mora vidina

1. bazylou ( 27/12/2006 23:41)
ny gasy!! io ny ahy no tsy mety azoko mihitsy satria domina kely tonga dia erany 2 be izao no ateriny!! atsolotra fotsiny ny mena miraviravy di amaty ery!! hadino sy amidy mbamin'ny taolana any ampasana!!
novalian'i andry08 ny 29/12/2006 16:14
2. Fiffi ( 28/12/2006 10:05)
:-w:-w
3. sipagasy ( 28/12/2006 14:01)
ka io anie tonga @ ilay fomba fitenenana hoe domy tapany handoa erany e! hihih:-D:-P
4. nikopol ( 28/12/2006 14:12)
raha izao ny fandehany mety haka nationalité hafa i bazylou an :-D
5. xxx ( 28/12/2006 15:00)
Any Suisse any izy no haka nationalité ohatra nefa oa tsy ilain-dry zareo hono!
6. Fiffi ( 28/12/2006 15:20)
zany an ? :-D
7. bazylou ( 28/12/2006 23:21)
esy e ry gasy kely mpisolelaka usa efa tsy omeny 1 cents akory e!!
8. andry08 ( 29/12/2006 16:14)
iza no mpisolelaka usa ry bazil?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1734