ho an'ny mpanenjika Baiboly
1. LazaDaddy
(
29/12/2006 13:08)
inona no tena tsy itiavanao an'io Baiboly io?
novalian'i pissoa ny 10/01/2007 14:38
2. simplex
(
29/12/2006 13:38)
Tenin'A/tra no voarakitra ao anaty Baiboly. Samy manana ny fomba andraisany izay tenin'A/tra izay ny tsirairay. Afaka mampiatra izany eo @ fiainany izy. Safidy io.
Aza adino koa anefa fa A/tra eo anivontsika mandrakariva, ary matetika tsy voatery hanokatra Baiboly foana isika vao hahatsapa ny torohevitr'A/tra.
Ilaina ny Baiboly, tiako ny Baiboly fa na tsisy Baiboly aza aho tsy manary ahy A/tra. Zany hoe le fampiasana Baiboly "a tt bout de champs" izany no tsy important loatra e ;-)

3. LazaDaddy
(
29/12/2006 13:42)
simplex:tsy miantefa aminao aloha izany ilay fanontaniana :)
Ilaina ny Baiboly, tiako ny Baiboly fa na tsisy Baiboly aza aho tsy manary ahy A/tra.
4. simplex
(
29/12/2006 13:44)
Laza:
tsy miantefa aminao aloha izany ilay fanontaniana
Ka ato otran'ny tsisy musulman kou sa ol Athe no endrasan'la :°):-D:-D
6. ikaretsaka
(
29/12/2006 13:52)
simplex tatsy ambadika tasy:
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fampiasana azy hi-cautioner-na acte iray.
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fi-interpreter-na azy stricto-sensus voire subjective. Lalana ve ny Baiboly ?
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fiheverana fa ny tenin'A/tra ambony no A/tra.
7. ikaretsaka
(
29/12/2006 13:55)
simplex foana:
Aza adino koa anefa fa A/tra eo anivontsika mandrakariva, ary matetika tsy voatery hanokatra Baiboly foana isika vao hahatsapa ny torohevitr'A/tra.
8. LazaDaddy
(
29/12/2006 13:56)
dia inona no tena tsy itiavan'ny "mpanenjika Baiboly" an'io Baiboly io?
9. ikaretsaka
(
29/12/2006 14:08)
laza an: fanamarihana ity alohan'ny hanaovanao fitsarana be fahatany (izay talentanao tokoa)
ny mpanenjika baiboly izany tsisy
ny mpanenjika baiboly izany tsisy
10. LazaDaddy
(
29/12/2006 14:12)
ikaretsaka:Aza tsiny ianao ikaretsaka raha itenenako fa hevitr'i Satana io amporisihiny arovanao io.
ny mpanenjika baiboly izany tsisy
Fitiavana anao no itenenako an'io voalohany.
Fitiavana ny namana rehetra no antony faharoa.
12. xxx
(
29/12/2006 14:19)
LazaDaddy:
inona no tena tsy itiavanao an'io Baiboly io?
LazaDaddy:
tsy miantefa aminao aloha izany ilay fanontaniana
Iza no anontanianao ? Sa manontany tena ? :roll:
13. xxx
(
29/12/2006 14:21)
LazaDaddy:Angaha ny baiboly enjehina ? Raha apetrakao eo ambony latabatra io dia tsy mihetsika eo ka tsy mila enjehina akory.
dia inona no tena tsy itiavan'ny "mpanenjika Baiboly" an'io Baiboly io?
16. LazaDaddy
(
29/12/2006 14:34)
diniho sy araho ny adihevitra fa ho avy eo foana izy hamaly...raha sahy :)
17. xxx
(
29/12/2006 14:36)
Izaho tsy mpaminany ! Ka tsy haiko izany na avy eo aza.
Ny mety haiko izao dia misy mpanenjika olona, saingy tsy sahy miteny hoe i ranona no enjehiko :lol:
Ny mety haiko izao dia misy mpanenjika olona, saingy tsy sahy miteny hoe i ranona no enjehiko :lol:
18. LazaDaddy
(
29/12/2006 14:40)
ary i xxx liana dia liana amin'ito resaka ito an! Sao dia te hamaly fanontaniana fa menatra kanefa efa mihafina ao @ xxx?
i simplex izao efa tsy iantefan'ny fanontaniana dia lasa...:)
i simplex izao efa tsy iantefan'ny fanontaniana dia lasa...:)
19. xxx
(
29/12/2006 14:48)
Tsy ilay resaka no mahaliana ahy fa ilay Mpanenjika Baiboly nefa ianao tsy mety miteny koa. :lol:
20. LazaDaddy
(
29/12/2006 14:51)
ka andraso ry zareo hamaly e :wink: izaho koa mba te ahalala hoe iza avy izy ireo?