Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
soanja ( 05/01/2007 22:09)
sakafom-panahy hozaraiko.
Ity misy teny azontsika hanaovana meditation ho an'izay te handray azy. Raha misy tsy mazava dia afaka manontany ahy ihany. Misaotra indrindra mitsilo ny hafa amin'ny lalanao. Soanja "Our deepest f... suite
répondu par cutie le 06/01/2007 21:42
niryna ( 05/01/2007 20:33)
Malemy ve ny tsinainy sy ny hodiny sa.....
Maro ihany izay namana mitety firenena izay fa rehefa mandeha mivoaka ny toerana hafa dia marary kibo foana.Na marary vokatry ny moka. Toy ny afrika, Trinidad, Inde, Mexico,Peru,Haiti sy ireo karazan... suite
répondu par xxx le 12/01/2007 23:06
niryna ( 05/01/2007 19:48)
Miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra(speaking tongue)
Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(l)(l)(l)... suite
répondu par dadie le 30/08/2007 15:05
niryna ( 05/01/2007 19:19)
Mankany an-danitra daholo isika rehefa miala eto...
Sendra niresaka ahy ity mpino iray raha nilaza izy fa isika rehetra hono dia samy ho any an-danitra daholo rehefa maty.Mino an\'izany ve ianareo sa manana fisalasalana:?::?:... suite
répondu par prime le 25/01/2007 13:02
vakana ( 05/01/2007 17:09)
mireille fanolorantena
mba maniry ny ahazo ny tonon-kiran'ny mireille @ hira hoe fanolotantena( nandalo fahazazana teny aho, nandalo hatanorana teny aho, nankamamy ity fiainana .... ) merci bcp de votre reponse vakana nic... suite
répondu par McFy le 06/01/2007 15:11
melody ( 05/01/2007 16:51)
karaoke malagasy
Izaho re ry zalahy mitady karaoke malagasy fa tsy mahita mihintsy a, sao dia mba misy mahalala hoe aiza no toerana na web aleha afahana mividy io CD karaoke io. Misaotra e! ... suite
répondu par melody le 05/01/2007 23:21
Aino ( 05/01/2007 15:49)
resaka PS!
lasa kely ny saiko @ le resaka momba ny peusedo io, tahaka ny salmo izao, raha toaka hoe tena niala izy ary olona hafa hoatra io @ps any io. dia ny tiako lazaina hoe, fa maninona le olona no mangalat... suite
répondu par xxx le 09/01/2007 19:08
Aino ( 05/01/2007 15:30)
izaho mba!!
ny namana sasany mihezaka ny ho lehibe haingana, nefa raha ny ahy indray dia tiako ny miverina zaza tahakany hoe 7ans izao:°)... suite
répondu par Aino le 08/01/2007 19:09
lysie83 ( 05/01/2007 13:07)
lehilahy ankehitriny
Antony mahatonga ny lehilahy maro tsy ho fidèl intsony @ zao andro zao... suite
répondu par kotobekibo le 20/02/2007 16:25
Favory ( 05/01/2007 11:45)
Revy Gasy
Fa maninona kay ny olona rehefa mamo de lasa be reseka be daholo?... suite
répondu par kotobekibo le 20/02/2007 16:13
bazylou ( 05/01/2007 10:21)
asa raha mba
nihaino ilay kabarin'ilay 8 amin'ity taona vaovao ity anareo.. ilay tao amin'ny MBS io maraina io.. Ny zavatra tsapako voalohany dia ny fiantsoan'ilay rangahy io , ny olona tsara sitram po rehetra h... suite
répondu par Ninyah le 06/01/2007 04:17
volana1 ( 05/01/2007 07:18)
Nataoko ihany (Ratary)
Tena mankafia Ratary aho, indrindra fa iny hiran'izy sy i Nathalie moa ? raha mba misy manana ny tonon'ny Nataoko ihany malalako iny dia mba omeo e ! Misaotra mialoha.... suite
répondu par cutie le 17/01/2007 18:03
caramel ( 05/01/2007 05:36)
tratry ny taona daholo e!
caramel d miarahaba ny namana rehetra mpiserasera traty ny taona vaovao ary mirary soa sy fanambinana ho antsika rehetra... ... suite
répondu par Aino le 08/01/2007 19:17
jefra ( 04/01/2007 22:00)
Mifanome tanana
http://www.dailymotion.com/video/xx582_omeotanana... suite
répondu par Fiffi le 09/01/2007 14:29
jhouhlambout ( 04/01/2007 19:33)
Ahoana no fahitanareo ity rangaha iray ity?
http://www.dailymotion.com/video/x13xz_david-copperfield... suite
répondu par niryna le 15/01/2007 03:49
lemenakely ( 04/01/2007 19:19)
NAFANA IZANY REVEILLON IZANY AN
Tena nafàna kosa izany fanaovam-beloma ny taona 2006 izany an http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?ImageID=16906 http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?ImageID=16914 http://w... suite
répondu par bazylou le 06/01/2007 01:28
niryna ( 04/01/2007 17:34)
Mangataka dia omena,mitadiava dia ahita...kanefa mbola tsy.
Ny Matio 7:7 dia manome fanantenana antsika fa raha mangataka isika dia omena, raha mitady dia ahita,ary raha mandondona dia hovohana..kanefa hoy ny teny hoe hatramin\'izao tsy mbola nangataka tamin\'... suite
répondu par prime le 23/01/2007 10:48
niryna ( 04/01/2007 16:12)
Ny fo no mitondra ny saina ahatonga antsika ........
Ny zavatra rehetra ataontsika dia avy ao amin\'ny fo avokoa ka makany amin\'ny saina.Ahoana tokony moa izany:?:... suite
répondu par niryna le 24/01/2007 05:24
niryna ( 04/01/2007 15:58)
Ny kilema tsy azo hafenina, mba milaza ny marina?
Matetika na lahy na vavy dia manana toetra hafenina,misy milaza fa iny no kely hanany sady hiarovany ny tenany ka raha fantatry ny olona miaraka aminy iny dia matahotra izy hisaraka amin\'ilay olo-tia... suite
répondu par niryna le 27/01/2007 02:20
xxx ( 04/01/2007 15:40)
mba hatoroy
raha misy kofa ray tena tiko nefa izy tsy de makafy ana amin'ny lafiny iray. inona no fomba azoko hatao hiarako aminy?... suite
répondu par zaranahita le 09/01/2007 18:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.0526