yahoo messenger
1. andry44
(
01/01/2007 18:13)
Miarahaba tratry ny taona aloha e!
Nanao installation yahoo messenger aho;vita soamatsara izy io fa ny olana de tsy mety connecté mihitsy aho.
Inona kay no mety mahatonga izany?
Ilay msgr8fr io noinstalleko io!
Misaotra e!
Nanao installation yahoo messenger aho;vita soamatsara izy io fa ny olana de tsy mety connecté mihitsy aho.
Inona kay no mety mahatonga izany?
Ilay msgr8fr io noinstalleko io!
Misaotra e!
novalian'i dongadonga ny 21/01/2007 09:03
2. andry44
(
01/01/2007 18:16)
Adinoko fa tsy mety connecté koa izaho na @windows messenger aza.
Mety ho ao @ machine ve no mahatonga izany?
Mety ho ao @ machine ve no mahatonga izany?
3. simplex
(
01/01/2007 18:43)
ra mampiasa proxy d tsy maintsy apetra koa ny configurations proxy, jereo any @ login/preferences (ymessenger), na outils/options @ MSn... jereo ao @le rubrique hoe connection iny...
ndraindray koa misy port (varavarana) tsy maintsy vohaina ra tsy mande ny feo na sary...
ndraindray koa misy port (varavarana) tsy maintsy vohaina ra tsy mande ny feo na sary...
4. pitoussy
(
02/01/2007 11:55)
varavarana aiza no vohaina simp fa hatraty tsy mandé ny feo
actions/ voix-video fa tsy mety:roll:
actions/ voix-video fa tsy mety:roll:
5. simplex
(
02/01/2007 20:16)
ajuster-o any @ le prefs teo aloha ny mic fa sao d ireny no tsy configures tsara :P
6. xxx
(
05/01/2007 15:39)
mbo atoroy leisy e ,njy v tsy te haheno ana mi-frimeeeeee:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. andry44
(
12/01/2007 16:33)
de ho desinstallena mihitsy angamba aloha lay ao de manao installation vao² ndray fa tsy mety e!
