mora vidina
1. bazylou
(
27/12/2006 23:41)
ny gasy!! io ny ahy no tsy mety azoko mihitsy satria domina kely tonga dia erany 2 be izao no ateriny!! atsolotra fotsiny ny mena miraviravy di amaty ery!! hadino sy amidy mbamin'ny taolana any ampasana!!
répondu par andry08 le 29/12/2006 16:14
3. sipagasy
(
28/12/2006 14:01)
ka io anie tonga @ ilay fomba fitenenana hoe domy tapany handoa erany e! hihih:-D:-P
5. xxx
(
28/12/2006 15:00)
Any Suisse any izy no haka nationalité ohatra nefa oa tsy ilain-dry zareo hono!