Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 02/01/2007 08:31)
vao manomboka dia
feno sahady ny fonksionera tsy faly!! nefa nahazo 10% io an!!... tohiny
novalian'i kitjo ny 06/01/2007 18:54
ledada ( 02/01/2007 07:26)
manidy fe
fa maninona kay ny vehivavy rehefa "excitée " d manidy fe be mihitsy e! tokony hoe ny mifanohitra @ zay ary no tokony hiseho! tokony oe mivelatra b mihitsy!... tohiny
soanja ( 02/01/2007 07:03)
Ireo teny mahasoa NORAISIKO
Mirahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2007. Enga anie ka hitondra soa ho antsika rehetra ity taona ity ary Andriamanitra hitantana antsika lalandava. Ireto misy teny mahasoa nodihiko and... tohiny
novalian'i cutie ny 05/01/2007 21:13
ikaretsaka ( 02/01/2007 06:16)
fanontaniana Exam Auto ecole
Sendra reko Tao @ Auto Ecole Plus (any dago) Indray andro mampa nao examen blanc ana permis ry zareo -inona avy ny kojakoja tsy maintsy ilaina @ tobil eto antananarivo hahafahany mandeha ara... tohiny
novalian'i aigredoux ny 05/01/2007 08:27
LazaDaddy ( 02/01/2007 03:24)
akorandriaka
tena matsiro mihitsy ny fikarakaran'ny malezianina akoran-driaka. 1- Avela hilona anaty ranomasina 4 ora ny akorandriaka (sahabo ho 4Kg raha kely) vao avy nosokirina avy ao anaty fasika (~15cm) mba... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 09/01/2007 01:10
LazaDaddy ( 02/01/2007 00:42)
Tratry ny taona ny sokajy roa
Tratry ny taona daholo ny "Baibolista" sy ny "anti-krista". :)... tohiny
novalian'i cutie ny 04/01/2007 03:28
jonyrapida ( 01/01/2007 23:08)
Réveillon 2006
Tsy tonga any Côte d'Azur daholo ny olona. Fa nahafnaritra ny fihaonana. Miarhaba antsika rehetra tratry ny ASARAMANITRA, hitondra taom-PAHASALAMANA, io aloha no voalohany indrindra, taom-PAHOMBIZ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 10/01/2007 12:25
Samoana ( 01/01/2007 21:21)
Soa ny fiarahana- Nice
Dia misaotra indrindra t@ fandraisana tonga lafatra nataon'i ftma. Namana be fitiavana sy fahatsoram-po:-* Nahafinaritra ny fijerena tanàna, natsiro ny nahandro ary nahafa-po ny dinidinika sy ny ham... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 07:29
salmo ( 01/01/2007 20:55)
vatana be volo
ahoana ny vhv 95% be volo be eo am lohany (sady tsy mihitsana) ary ny vhv 5% mikiky volo eo amin'ny tratrany? :-D:-P... tohiny
novalian'i henrie ny 01/02/2007 11:55
lemenakely ( 01/01/2007 18:45)
Baràka inona no tena dikany e?
-Afa-baràka i R... sy R... fa niady lehilahy tao ampovoan-tsena! -Ianareo aza manao zavatra manala-baràka toy izao an! Inona marina moa izany no tena hevitr'io teny io e?... tohiny
Fiffi ( 01/01/2007 18:44)
NY FITIA......mampitomany.....
Mba lasa hoa ry zareo ny saiko raha tena nandinika an'ity tononkira ity zah an ! de mba marina ve ireo voalaza ao ireo ? Ny fitia no mampifankatia Misy nofinofy mamy Ny fitia no mampitia Ary ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 09:29
andry44 ( 01/01/2007 18:13)
yahoo messenger
Miarahaba tratry ny taona aloha e! Nanao installation yahoo messenger aho;vita soamatsara izy io fa ny olana de tsy mety connecté mihitsy aho. Inona kay no mety mahatonga izany? Ilay msgr8fr io no... tohiny
DONGAKA ( 01/01/2007 17:15)
Manomboka mihohoka ny vilia ankehitriny!....
Mety gaga angamba ianareo hoe inona ary no tian'i lery ho tenenina @ hoe : vilia mihohoka! Asa na ny hamafin'ny fiainana na ahoana fa dia mihasarotra an-kanina ny olona @ izao fotoana izao indrindra ... tohiny
novalian'i degree ny 03/01/2007 20:15
Pao ( 01/01/2007 15:51)
r
Voamarikao angamba fa toa mahazo vahana hatrany ity mirouler"r" ity!Izaho manokana aloha dia tsy tiako mihitsy satria tsy naturel ary angaha ratsy ny "r" gasy?:?:... tohiny
novalian'i fasaly ny 06/01/2007 20:16
salopard ( 01/01/2007 14:58)
kabarin'ny filoha
ry malagasy,tratran'ny taolana daholo ,minoa fotsiny hoy isika t@ mandat taloha ,sambatra izay tsy nahita nefa mino hoy isika @ izao mandat vaovao izao. tsy nifidy ahy toliara dia tsy ho fidiko koa,... tohiny
Aino ( 01/01/2007 14:56)
ny fahendrena
Misy ny namana sasany milaza fa hoe maditra hono aho hihihihihihihi. lainga izany fa ny fahendrena sy ny fanajana any hireo ray aman-dreny ny ahy no tena zavadehibe!!! ny foho sy ny saina lereoa n... tohiny
novalian'i degree ny 02/01/2007 22:54
xxx ( 01/01/2007 11:01)
Nahatratra ny taona daholo e
http://img487.imageshack.us/img487/3678/04061837eq.jpg :wink:... tohiny
novalian'i kala ny 04/01/2007 14:14
ryan ( 01/01/2007 10:33)
ise kely
Bandy mpankafy mahaleo mitady tononkira! Sao dia mba misy afaka manome ilay tononkira "ise kely" nareo fa efa ela iany no nitadiavako azy anefa tsy mety hitako...:roll:. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/01/2007 10:59
bazylou ( 01/01/2007 10:10)
taona vaovao
tratry ny fety y ny 2007 daholo e!! ho betsaka ny zavtara ho avy sy hatao amin'itytaona ity fa ny irariana dia ny mba hahamarina sy matotra ny mpitondra sy ny hoentina e!!!... tohiny
novalian'i bazylou ny 02/01/2007 11:44
bazylou ( 01/01/2007 10:04)
tratry ny paoma
2007 daholo aloha e!!!!!!!!!!!:*:*:*:*:*:P:P:P... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/01/2007 20:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9429