ho an'ny mpanenjika Baiboly
21. xxx
(
29/12/2006 14:58)
Hay ve tsisy fantatrao akory izy ireo e. Ka ahoana no hahasahianao milaza azy hoe Mpanenjika baiboly ? :lol:
23. soanja
(
29/12/2006 16:26)
LazaDaddy:
inona no tena tsy itiavanao an'io Baiboly io?
LD a > Ny olona athe aloha no hitako fa mety mifanaraka tsara amin'i tianao lazaina satrai ireo dia mankahala ny baiboly tokoa. Betsaka ny mpianatro raha vao resahina hoe baiboky tonga de miteny hoe an an tsy mila an'izany izahay fa omeo boky hafa ref. Satria tsy aminy nanimba olona be dia be ny baiboly amin'ny alalan'ny interpretation diso momba azy. Amin'izao dia 70% ny olona mifamezivezy amiko dia mihevitra fa Krsitianina aho dia tena vendrana be sady bornee no sauvage. Fa raha toa kosa aho mino ny medium sy ny famakiana tanana sy ny hafa miala tanteraka ny baiboly dia faly izy fa misy fahazavana any anatin'ny saiko.
lava le resaka fa raha izaho no nametraka fanontaniana, satria vitsivitsy ihany ireo olona tsy mino akory an'Andriamanitra/Jesoa Kristy mandalo eto, dia izao no ametrahako azy dia mety maromaro ny hamaly nefa mety tsy hisy koa asa.
Inona ao amin'ny baiboly no tsy azoazon'ny saina amam-panahinao ka mahatonga anao tsy hampiasa azy matetika na tsy hampiasa azy mihitsy na mahatonga indraindray manalavitra azy. Afaka hiteny ve ianao fa tsy ao anatiny daholo ny fahamarinana izay ampitain'Andriamaniatra amintsika? Raha ny fahitanao azy azo ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro ve ny teny voasoratra ao anaty baiboly sa tsia? Dia toy izany hatrany.
Andramo anie io fanontaniako io fa ho hitanao fa hamaly ny olona satria ny sokajin'olona voalazako amin'ny alalan'ny kategoria ireo no manketo.
Ary izaho dia hijoro vavolombelona fa tsy ny baiboly irery ihany no ampiasaiko rehefa hitory ny hatsaran'Andriamanitra sy ny fitivany aho fa mampiasa boky isan-karazany koa. Saingy betsaka ny teny ao ilaiko sy mamiko ary ifikirako ary ny sasany dinganiko sy ataoko mody tsy hita. Satria nahoana? fantatro hatrany amboalohany fa taratasy sy na boky nisarantsaraka ireo natambatra ho iray ireo. Dia ao ny tenin'Andriamanitra, ao ny tantara momba ny Krstianina sns , ao ny reflexion fikatsahana an'Andriamanitra ary ao ny tena hoe hevitry ny fiarahamonina tamin'izany dia ny culture Jiosy tamain'izany fotoana izany ka ataoko hoe tantara fotsiny. Ary ny tena mampalahelo ahy dia misy ny tenin'Andriamanitra tena nanesorana tsy ho isan'ny intsony nampifanarahana ilay noheverin'ireto lehilahin'ny fiangonana ho tokony izy mifanaraka amin'ny sainy.
Anjaranao indray!
24. Ruby
(
29/12/2006 18:08)
LazaDaddy:
diniho sy araho ny adihevitra fa ho avy eo foana izy hamaly...raha sahy :)
hitan i Lazadaddy fa misy fahendrena ve ilay miady be fotsiny eto? misy fotoana hanginana ary misy fotoana hitenenana. Aoka ho tarihin ny Fanahy Masin Atra ianao raha manao ny asan Atra.
25. Rasiligaoma
(
29/12/2006 18:48)
lazadady> inona aloha ny famatitanao ilay hoe "mpanenjika baiboly" fa ity iadiana hevitra aza tsy azo akory kay raha tena dinihina
26. Rasiligaoma
(
29/12/2006 18:52)
LazaDaddy:
ikaretsaka:Aza tsiny ianao ikaretsaka raha itenenako fa hevitr'i Satana io amporisihiny arovanao io.
ny mpanenjika baiboly izany tsisy
Fitiavana anao no itenenako an'io voalohany.
