ho an'ny mpanenjika Baiboly
101. ikaretsaka
(
03/01/2007 01:16)
eny indray ary e.. rehefa tsy mi "see outside of the latex na "boite de conserve" izy dia izay no tena izy izany...
103. ikaretsaka
(
03/01/2007 01:21)
ka izay aneio ry cutie no tenenina aminy foana hoe mivoaha amin'izay fa sempotra ao e!
zany ange no ataonay azy fa tsy haiko mihitsy e...

105. prime
(
03/01/2007 11:22)
Rehefa tsy misy finoana ny Tenin\'Andriamanitra dia lasa resaka lavabe toy izao ary rehefa tena dinihina dia toa tsy mitondra vokatsoa loatra ny mihady hevitra momba azy satria ilay referansa fototra, \"ny baiboly\" aza maivana noho ny fampianaran\'olombelona maro...
106. bilakarenjy
(
03/01/2007 11:31)
Ny ahy indray dia tsy ny Baiboly mihitsy no henjehiko fa ilay fomba entin'ireo lazaina hoe :mahay sy mamaky ny Baiboly ,mampianatra sy mampahafantatra ny Baiboly @ olona tiany resena lahatra sy tarihiny ary hampianariny no tsy azokazoko .
107. LazaDaddy
(
03/01/2007 11:58)
bilakarenjy> tena mitombona mihitsy io ahiahinao io, ary tompon'andraikitra feno ny tsirairay. Io ilay hoe "fantaro @ voany ny hazo". Misy aza moa tsy ny Baiboly akory no resahiny fa zavatra hafa tanteraka mihitsy no lazainy fa avy ao @ Baiboly.
Kanefa tsy ny amboho dia mitafy hodi-janakondry no atao ho antony hisakanana na hi-intimider-na ny olona tsy hiresaka Baiboly.

108. prime
(
03/01/2007 14:31)
Ilay tsy fiambenana mihitsy rehefa mihaino sy mandray ny Tenin'Andriamanitra voalazan'ny baiboly koa no tena olana fototra iray...
Ny tena nahagaga ahy indrindra dia ny filazàn'ny sasany fa ny devoly no tena mahay mampiasa ny baiboly ka tsy tsara akory aza ny mamaky azy hoy izy ireo... tena afototra mihitsy ny asan'Andriamanitra...:wink:

109. pissoa
(
03/01/2007 14:39)
O ry Prime, tena otran'izao " :wink: " angaha ny masaonao ? 8O
Izaho no miteny an'io hoe Devoly mampiasa Baiboly hamitahana io, ary tsy azonao lavina io satria AO ANATY BAIBOLY. Fa andana tadiavo any anaty forum any kosa raha misy teny hoe "Aza mampiasa baiboly" :-w:-w:-w
Izaho aza manentana hoe vakio ary halalino ; fa aza io no atao fototra fa Andriamanitra ihany. Ny an'ny sasany mantsy efa tena io mihitsy no atao fototra, ka lasa manohitra an'Andriamanitra sy ny hanarahana azy mihitsy noho ny andalana sasany ao amin'ny Baiboly (Izay ilay baibolisma) (Cf Serasera).

110. ikaretsaka
(
03/01/2007 14:46)
bilakarenjy:
Ny ahy indray dia tsy ny Baiboly mihitsy no henjehiko fa ilay fomba entin'ireo lazaina hoe :mahay sy mamaky ny Baiboly ,mampianatra sy mampahafantatra ny Baiboly @ olona tiany resena lahatra sy tarihiny ary hampianariny no tsy azokazoko .
io no atao hoe teorian'ny baibolista
111. xxx
(
03/01/2007 15:21)
Ho anareo manenjika izay mamaky Baiboly ho an'ny tokana hamantarany ny sitrapon'Andrimanitra dia vakio kely ito azafady (raha manampotoana ianareo):
"Dia hoy ny anankiray taminy: Tompoko, moa vitsy va no hovonjena? Ary hoy Izy tamin'ny olona:
Miseseha hiditra amin'ny varavarana èty hianareo; fa hoy Izaho aminareo: Maro no hitady hiditra, fa tsy ho afaka." Jaona 13:24
1- Tenin'Andriamanitra ve io aminareo?
2- anisan'ireo "vitsy" voalaza ireo ve ianareo milaza fa ahafantarana ny sitrapon'Andriamanitra koa ny zavatra hafa ankoatran'ny voalaza ao anaty Baiboly (personal philosophy, litania, rozery, sign, conscience, yoga, namaste...) ?
Zo-etazonia.

