ho an'ny mpanenjika Baiboly
43. LazaDaddy
(
29/12/2006 20:38)
Ruby:Tena jamba mihitsy araka ny voalazanao. Tsy mahafantatra akory hoe Tenin'Andriamanitra anie ny ao amin'io Baiboly io. I Saoly koa dia jamba fahiny saingy nahiratra ihany taty aoriana. Ny irariana dia ny ahiratantsika rehetra fa tsy hisafidy ho jamba mandrakizay toy ny fariseo sasany.
Refa tena mandinika aho de azoko ny zavatra tian i lazadaddy lazaina saingy ny olana koa anie dia ilay olona manenjika baiboly mihitsy izany no jamba e.
44. Ruby
(
29/12/2006 20:38)
sao zany de tsy tena kristiana fa mba kristiana anarany fotsiny? to samihafa hono reo knou.
45. Ruby
(
29/12/2006 20:41)
f'iza zany le baibolista e, tsy arako iny..zah manko zao vao mba manketo.
46. LazaDaddy
(
29/12/2006 20:44)
Ruby:izay indrindra! Na mety ho kristianina ihany saingy lavo ka mila arenina fa tsy mahatsiaro tena. Ny Kristianina koa dia mila mitandrina tsy ho voafitak'ireny sandoka ireny; "fa na ny olom-boafidin'Andriamanitra aza mety ho fitahiny" hoy i Jesoa.
sao zany de tsy tena kristiana fa mba kristiana anarany fotsiny? to samihafa hono reo knou.
49. LazaDaddy
(
29/12/2006 21:38)
asaivo mivoaka tany raha mitady an'i LazaDaddy fa tsy sarotra ny mitady azy :)
50. Rasiligaoma
(
29/12/2006 22:20)
lazadaddy> za mbola tsy azoko fa izaho tsy dia intelligent be ohatranao.. inona ny tianao lazaina @ ilay hoe "mpanenjika baiboly""?
mbola tsy novalianao anie io
mbola tsy novalianao anie io
51. soanja
(
30/12/2006 01:38)
LazaDaddy:
soanja:Soanja> ny tena mampalahelo indrindra dia ny fisandohan'i Satana sy fampiasany "kristianina" hanenjika Baiboly toa an'io. Satria isika mihevitra araka ilay tenin'i Rasiligaoma hoe "raha samy Kristianina tsy misy manenjika Baiboly". Dia arosony @ izay ilay fitaka toy ilay voalazan'ikaretsaka etsy ambony nataoko hoe hevitr'i Satana: "ny mpanenjika Baiboly izany tsisy" hoy ikaretsaka.
Betsaka ny mpianatro raha vao resahina hoe baiboky tonga de miteny hoe an an tsy mila an'izany izahay fa omeo boky hafa ref.
Diniho tsara anie io voalazanao io ry Soanja dia ampitahao @ lazain'ireo milaza azy ho kristianina eto @ serasera e! (tsy hiresaka ny athe araka ny nambaranao akory aho) Ny hanjavonan'ny Baiboly no katsahin'ny "namana" sasany eto na dia misalotra "anarana kristianina" aza izy ireo.
- "Fa maninona no Baiboly no atao reference fa tsy Coran"
- "Angaha ny fivavahana sy finoana tsimaintsy kristianisma fa maninona no Baiboly foana no tenenina?"
- "aza asiana resaka Baiboly fa samy mahay an'io daholo isika"
- "samy manana ny interpretation-ny fa aoka tsy hisy hiresaka Baiboly"
Satria mety tsy voavakinao iray manontolo angamba le hevitra rehetra fa ny Kristianina izay milaza fa ny baiboly no fanaperam-pahendren'Andriamanitra dia midrikina mihitsy fa diso ianao mihevitra zavatra hafa tsy mifanaraka ny amin'ny azy.
Alaiko ohatra amin'izany dia i xxx izay any amin'n hevitra aiza angaha izy iny dia nasesiny fa diso be zah. Nefa zah tsy mahita ny tenako diso ohatra ny momba izany satria samy manana ny fampitany ny tenin'Andriamanitra isika rehetra eto. Dia samy manana ny finoany koa. De ny fanentritranterana an'izany no mahatonga ireo ambony ireo dia support netina nilazana fa tsy voatery baiboly irery ihany ny fomba ampisehoana an'Andriamanitra eto anivontsika fa misy fomba isan-karazany.
