taona vaovao

1. bazylou ( 01/01/2007 10:10)
tratry ny fety y ny 2007 daholo e!! ho betsaka ny zavtara ho avy sy hatao amin'itytaona ity fa ny irariana dia ny mba hahamarina sy matotra ny mpitondra sy ny hoentina e!!!
novalian'i bazylou ny 02/01/2007 11:44
2. lapino ( 01/01/2007 10:51)
Dia arahabaina koa i bazylou nahatratra ny taona vaovao e! :wink:

Ny zavatra irariana dia ny hitomboan'ny soa ho an'ny firenena. Enga anie handamoka ny ketrika korontana rehetra, fa mba ho betsaka kosa ny zavatra vita.
3. bazylou ( 02/01/2007 11:44)
toa hisy sy ho feno ihany ny tsy faly sy ny zavatra vita tapany raha izao no mitohy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4661