112. ikaretsaka
(
03/01/2007 15:38)
1) ie tenin'andriamanitra io
2) eny koa rehefa azavain'ny fanahy masina
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fampiasana azy hi-cautioner-na acte iray.
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fi-interpreter-na azy stricto-sensus voire subjective. LalAna ve ny Baiboly ?
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fiheverana fa ny tenin'A/tra ambony no A/tra.
113. soanja
(
03/01/2007 15:46)
Zo-Etazonia,
Raha ny fahafantarako ny atao hoe "Andriamanitra" dia afaka hilaza ny tenako fa ato amiko izy. Ianao koa afaka h/milaza fa tsy ato amiko Izy.
Satria fantatro ilay hinoako ary matanjaka Izy ato anatiko. Misaotra anao anefa misahirana noho ny amiko fa raisiko ho fitiavana izany.:-*

114. bilakarenjy
(
03/01/2007 17:10)
io teny ao @ baiboly io izay matoa tsy azon'ilay olona torianao teny dia tsy miantefa ao @ fiainany izay ilay teny nentinao hampahery azy ary tsy miditra @ isan'androny koa ,fa raha tafiditra @ lafim-piainany ny teny torianao aminy dia ho azony tanteraka ny heviny sy ny tiany hambara ary ho resy lahatra avy hatrany izy ireo .
Saingy izay no tsy hain'ireo mpitondra ny tenin'Andriamanitra toriana @ olona ,fa manao teolojia be fotsiny sy tsianjery maimbo ,miaraka @ ilay fihetsika somary amboarina .
Tampina avy hatrany ny daomy ,mazava ho azy .
Noho izany dia ny momba ny fiainan'ilay olona torianao teny no tena hamafiso sy araho asa mihitsy aza mba ahafantarana fa tena mpanompon'Andriamanitra sy iraka tokoa ianareo fa tsy manao resaka sy manoro hevitra fotsiny ,fa tariho ny lalany ary aza avela raha tsy tafita .
Araho asa ny fanompoana ataonareo mpitory ireo .

115. ikaretsaka
(
03/01/2007 20:11)

izay mihitsy
116. LazaDaddy
(
03/01/2007 21:16)
bilakarenjy:Kanefa ry bilakarenjy dia ny Tenin'Andriamanitra mikasikasika ny fiainany mihitsy no hitako mahatonga ny ankabeazan'ny olona manenjika nyBaiboly.
fa raha tafiditra @ lafim-piainany ny teny torianao aminy dia ho azony tanteraka ny heviny sy ny tiany hambara ary ho resy lahatra avy hatrany izy ireo .
Ohatra:
1) vitsy no hiditra ny fanjakan'ny lanitra: tsy mety @ sain'ny olona izany satria demokrasia sy fisainana "politically correct" no tiany
2) aza mijangajanga: raha olona mpijangajanga ka tsy tia fiovana dia ankahala io Teny io
3) aza mandainga na miampanga lainga
4) aza mihary harena ho anareo ety an-tany fa miharia harena ho anareo any an-danitra
5) ataoovy mpianatra ny firenen-drehetra: aleony lavitra miresaka "pornographie @ namany toy izay hiresaka ny Tenin'Andriamanitra"
...
---> mitarika ny olona hanova ny fiainany tanteraka angamba ilay Tenin'Andriamanitra ao @ Baiboly hoy aho no mahatonga azy ireo hanenjika azy.
117. ikaretsaka
(
03/01/2007 22:00)
---> mitarika ny olona hanova ny fiainany tanteraka angamba ilay Tenin'Andriamanitra ao @ Baiboly hoy aho no mahatonga azy ireo hanenjika azy.
Tsy ny tenin'andriamanitra ihany no mitarika ny olona hanova ny fiainany tanteraka fa ny fandraisana an'Andriamanitra manontolo mihitsy
118. LazaDaddy
(
03/01/2007 22:55)
ikaretsaka> ahoana moa no ahafantarantsika an'Andriamanitra raha tsy Izy no mampahafantatra ny tenany amintsika @ alalan'ny Teniny? :)
119. ikaretsaka
(
03/01/2007 23:04)
Lazadaddy> raha tsy manana ny fanahiny isika dia na hiteny tahaka ny inona aza ilay mpitointeny dia tsy tafa mihitsy!:wink:
120. cutie
(
03/01/2007 23:36)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 04-01-2007 00:04:18
Lohateny : Re : ho an'ny mpanenjika Baiboly
Lazadaddy> raha tsy manana ny fanahiny isika dia na hiteny tahaka ny inona aza ilay mpitointeny dia tsy tafa mihitsy!
marina zany :lol: