ho an'ny mpanenjika Baiboly
61. ikaretsaka
(
31/12/2006 19:10)
exdadabe:
[misy tsy tia io satria ao ny teny fahamarinana, ohatra
1- aza mamono olona --> nefa izy mamono dia lasa wouainn izy raha mamaky baiboly
Za nefa vo nahita afakomaly fa nisy vehivavy namaky baiboly talohan'ny nanaovany abortion... tena ontsa aho dia gaga fa tena marina io an
exdadabe:
2-aza manao sarinjavatra voasokotra ---> nefa ao ampiangonany misy dia romotra izy raha vao averina vakina aminy io baiboly io
nefa na ny lakroa aza sarin-javatra voasikotra... ary koa vita reliure voasikotsikotra tsara ilay baiboliny indraindray
exdadabe:
3-mahatsiarova ny andro sabata ---> tezitra be izy satria lazainy fa maka referansy fotsiny fa tsy mandinika kontext
Sabata sa alahady sa inona?... tsarovana sa ankalazaina ilay izy aloha?... samy mahatsiaro daholo ange hoe latsinainy androany na talata sns..sns.. e fa ny atao @ iny no samy manana ny azy
Ny ahy alahady no ankalazaiko
62. Zina
(
31/12/2006 22:59)
Lazadaddy, sy exdadabe a,
na inona na inona no holazaina eto momban'ny baiboly dia hisy foana ny contre sy ny handray an;ilay baiboly ho zavatra supplement ao @ fiainany fa tsy ho tokony zavatra primordiale ao @ fiainany.. Alain-dry zareo amin'izay hitiavan'ny fony ny baiboly
ary marina io lazain'i exdadabe io...
izay ilay atao oe liberale...

63. ikaretsaka
(
31/12/2006 23:19)
Hoy i simplex tatsy ambadika tasy:
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fampiasana azy hi-cautioner-na acte iray.
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fi-interpreter-na azy stricto-sensus voire subjective. Lalana ve ny Baiboly ?
- Tsy ny Baiboly no enjehina fa ny fiheverana fa ny tenin'A/tra ambony no A/tra.
Aleo ovaina hoe liberal sy conservator izany ilay izy e
IO fijerinay sy ry rasily sy ry soanja sy ry simplex, pissoa, hery< sy ny XXX sasany io .. aleo atao hoe liberal
Ilaina ny Baiboly, tiako ny Baiboly fa na tsisy Baiboly aza aho tsy manary ahy A/tra. Zany hoe le fampiasana Baiboly "a tt bout de champs" izany no tsy important loatra
Dia ilay tsy te hahalala afa tsy baiboly> conservator
mety?
[size=13px]tsy anti baiboly ireo an, sao miala any indray ny interpretation hafahafa, fa tsy manao ny baiboly ho exclusivite fotsiny
[/size]
64. ikaretsaka
(
31/12/2006 23:27)
Tsy mahafantatra akory hoe Tenin'Andriamanitra anie ny ao amin'io Baiboly io. I Saoly koa dia jamba fahiny saingy nahiratra ihany taty aoriana. Ny irariana dia ny ahiratantsika rehetra fa tsy hisafidy ho jamba mandrakizay toy ny fariseo sasany
Zahay ange mahafantatra sy mino fa misy tenin'andriamanitra amin'io baiboly io e.. fa manao koa hoe tsy amin'io irery ihany andriamanitra no miteny sy miresaka amintsika ...
Sarotra be ve ny mijery an'izany?
dia iza no jamba @ izany?
Fanamarihana kely: i Saoly ry Laza ny nampahiratra azy tsy baiboly no nanao hoe shhhhhhhhdou de nahiratra izy.... fa i JK en personne mihitsy... Nidinan'ny fanahy masina izy:
Feo, Fanahy, fa tsy nisy kosa aloha tao hoe "NAMAKY baiboly fotsiny " izy e
sa mety samihafa ny baibolintsika ...-))
66. rakaroka
(
01/01/2007 21:47)
Ny fiainana diavina sy atrehina aty mihitsy anie ka lavitra BBBBbbbe amin'ny théorie biblika sy ny fombahomba dérivén'izany ! Raha hiatrika ny "conférences" iraisam-pirenena sy ny différentes "Entreprises" sy ny hi-tech sns...tsy misy hidiran'ny baiboly MIHITSY! Tsy misy ilana ny vérsés ireny rahateo ridicule ho an'ny ol aty ny ol hoe tsy nahavaky boky firy hafa tsy baiboly satria ho an-drizareo misy "essence" considérable fieritreritra sy fisaina avokoa izay fikarohana vitan'ny ol hafa donk tsy fanakifika fahatany satria miantoka ny fiainana indrindra koa.rahateo marina izany satria na ny net ifandraisantsika aza tsy voa-détérminén'ny baiboly nefa ilaintsika. Jesoa ilay dradradradraina ho fiainana anefa tsy tsapa ny intervention-ny eo amin'ny fianana andavan'andron'ny ol donk tahaka ny miesona ihany raha izy no andrasana:toa ohatran'ny hoe tsy eto amin'ity fiainana ity loatra koa moa ny anantenana azy ka ahafahana miatrika ny réalité en face izany dia atrehina izay misy "concret"! Logique anie izany!...
67. LazaDaddy
(
02/01/2007 01:23)
aza avilana ny resaka rey olona an!
Tsy ny Baibolista no resahina eto fa ny "anti-krista" mpanenjika Baiboly, ny mpanenjika ilay Teny
Tsy ny Baibolista no resahina eto fa ny "anti-krista" mpanenjika Baiboly, ny mpanenjika ilay Teny
68. ikaretsaka
(
02/01/2007 03:21)
fa hono tokoa ho'a
inona aloha aminao ny definition an'ny "anti-krista"
sao hatreo dia efa mikatso ny resaka!
ny fijeriko manko dia diso fitontona fitontona ihany ianoa ity
satria tsy toa anti krista no betsaka ato fa toa samy manaiky an'i kristy ho andriamanitra daholo anie ny ankabetsahan' ny ato ko ..
ny anti manko = tsy mandray... tsy manaiky
ny pour= mandray raha ny fahalalako azy
fa le fomba fanekena sy fandraisana azy fotsiny no samihafa...
any ny resaka lbaibolista sy tsy baibolista no mipetraka
otran'ny politika ihany io e... tsy voatery ho TIM daholo ny pro Ra8 ohatra...
na hoe rehefa tsy TIM de anti Ravalo
(Azafady @ le exemple fa izay no hitako tsotra indrindra hi illustrena ilay hevitra)
raha mbola tsy azonao @ izay sy tsy ekenao @ zay de tsy haiko intsony hoe inona ny manetsina sy mamefy anao.
fa mivavaka ho anao za mba hampisokatra anao tanteraka mba ho tsy ny masonao ihany fa ny aty fanahinao mihitsy.. ny masonao manko efa nisokatra fa mahita sy "mahay mamaky teny" ianao...
fa ny anatinao mbola tsy haiko fa " ohatran'ny tsy latsaka tsara any ilay jesoanao"
Fijeriko iny an
mba resolution 2007 ny ahy Ramose iznay iny an.. sincerely!:-*

69. LazaDaddy
(
02/01/2007 03:28)
ikaretsaka> dia isaorana izay mivavaka ho ahy rehetra fa tena ilaiko ny vavaka mba tsy ho menatra aho ny hijoro @ Tenin'Andriamanitra voalaza ao @ Baiboly, eo anatrehan'ireo antikrista mpanenjika Baiboly tafaresaka amiko andavanandro. :wink:
70. ikaretsaka
(
02/01/2007 03:41)
Ny hivavahako ry laza dia tsy mba hijoro @ tenin'andriamanitra ihany fotsiny ianao fa hijoro @ kristy mihitsy...
