Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaDaddy ( 29/12/2006 13:08)
ho an'ny mpanenjika Baiboly
inona no tena tsy itiavanao an'io Baiboly io?... tohiny
novalian'i pissoa ny 10/01/2007 14:38
AM ( 29/12/2006 12:32)
hidera Anao (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
slt! sao mba mahay an'io hira io nareo. tena mba tiako mantsy nefa tsy haiko tsara ny tonony.misaotra mialoha e!... tohiny
xxx ( 29/12/2006 12:28)
tadididnao
misaotra anareo mametraka eto ny tononkiran'i Mika ilay hoe :"Tadidinao"... tohiny
Vaika ( 29/12/2006 10:40)
Ho an'i Kelly13 !
Joyeux Noël ankia ry malala a !:*:*:* http://www.youtube.com/watch?v=hdjidfbMHDw... tohiny
novalian'i Vaika ny 07/02/2007 20:29
Cynthia ( 29/12/2006 09:45)
Bodo - Miandry anao
Je cherche les paroles de Bodo - Miandry anao. Si quelqu'un en a svp. :D... tohiny
ravatorano ( 29/12/2006 05:55)
fa nankaiza marina ny AVI no tsy andrenesam peo ?
Ao amin 'ny gazety mivoaka isan'andro dia milaza sy miantso aary misy aza mikikiaka mihitsy amin ny fahanginan'Antoko AVI Avia amizay mou e mba lazao ny hevitrareo ??? !!! Mahazendana tokoa fa tsy n... tohiny
novalian'i exdadabe ny 01/01/2007 09:54
zouknya ( 29/12/2006 05:40)
Omeko anao
Le omeko anao an Alain sy Malala Annee 90. De misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i zouknya ny 29/12/2006 06:24
LazaDaddy ( 29/12/2006 03:22)
fa maninona loatra?
misy marary fo mihitsy eto rehefa misy miresaka Baiboly ny namana.:) Fa maninona loatra? Mampahatsiaro ahy ilay mpamosavy nibaradaka notantarain'ilay mompera izay tamiko hoe: "Izahay mpamosavy dia tsy... tohiny
LazaDaddy ( 29/12/2006 02:35)
Mirary soa
tafaverina soa aman-tsara eto an-taningazana ka dia mirary soa sy fifaliana ary fitahian'Andriamanitra ho anareo rehetra @ taona 2007... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 29/12/2006 12:40
Ruby ( 29/12/2006 00:50)
oniversite antananarivo
efa mba nihatsara ny siten ny oniverite. sa ahoana. mbola misy tokony hampiana ve? http://www.univ-antananarivo.mg/... tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2007 07:21
Ruby ( 28/12/2006 21:24)
ranabaviko masaka
lasa saina foana aho hoe: fa inona no mba tena dikan iny hiran ricky hoe ranabaviko masaka iny e? olona nifamototra ve?... tohiny
novalian'i soanja ny 29/12/2006 00:29
lemenakely ( 28/12/2006 21:08)
Tena misy tokoa ve ireny olona ipetrahan-javatra ireny e?
Sendra nandalo teny @ doany ANDRANORO AMBOHIBAO aho indray mandeha dia nahita olona maromaro nandihy aloha.Tampoka teo dia nihinjitra ilay ramatoa dia niteny t@ teny tsy fantatra.Dia ny masony lasa f... tohiny
mananasy ( 28/12/2006 20:49)
hiran'i Nônô
mbola tsisy namaly, mba maontany hoe inona no titre-n'lay hirany hoe: aty an-tany lavitra aho manoratra anao , ianao ilay namako taloha.... misaotra ... tohiny
novalian'i kally ny 29/12/2006 09:45
lamboala ( 28/12/2006 17:08)
mpanarato mody
salut[quote]message[/quote]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/12/2006 18:53
ploum ( 28/12/2006 15:35)
zama
magataka ny hira ny tahiry sy dondolahy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/12/2006 16:08
Aino ( 28/12/2006 15:11)
zzzzzzzzzz
misy pivady misaram-pandriana noho i ramose miherotra be @ alina, dia farany madama tsy natanty tsony dia lasa nifindra evin-trano iray lavitra mihintsy!!... tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 14:58
xxx ( 28/12/2006 13:03)
salmo
tiako ianao... tohiny
novalian'i enteme ny 30/12/2006 13:49
bazylou ( 28/12/2006 12:50)
izany arema izany
aloha di tsy ho faty mandrakizay na mizarazara aza ny ao anatiny e!! mahazo 2e na e foana izy aminny fifidianana ary tsy hadinonn'y olona indrindra ny any amin'ny sisiny ,ny ao toamasina indrindrindri... tohiny
bazylou ( 28/12/2006 12:43)
misy safira hono any
antanimora!!!!!... tohiny
novalian'i Achia ny 29/12/2006 18:37
borinazy ( 28/12/2006 12:28)
mangataka o
mba mangataka ny tononkira Njakatiana "Mpakafy" zay manana o! misaotra mialoha.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0323