Koa aleo tsy laina maika toy izany le resaka e.
Ny hevitro eo ambony izay notsipihanao dia milaza tokoa fa Athes aby ny ankamaroan'ny olona aty sy ny mpianatro ary mahasarotiny azy ny fampiasana baiboly satria mandemy atidoha. Sarotra aminy ny mandray ny hevitry ny baiboly satria tsy mino ny atao ny fisian'i Fanahy sy ny Fanahy MASINA izy.
52. ikaretsaka
(
30/12/2006 02:19)
milaza fa ny baiboly no fanaperam-pahendren'Andriamanitra dia midrikina mihitsy fa diso ianao mihevitra zavatra hafa tsy mifanaraka ny amin'ny azy.
namaste
Alaiko ohatra amin'izany dia i xxx izay any amin'n hevitra aiza angaha izy iny dia nasesiny fa diso be zah. Nefa zah tsy mahita ny tenako diso ohatra ny momba izany satria samy manana ny fampitany ny tenin'Andriamanitra isika rehetra eto. Dia samy manana ny finoany koa. De ny fanentritranterana an'izany no mahatonga ireo ambony ireo dia support netina nilazana fa tsy voatery baiboly irery ihany ny fomba ampisehoana an'Andriamanitra eto anivontsika fa misy fomba isan-karazany.
Koa aleo tsy laina maika toy izany le resaka e.
Ny hevitro eo ambony izay notsipihanao dia milaza tokoa fa Athes aby ny ankamaroan'ny olona aty sy ny mpianatro ary mahasarotiny azy ny fampiasana baiboly satria mandemy atidoha. Sarotra aminy ny mandray ny hevitry ny baiboly satria tsy mino ny atao ny fisian'i Fanahy sy ny Fanahy MASINA izy.
namaste
54. ikaretsaka
(
30/12/2006 03:06)
Hoy i simplex:
Ilaina ny Baiboly, tiako ny Baiboly fa na tsisy Baiboly aza aho tsy manary ahy A/tra.
tena lafatra
55. ikaretsaka
(
30/12/2006 03:08)
Hoy i simplex:
Ilaina ny Baiboly, tiako ny Baiboly fa na tsisy Baiboly aza aho tsy manary ahy A/tra.
adinoko!
toa io daholo no ataon'ireo olona rehetra nampangain'i LD ko!
NY ATO aloha
hafa ny athee sns...
56. xxx
(
30/12/2006 07:18)
Ny olana @ ireny olona manenjika baoboly na ny olona mandala azy anie de zao e! any @ fiangonana misy anireo mpanenjika baiboly dia tsy mamaky baiboly mihitsy fa izay tenenin'ilay ery aloha ihany no henoina , ary tsy misy famporisihana ny olona hamaky sy handinika baiboly mihitsy ao @ ilay fiangonana nefa izy ireo misoratena ho Kristiana , dia mino ve isika fa fanahin'Andriamanitra tokoa no miasa @ olona mankahala ny teniny
58. xxx
(
31/12/2006 12:29)
misy olona ato dia miseho azy ho tena mahay sy mahafantatra an'Andriamanitra mihoatra ny rehetra, ka rehefa tsy mifanaraka aminy dia lasa mpanenjika! ary sao dia io olona io ilay "mpisandoka"?
59. ikaretsaka
(
31/12/2006 13:42)
anontanio an'i JK tokoa aloha hoe alohan'ny hitsaratsarantsika foana?:roll:
60. exdadabe
(
31/12/2006 18:45)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 29-12-2006 14:08:25
Lohateny : ho an'ny mpanenjika Baiboly
inona no tena tsy itiavanao an'io Baiboly io?
misy tsy tia io satria ao ny teny fahamarinana, ohatra
1- aza mamono olona --> nefa izy mamono dia lasa wouainn izy raha mamaky baiboly
2-aza manao sarinjavatra voasokotra ---> nefa ao ampiangonany misy dia romotra izy raha vao averina vakina aminy io baiboly io
3-mahatsiarova ny andro sabata ---> tezitra be izy satria lazainy fa maka referansy fotsiny fa tsy mandinika kontext
ohatra fotsiny ireo aa , donk marina io voalazan'i Lazaddady io ireo no anisan'ny antony tsy hitivany ny baiboly
