Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 30/12/2006 11:13)
Mbola misy ny fanamelohana ho faty
Etritreritra mandalo ity ry zareo hoe dia ny zanakolombelona miaina amin'izao taon-jato izao dia mbola misy manameloka ho faty toa ny nahazo an'i Sadam Houssein. Aminao mety ve ny fanamelohana ho faty... tohiny
bazylou ( 30/12/2006 10:37)
ahoana indray io expulsion
mba hisy hanampy io olona io ve????? jereo tribune... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/01/2007 14:36
bazylou ( 30/12/2006 10:36)
ahoana indray io expulsion
io ?? io ao amin'ny tribune io ?? mba handeha aho hijery ary hanampy raha toa ka!!! asakasakareo izay hitseta fotsiny!!... tohiny
novalian'i xxx ny 01/01/2007 18:00
lapino ( 30/12/2006 10:12)
Hoy ny gazety frantsay ...
... rehefa miresaka momba an'i Saddam hoe: [i]Tribonaly irakiana fa eo ambanin'ny baikon'ny amerikana.[/i] Kanefa moa tsy izany va no nataon-dry zareo koa sy mbola iezahan-dry zareo atao ny fitond... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 06:30
poupousa ( 30/12/2006 09:52)
TENY MALOTO
fa manin ny bandy matetika refa mikozy fa phrase iray mila ho ny 90% teny ratsy daholo (fa na ny joba ko manao anio an) misy hevitra iray fa teny ratsy iray de mahalaza azy oh:K....renin-ty midika ... tohiny
novalian'i vale ny 16/01/2007 10:14
Fiffi ( 30/12/2006 09:02)
Vive réaction d'« Education sans frontières »
Tena hialan-tsiny re Tompoko fa tsy voadika @ teny Malagasy. Une malgache est victime d'une expulsion après « une parodie de justice » devant un tribunal administratif, laissant sa fille née ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/12/2006 09:08
Fiffi ( 30/12/2006 07:48)
Veloma ry FMG .
Manomboka ny datin'andron'ny alatsinainy ho avy izao, dia namoaka fanambarana ny teo anivon'ny ministeran'ny vola fa tsy azo hampiasaina eo amin'ny tsenam-barotra intsony ny tonom-bola FMG fa tsy ma... tohiny
novalian'i belaza ny 04/01/2007 08:43
soanja ( 30/12/2006 04:19)
The Dalai Lama
Nentiko eto ity resaka na interview nataon'i Robert Thurman ity sy i Dalai Lama 1997 satria tena ni-touch be mihitsy ahy ny fomba fijeriny ny fiainana, indrindra ny resaka non-violence sy ny tolerance... tohiny
novalian'i cutie ny 06/01/2007 21:54
niryna ( 30/12/2006 02:11)
Tsy maintsy mahita lesoka foana.
Fa maninona tokoa isika tsy maintsy mahita tenenina na fanakianana foana rehefa miteny? Maneso, tsy manome hery,misy fialonana ve ao,misy tsy fitiavana ve,tsy maintsy mamaly fotsiny,maneso,mandatsa,. ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2007 05:22
salmo ( 30/12/2006 00:26)
¿malagasy sa europea?
[u]HEVITRA TSY TAPAKA[/u] Hoy aho t@ [u]Padre[/u]: -¡[u]Padre[/u]! ¡[u]Padre[/u]! ¡[u]Padre[/u]!... hataoko gasy ôtrany ahy ihany ilay izy, fa ôtrany milay amiko. hoy i [u]Padre[/u] namal... tohiny
novalian'i henrie ny 05/02/2007 20:51
salmo ( 29/12/2006 23:51)
fitiavana milay
¿hatao inn ny vhv ratsy?... tohiny
novalian'i coline42 ny 06/03/2007 17:20
salmo ( 29/12/2006 23:17)
rehefa tsy misy vazo milay
Tena tsy hitako izay antony hataoko eto, ôtrany mandreraka be fotsiny...... tohiny
novalian'i andry08 ny 30/12/2006 15:14
bazylou ( 29/12/2006 22:10)
sarotra be
no handroson'ny Madagasikara spida na dia nasiana izao map, dsrp,.... mandany rora sy penina rehetra izao!! Ny vahoaka moa lambolambosana izao lalana etsy sy eroa izao nefa tsy hitany fa ny saosy at... tohiny
novalian'i Achia ny 30/12/2006 19:22
DONGAKA ( 29/12/2006 21:35)
Ahoana no ahatsapan'ny vehivavy fa mikôty azy ny kôfa iray?
Raha dinihina hono dia ny vehivavy maranitra kokoa noho ny lehilahy .Fantany ny lehilahy iray hoe mikôty azy ka eo indrindra ny fanontaniana hoe ahoana no ahalalàn'ny vehivavy iray fa manomboka mikÃ... tohiny
novalian'i lapino ny 10/01/2007 15:04
totofy ( 29/12/2006 19:07)
sangisangy ihany ity dé bonne année daholo !
C'est la rentrée de septembre au Collège Sainte Croix de Neuilly sur Seine et tous les élèves sont réunis dans la cour autour du Proviseur qui fait l'appel pour l'affectation des élèves classe... tohiny
xxx ( 29/12/2006 16:53)
à 3....toa ohatran'ny mba mahafinaritra
manana fantasme hafahafa izany aho fa tsy sahy manadrana .Izany hoe amour à 3 izany hoe 2 filles et un seul mec .Lehilahy no manoratra. Be dia be izao no hamaly eto ha hitako eto an!... tohiny
novalian'i batita ny 13/01/2007 10:26
salopard ( 29/12/2006 14:55)
hogadraindravalo na ny mpomba na ny tsy mpomba
resaka marché io, lasan'ny tiko hono ny famatsiana ny fonja, nefa vitsy dia vitsy ny mpanjifa, sosokevitra ny minisitran'ny ekonomia: atomboy ny mponina ao amponja dia, betsaka ny mpanjifa dia man... tohiny
Aino ( 29/12/2006 14:02)
fanotaniana kely any piandraikitra!!
inn kay ny antony tsy mety matafiditra any ity ps ako ity @ RVG sy Blaogy? mananjana faona manko aho fa tsy mety mihintsy, nefa le fanaina mety.... tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:43
Aino ( 29/12/2006 13:51)
ho any salmo
slt ah, indray mande iny elahy niresaka momba any Hantatiana hoe tsy efa rabofy be izay izy,dia diniho eto ny sariny: http://www.topgasy.com/?i=287... tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:47
Aino ( 29/12/2006 13:27)
inn kay?
mba ahona sy ahoana avy moa ny anarana karazana loko @teny gasy fa maro hireo tsy fantatso fa @ français ihany no haiko fa @teny gasy tsy!!:oops:... tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0201