Liste des messages
Liste des messages, inserés par caramel, par ordre de date
caramel
(
16/06/2007 12:42)
fetra hanafoanana ny boaty
manao ahoan daholo ny namana?
afaka firy andro tsy ampiasaina kay d foana ny boaty serasera ?
ary raha enao tsy miditra ao mintsy nefa misy mandefa hafatra ho anao d mety ho voafafa ihany le izy sa ...
suite
répondu par xxx le 21/06/2007 10:31
caramel
(
05/01/2007 05:36)
tratry ny taona daholo e!
caramel d miarahaba ny namana rehetra mpiserasera traty ny taona vaovao ary mirary soa sy fanambinana ho antsika rehetra... ...
suite
répondu par Aino le 08/01/2007 19:17
caramel
(
22/05/2006 06:40)
ampamoizo aho????
naôna daôly:oops: hi!hi! menatra b za fa zay za vô maita nareo :lol:
zao e, mitady ny tononkiran'i Bodo, tsy haiko na io mintsy ny lohateny fa misy an'io @le izy "ampamoizo aho fa mafy sy mangidy ...
suite
répondu par Fiffi le 31/05/2006 03:42
