manaonao foana.Ny ahy ny fijoroko vavolombelona ry ika dia ny fitiavan\'Atra ahy ahy ary tsy haiko ny hamaly azy,ny fampifantarina ireo namana tsy ho kivy fa mbola velona Atra ary mitazona ny teniny hatramin\'izao hoe tsy hanary anao.
22. ikaretsaka ( 05/01/2007 01:06)
namaste niryna
23. prime ( 05/01/2007 13:13)
soanja:
Amiko ny atao hoe \"satana\" dia ilay vatanao miady mafy hiala amin\'ny mahaFanahy anao. Misaotra.
... Tsia, mila miverina kely mamaky baiboly ianao raha izany no lazainao ho famaritana hoe inona satàna na iza satàna...

Izay ilay resahiko hoe mba miambena ihany fa lasa mifangaro amina fampianarana sadasada ny lazainareo rehefa tsy mifototra amin\'ny Tenin\'Andriamanitra...
soanja:
Io ady io no antsoin\'i Islam hoe \"Jihad\". Koa mahereza ry havako fa ao anatinao le satana fa tsy hoe aiza sy ho iza ary anjaranao irery ihany ny manalavitra azy.
... izay ihany ve no famaritana ny atao hoe jihad? dia tsy ho azonao mihitsy raha izany ny tantara eny fa na ny zava-misy any Israely ankehitriny aza...

niryna> misaotra fa mazava tsara...
Efa tao aloha tao aho no nilaza izany mantsy fa tsy azon\'ny maro ny tiako ambara mikasika ny hoe iza ilay milaza ho mijoro vavolombelona aloha izay vao mijery izay voalaza...:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0974