Fitiavana ny namana rehetra no antony faharoa.
Raha samy kristiana dia ataoko fa tsy misy manenjika baiboly izany...
27. LazaDaddy
(
29/12/2006 19:24)
soanja:Soanja> ny tena mampalahelo indrindra dia ny fisandohan'i Satana sy fampiasany "kristianina" hanenjika Baiboly toa an'io. Satria isika mihevitra araka ilay tenin'i Rasiligaoma hoe "raha samy Kristianina tsy misy manenjika Baiboly". Dia arosony @ izay ilay fitaka toy ilay voalazan'ikaretsaka etsy ambony nataoko hoe hevitr'i Satana: "ny mpanenjika Baiboly izany tsisy" hoy ikaretsaka.
Betsaka ny mpianatro raha vao resahina hoe baiboky tonga de miteny hoe an an tsy mila an'izany izahay fa omeo boky hafa ref.
Diniho tsara anie io voalazanao io ry Soanja dia ampitahao @ lazain'ireo milaza azy ho kristianina eto @ serasera e! (tsy hiresaka ny athe araka ny nambaranao akory aho) Ny hanjavonan'ny Baiboly no katsahin'ny "namana" sasany eto na dia misalotra "anarana kristianina" aza izy ireo.
- "Fa maninona no Baiboly no atao reference fa tsy Coran"
- "Angaha ny fivavahana sy finoana tsimaintsy kristianisma fa maninona no Baiboly foana no tenenina?"
- "aza asiana resaka Baiboly fa samy mahay an'io daholo isika"
- "samy manana ny interpretation-ny fa aoka tsy hisy hiresaka Baiboly"
28. xxx
(
29/12/2006 19:25)
LazaDaddy:
diniho sy araho ny adihevitra fa ho avy eo foana izy hamaly...raha sahy :)
ohatran'ny misy "provocation" izany io hoe "... raha sahy" io!
29. LazaDaddy
(
29/12/2006 19:30)
xxx> ohatrany :)
ie raha sahy, satria izay manenjika Baiboly dia tsy ny Baiboly no enjehiny fa Andriamanitra izay tompon'ny Teny voarakitra ao :)
ie raha sahy, satria izay manenjika Baiboly dia tsy ny Baiboly no enjehiny fa Andriamanitra izay tompon'ny Teny voarakitra ao :)
30. Rasiligaoma
(
29/12/2006 19:32)
"Fa maninona no Baiboly no atao reference?
valiny:
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fampiasana azy hi-cautioner-na acte iray.
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fi-interpreter-na azy stricto-sensus voire subjective. LalAna ve ny Baiboly ?
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fiheverana fa ny tenin'A/tra ambony no A/tra.
31. LazaDaddy
(
29/12/2006 19:42)
rasiligaoma> dia raha tena kristianina dia manitsy izay mandika vilana fa tsy tonga dia manenjika Baiboly hoe "aza miresaka Baiboly". Izay no maha "kristianina sandoka" ny "mpanenjika Baiboly".
Efa voafaritra io ny hoe "mpanenjika Baiboly" ka inona no tsy itiavan'ny "mpanenjika Baiboly" an'io Baiboly io?
Efa voafaritra io ny hoe "mpanenjika Baiboly" ka inona no tsy itiavan'ny "mpanenjika Baiboly" an'io Baiboly io?
32. xxx
(
29/12/2006 20:06)
Ary toa mitovy ity dinika ity sy ilay iray atsy ambadika :-w:-w:-w
LazaDaddy =))=))=))
Dia inona hono no hifandraisan'ny karazana reference
sy ny firesahan'ny tsirairay amin'Andriamanitra ni-prvoquernao olona iray tamin'ny maraina ?
