Nataoko ihany (Ratary)

1. volana1 ( 05/01/2007 07:18)
Tena mankafia Ratary aho, indrindra fa iny hiran'izy sy i Nathalie moa ? raha mba misy manana ny tonon'ny Nataoko ihany malalako iny dia mba omeo e !

Misaotra mialoha.
répondu par cutie le 17/01/2007 18:03
2. vakiniadiana ( 05/01/2007 08:00)
i Nadia fa tsy Nathalie ka :D
3. xxx ( 05/01/2007 09:01)
ngah ty mbola tsy hitan'i volana1?

http://ratary.skyblog.com/
4. cutie ( 06/01/2007 21:56)
Ary milay kay le nataoko ihany a :lol:8)
Zao vo henoko manko :lol:
5. namana211 ( 17/01/2007 17:57)
manadalova ao @ blog ratary.skyblog.com dia makafy eh mandalova dia mametraha hafatra misy tononkira ao
6. cutie ( 17/01/2007 18:03)
misaotra fa handeha hametraka hafatra zany za :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1842