mba ho Ilay kristy nanome ny teniny no raisinao sy ijoroanao amin'ity taona ity fa tsy ilay teniny fotsiny no hijoroanao
:-*
Ilay dingana voalohany tena vitanao efa noraisinao teo @ sofina sy vava t@ alalan'ny famakiana (lecture ) izy... tsara be hatreo! ankasitrahana tanteraka!! =D ...fa ilay faharoa no mba ezaka iarahantsika e ilay any am-po lalina any...
faly sy misaotra an'andriamanitra aho raha mba vokatry ny fifampizarana ato no handehananao @ io step 2 io
mankasitraka e:-*(l)
dia mirary ny 2007 ho feno hazavana sy fandraisana Azy anaty fa tsy fiononana @ fitanisana teny fotsiny
71. LazaDaddy
(
02/01/2007 03:43)
ikaretsaka:fa inona no mahasamihafa ny Tenin'Andriamanitra sy i Kristy? 8O
Ny hivavahako ry laza dia tsy mba hijoro @ tenin'andriamanitra ihany fotsiny ianao fa hijoro @ kristy mihitsy...
73. LazaDaddy
(
02/01/2007 03:51)
cutie> hafa kely indray iny :) Ny Tenin'Andriamanitra aloha dia velona ato anatiko. Ary i Kristy no ilay Teny tonga nofo. Izy no nahariana izao tontolo izao.
Izany hoe mety tsy voatery hino an'izany ianao raha sanatria antikrista mpanenjika Baiboly satria araka ny Baiboly io.
Izany hoe mety tsy voatery hino an'izany ianao raha sanatria antikrista mpanenjika Baiboly satria araka ny Baiboly io.
74. cutie
(
02/01/2007 03:56)
ataovy mifampitohy any raha zany koa
Kristy alou fanahy amiko fa ny TA no fitaovana mampivelatra an'le fanahy ato anatiko
Kristy alou fanahy amiko fa ny TA no fitaovana mampivelatra an'le fanahy ato anatiko
75. ikaretsaka
(
02/01/2007 03:56)
oadray...
izany izy hoe ny 1 teniny fotsiny ... ny 1 izy tenany mihitsy!
na le mots fotsiny aza dia samihafa letsy!
tsy mbola teologianina tapitr'ohatra aho fa mba eritrereto ity tenin'i Md Augustin ity... "ialahy ve dia tenin'ialahy"?
"IZAHO" ho'zy fa tsy hoe "NY TENIKO" (no lalana sy fahamarinana)
"izay mahafoy ny TENANY hozizy fa tsy izay mahafoy ny TENINY"
ny TENY ao anatin'ilay VATANA
element sy ensemble io .....
raha teny de element moa raha vatany dia ensemble...
Efa hitanao ilay element... eo @ fangalana ensemble isika izao!
mahereza e

76. LazaDaddy
(
02/01/2007 04:00)
ikaretsaka> ka io anie no mahasamihafa ny Baibolista sy antikrista mpanenjika Baiboly e. :)
Ny ankilany mino izay voalaza ao @ Baiboly, ny andaniny miezaka manazava araka ny fiheviny sy fisainany. Dia ny tenin'i Augudtin indray ve no omen-danja noho ny Tenin'Andriamanitra? :)
Ny ankilany mino izay voalaza ao @ Baiboly, ny andaniny miezaka manazava araka ny fiheviny sy fisainany. Dia ny tenin'i Augudtin indray ve no omen-danja noho ny Tenin'Andriamanitra? :)
78. LazaDaddy
(
02/01/2007 04:05)
hahaha! Ikaretsaka izany kosa tonga dia mihevitra araka ny fisainana sy fiainana ara-nofo. Aoka itsy ry ikaretsaka fa ilay Tenin'Andriamanitra @ maha Tenin'Andriamanitra Azy dia tsy ho levona mandrakizay an!