Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 10/01/2007 23:40)
mandeha ihany ny fika !!
enjehina mora ry pety, dia samborina daholoizay cotre rehetra, korotanina ary manezaka ny hanala an'i Darola kely koa eo ihany ,dia atao ny invrestiture ary izay nifidy rehetra dia omena saosy ary iza... tohiny
novalian'i Robert ny 16/01/2007 00:46
nosmaillyyou ( 10/01/2007 19:22)
video gasy milay bé
mba jereo ô8O (l) : http://www.dailymotion.com/popular-week/search/clip%2Bgasy/video/xxwtz_zanaka-adala Mazoto mijery é!... tohiny
novalian'i xxx ny 12/01/2007 00:07
niryna ( 10/01/2007 17:09)
Inona no tombotsoa azonao eto..?
Ho antsika namana eto amin\'ny serasera,inona no tena mahavariana anao manokatra mijery ity serasera ity?... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2007 20:39
Solitikabe ( 10/01/2007 15:07)
fanaovam-beloma an'i Fort-Duphin (Taolagnaro)
Hanomboka ny fitrandraha fasi-mainty any Taolagnaro. Koa dia hanomboka koa ny faharavan'i Tanana. Tsy ho azo honenana intsony mantsy ny toerana noho ny fiakaran'ny taratra radio aktifa rehefa voasarak... tohiny
moumouzy ( 10/01/2007 12:58)
Mima - 100% avec toi / Jerry Marcoss
Salut ! Mba mitady hiran'i Mima zay manana : 100% avec toi na le misy hoe fanajana na izay hananareo dia mety amiko avokoa. Dia mitady ihany koa hiran'i Jerry MArcoss zay hananareo . Dia mis... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/01/2007 14:31
booboo ( 10/01/2007 12:41)
mitady partitions bà gasy (gitara)
Sao mba misy afaka manoro ny fomba ahafahana mahazo partitions-na hira bà gasy @ gitara kay, azafady ? Misaotra indrindra ô. ... tohiny
novalian'i booboo ny 12/01/2007 11:58
sarahvony ( 10/01/2007 08:01)
codes
Miarahaba anareo ! sao mba misy afaka manome codes pour office 2003 fa very ny ahy , na office 97 koa raha mety. isaorana mialoha ianao mamaly , alefaso amin'ny adiresy, sarahvony@hotmail.com ra... tohiny
novalian'i sitlo ny 11/01/2007 17:08
Mitah ( 10/01/2007 04:09)
Tonin-kira sy feony
Sao dia mba misy manana ny tonin'ny hiram-pirenena Malagasy andininy rehetra miaraka amin'ny feony ,azafady indrindra.Mba omeo aho. Misaotra mialoha. " Ry Tanindrazanay Malala o!"...... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/01/2007 19:36
LazaDaddy ( 10/01/2007 01:52)
raha ho any an-danitra isika
misy manana an'io tononkira io sy tondrom-peo gitara ve azafady? Mba tiako adika @ teny vahiny mantsy ka dia misaotra mialoha. Raha ho any an-danitra isika Hijoro eo amin'ny fitsarana ... Tsy ... tohiny
novalian'i prime ny 12/01/2007 10:45
zandikely ( 10/01/2007 00:07)
Iphone téléphone mobile et baladeur numerique
Steve Jobs, le directeur général d'Apple, a présenté mardi 9 janvier l'iPhone, un téléphone portable inspiré de son baladeur iPod lors de l'exposition annuelle Macworld à San Francisco. Il a q... tohiny
novalian'i Papoose ny 06/02/2007 21:56
bazylou ( 09/01/2007 22:20)
jereo ity haingana
http://fr.kelkoo.com/ctl/do/checkFlight?catPath=fr%2FflightTickets&cat... tohiny
novalian'i unjila ny 19/01/2007 21:41
bazylou ( 09/01/2007 22:19)
jereo ity fa sao dia mahasoa anao e!! haingana fa sao miova
http://fr.kelkoo.com/ctl/do/checkFlight?catPath=fr%2FflightTickets&cat... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 19:11
bazylou ( 09/01/2007 21:49)
bravo!!
tsy nety tratra i pety!!!! Une semaine après le délai fixé par le secrétaire d’Etat chargé de la Sécurité publique Lucien Razakanirina, pour la capture de Pety Rakotoniaina, le maire de Fi... tohiny
bazylou ( 09/01/2007 21:37)
tsy hahazo kila ilay io
aleon' ny olona any an-toeran kafa toa izay dago PMa Climat des investissements à Madagascar Pas attractif ? Le président de la République va reprendre son bâton de pèlerin afin de co... tohiny
novalian'i xl ny 23/01/2007 07:11
lemilay ( 09/01/2007 21:28)
lesth andriambelo TAXI
MBA ILAIKO MAIKA IO TONONKIRA IO AZAFADY RAHA AZONAREO ALEFA. DIA MISAOTRA MIALOHA... tohiny
novalian'i lemilay ny 10/01/2007 09:37
xxx ( 09/01/2007 19:19)
inona no taratasy ilaina raha hisaraka
mangataka hevitra @nareo aho momba ny taratasy ilaina raha mangataka fisaraham-panambadiana .Mipetraka aty frantsa aho ary manana zanaka iray efa azo iarahana tsara . Tany Dago no natao ny mariazinay... tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2007 11:42
niryna ( 09/01/2007 18:49)
Filokana.Maika ahazo volana haingana ary hanampy ny fiang..
Maro amintsika ny te-ahazo vola haingana ary dia miloka ka lany eo ny andro kely sy ny vola mety ilaina ao an-tokantrano.Voasoratra anefa io fa ny kristiana tsy mahazo miloka.Ahoana ny hevitrao :?:Mis... tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 01:42
niryna ( 09/01/2007 18:44)
Ny adi-tsaina, tebiteny,ahiahy.Vahaolana mahomby
Ireo zavatra telo ireo no saika mianjady amin\'ny fiainantsika isan\'andro.Misy vahaolana anefa mety hialana aminy.Alefaso ary ny dinika sy ny tafa fa tena liana izahay indrindra ny taona ity vaovao i... tohiny
novalian'i niryna ny 20/01/2007 05:12
Aino ( 09/01/2007 18:26)
fanotaniana kely
hono hoa kay aza ady!! isanky ny inn vao mba misy tantara mande ao @ RVG? dia mety eo @ firy aty Europe eo ho eo?... tohiny
novalian'i simplex ny 11/01/2007 13:40
Aino ( 09/01/2007 18:16)
mbola ve?
ho any izay mahalala any korotam-bol( tsy haiko ny manoratra azy fa io no fiantsoko azy) dia mba mangataka ny tononkira iray na hira any ry zareo aza fady!... tohiny
novalian'i booboo ny 10/01/2007 11:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2949