LazaDaddy =))=))=))
Dia inona hono no hifandraisan'ny karazana reference
- "Fa maninona no Baiboly no atao reference fa tsy Coran"
- "Angaha ny fivavahana sy finoana tsimaintsy kristianisma fa maninona no Baiboly foana no tenenina?"
- "aza asiana resaka Baiboly fa samy mahay an'io daholo isika"
- "samy manana ny interpretation-ny fa aoka tsy hisy hiresaka Baiboly"
sy ny firesahan'ny tsirairay amin'Andriamanitra ni-prvoquernao olona iray tamin'ny maraina ?
LazaDaddy:
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra.
33. LazaDaddy
(
29/12/2006 20:09)
xxx> izaho tsy mi-provoquer fa raha mahatsiaro tohina dia mazava ho azy fa "mpanenjika Baiboly". Hoy aho saingy notapahinao:
Mety misy olona milaza aminareo fa miresaka aminy mivantana Andriamanitra. Kanefa fantatrareo avy hatrany fa lainga sy fisandohana no ambarany raha manenjika ny Baiboly izy. Satria Andriamanitra tsy hanenjika izay mitory ny Vaovao Mahafaliny voarakitra ao amin'ny Baiboly mihitsy.

34. Ruby
(
29/12/2006 20:13)
Refa tena mandinika aho de azoko ny zavatra tian i lazadaddy lazaina saingy ny olana koa anie dia ilay olona manenjika baiboly mihitsy izany no jamba e. Mety tsy fantany akory oe manenjika baiboly izy fa mety mieritreritra fotsiny izy oe malalatsaina be ka oe tsy ny baiboly ihany no tokony hojerena fa boky hafa koh etc...
35. LazaDaddy
(
29/12/2006 20:14)
ka inona @ izay no tena tsy itiavan'ny "mpanenjika Baiboly" an'io Baiboly io? Sao dia faly hanenjika Baiboly fotsiny?
36. xxx
(
29/12/2006 20:15)
Tsy tohina ka, fa tapa-tsinay amin'ny fandehan'ny dinika =))=))=))
Mahagaga ahy fa toa efa volana/herinandro maromaro no nandeha ireo resaka coran sy io hoe tsy Kristianina daholo io fa tsy niteny na inona na inona i LazaDaddy fa androany izy no nanao dinika roa be izao. Ary tsy Kristianina akory no nanontany io hoe fa maninona no Kristianina daholo ny dinika eto. Sa diso aho :@
Misaotra anao na izany aza mandefa dinika hodinihin'ny Kristianina. :lol:

37. LazaDaddy
(
29/12/2006 20:22)
xxx> tsy teto aho tao anatin'ny herinandro maromaro. Rehefa tafaverina aho dia tsikaritro fa misy manenjika Baiboly mafy dia mafy mihitsy eto. Izay no itiavako hanairana ny Kristianina namana :-*
38. Ruby
(
29/12/2006 20:24)
faly zah zany fa niverina lazadaddy fa zah tsy de mahay mitafa lotra. manohana fotsiny.
39. xxx
(
29/12/2006 20:29)
Ka izay no vao maika mahagaga ahy. Nandritra ny herinandro maromaro dia tsy nisy resaka coran teto, tsy nisy resaka hoe Kristianina daholo ny Dinika. Fa ny samy Kristianina no niady hevitra mikasika ny baiboly.
Toroiko hevitra ianao : mba tsotra e ! Mba mitsotra rehefa misy zavatra heverinao fa tsy mety. Fantatrao tsara ny tianao tenenina, fantatsika izany. Tsy mila manao demagozia be, na mamadika resaka. Sa tsy resy lahatra tampoka amin'ny zavatra teneninao ianao ? :lol:
Mba tsotra, toy ny fahatsoran'ny hafa miteny izay heveriny ho tsy mety ka hanenjehanao azy ho "Mpanenjika baiboly" :-*

40. LazaDaddy
(
29/12/2006 20:33)
xxx:samy Kristianina hoy ianao? Kanefa @ ireo no misy tena manenjika Baiboly.
Fa ny samy Kristianina no niady hevitra mikasika ny baiboly.