fanotaniana kely any piandraikitra!!

1. Aino ( 29/12/2006 14:02)
inn kay ny antony tsy mety matafiditra any ity ps ako ity @ RVG sy Blaogy? mananjana faona manko aho fa tsy mety mihintsy, nefa le fanaina mety.
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:43
2. hery ( 29/12/2006 15:55)
Nataonao hoe Aino fa tsy aino an.

Tsy mitovy ny sora-baventy (majuscule) sy ny sora-madinika (minuscule)
3. Aino ( 01/01/2007 13:43)
hery ok merci.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1253