Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ratonga ( 06/01/2007 16:27)
Katie Melua
[url]http://www.youtube.com/p.swf?video_id=PunDbp3rF-Y&eurl=http%3A//fr.f278.mail.yahoo.com/ym/ShowLetter%3FMsgId%3D954_16342547_94745_1297_721_0_868_1696_2977596355%26Idx%3D0%26YY%3D79643&iurl=http%3... tohiny
novalian'i melody ny 08/01/2007 22:42
glou ( 06/01/2007 15:31)
fambolena zana_kazo namanadago 2007
Ny voalohan- teniko aloha dia miarahaba antsika rehetra tratry ny taona daolo , enga anie ity taona vaovao ity ka hitondra soa sy fanambinana ho antsika tsirairay avy, araky ny programme ny namana dag... tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2007 05:51
xxx ( 06/01/2007 15:13)
Rock ps
[url=http://serasera.org/namana/iza:doune]doune[/url] - [url=http://serasera.org/namana/iza:tah]tah[/url] - [url=http://serasera.org/namana/iza:doudoune]doudoune[/url] - [url=http://serasera.org/nama... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 13:06
tinah2 ( 06/01/2007 15:08)
inona marina no atao hoe "tena fitiavana"
Manahoana daholo e! Zaho dia tanora zazavavy , asa na mitovy amiko ny namako zazavavy fa izaho dia mametra-panontaniana an'eritreritra hoe: amin'ny ankapobeny ve mitovy daholo ny toetran'ny lehilahy ... tohiny
ramily ( 06/01/2007 14:08)
izaho sy ianao ny rolf sy faniah
bjr mba hitady ny tononkira an i ROLF SY FANIAH:(l)... tohiny
novalian'i McFy ny 06/01/2007 15:45
bazylou ( 06/01/2007 13:15)
hay ve maty
tamin'ny 25 12 06 teo i Radama Antoine e!!.... tohiny
novalian'i sitlo ny 11/01/2007 18:10
xxx ( 06/01/2007 12:00)
Mety diso v zahako
Tsy haiko ry reto zay atao fa t@ za mbola nisipa d otrany sipa reetra iany, niaraka t@ olonkafa alou d zay vao nanambady,kanefa ny olana d ilay sipako talou mifanerasera b @ fianakaviako retra2 zany e... tohiny
nenipita ( 06/01/2007 09:20)
vonjeo !!!main'ny rano ny tongotro
salut nareo, hono oa efa hitako ilay forum main'ny menaka fa ity indray ny ahy: t@ alina de mlai'nny rano ny tongotro te nangirifiry be tonga dia nosorako colgate, de nony maraina de mibotsina ilay ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2007 20:24
barry ( 06/01/2007 08:57)
alibotry sy alifisaka
iza nareo no mahay an'ireo ;fa aretina ilay izy ;ary ny zazakely matetika no voany ;ka tsy haiko hoe avy @ inona no mahatonga azy? dia ahona no hamantarana azy:?dia ahona ny hitsabona azy:?:... tohiny
novalian'i niryna ny 20/01/2007 01:28
chrislyd2 ( 06/01/2007 08:33)
portable
Mitady cable-na téléphone VK reto amoahana sary a ! aiza kay no mety hahita. Valio maika be !:?:... tohiny
novalian'i kheanu ny 26/02/2007 07:25
niryna ( 06/01/2007 04:08)
Ny fomba fitaizana tanora,tsy vita mora ,mila fanampiana.
Vokatry ny zava-misy amin\'izao fiainana izao dia tsy mora intsony ny mitaiza tanora.Mila toro-hevitra.Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2007 16:51
niryna ( 06/01/2007 04:03)
Adi-tsaina, tebiteby,ity misy torohevitra mety ahasoa anao
Ny tebiteby sy ny adi-tsaina( stress) dia anisany mitarika aretina eo amin-tsika toy ny cancer, aretina mahafaty(deadly illness) ary mety ampahela ny fotoana hitsaboana sy hanasitrana ny aretina, ny f... tohiny
niryna ( 06/01/2007 03:44)
Kodiaran-tsarety ity tany ity ka ny ambony mbola ....
Ahoana tokony izany,moa dia tena lasa ambony ilay ambany amin\'ny rehetra? Sa inona no tena fehin\'io amin\'ny fiainana?... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2007 20:40
niryna ( 06/01/2007 03:23)
Inona tokony no mahatonga ahy eto an-tany?
Ny fahalalana ny zava-boarin\'Atra,ny rivotra tsy hita maso ka sempotra isika raha tsy misy azy.Vao tao ambohoka izaho dia efa fantany ny fisiako.Ny lalana izay hizorako dia efa fantany.Inona tokoa n... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2007 13:29
niryna ( 06/01/2007 02:43)
Fa maninona no sainga banga daholo ny olona ......
Zavatra tena mampalahelo fa na ankizy mbola tanora aza dia toa sainga banga daholo.Manontany tena aho mba fantatrareo ve ny antony sao misy vahaolana tokony hatao :cry::cry:... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2007 20:05
bazylou ( 06/01/2007 02:01)
alefaso ilay
raferandaomy amin'ny region fa ilaina e!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/01/2007 20:56
bazylou ( 06/01/2007 01:54)
raha rap aloha dia efa
mba lasa lavitra ihanynygasy na dia copie colle aza e!!... tohiny
novalian'i laalah ny 24/01/2007 22:58
bazylou ( 06/01/2007 01:43)
Ao amin'ny
DAGO RADIO SOUND no hitako hoe bonne e!! nyhira milay sara ary tena haut de gamme ilayizy!! NY mbs N'ilay 8 iry ,, ary tapaka foana ary fandotoana loha fotsiny no ao!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/01/2007 21:50
bazylou ( 06/01/2007 01:30)
ny an'ny gasy
ny atao hoe fandrosoana dia tsy maintsy mangataka!na prezda aza... tohiny
novalian'i dadie ny 28/02/2007 19:12
soanja ( 05/01/2007 23:55)
Hoy Mandela
Nafindrako aty ity resaka ity fa betsaka ny tsy mamangy ny finoana sy fivavahana. Ho antsika rehetra anefa ity koa dia mazotoa avy. Azontsika hanaovana meditation ho an'izay te handray azy. Raha mi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/01/2007 21:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5012