Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
oligracia
(
14/01/2007 16:18)
fito andro ambondrona
:(...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 14:17
xxx
(
14/01/2007 15:49)
tsy mahita tory
Izaho wa tena tsy mahita tory mihitsy raha tsy ela be rehefa andeha hatory iny. Nefa avy eo rehefa maraina dia tsy tafatsangana mihitsy fa ohatra ny reraka be izany....
tohiny
novalian'i lila ny 31/01/2007 10:40
lemenakely
(
14/01/2007 11:05)
mandeha any DAO ve ny connexion bluetooth
raha mankany dago ve ka entina any ny réseau sans fil à connexion bluetooth via FRANCE TELECOM dia mandeha any ny connexion sa mila connexion hafa toy ny wanadoo.mg ohatra...
tohiny
novalian'i sitlo ny 18/01/2007 02:50
Radoniaina
(
14/01/2007 09:55)
Antsa an'i Kristy 3F
Manahoana,
Mba mangataka ny tononkira sy ny clipin'io hira io azafady.
Raha mba azo atao dia alefaso izao ankehitriny izao.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i tslem ny 16/01/2007 08:28
xxx
(
13/01/2007 23:49)
expulsion de salmo Ravalomanana responsable
hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny.
Depuis quand les policiens no afaka manao izany?
seuls les poissons morts sont dans mes assiettes....
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:31
simplex
(
13/01/2007 21:44)
shakira shakira
Tsy haiko na azo hiresahana mpihira vazah ato? mahazo ve ? :P
http://www.dailymotion.com/video/xr2qb_shakira-super-show
http://www.dailymotion.com/video/xo459_shakira-inevitable-mtv-unplugged
htt...
tohiny
novalian'i simplex ny 20/01/2007 18:03
josvoh
(
13/01/2007 19:56)
Diso matoky olona !!!
Nanantena aho fa ny lehilahy gasy tsy misy mitovy toetra :!: Tena natoky loatra aho :P Diso natoky loatra ka any ka namboraka ny tsiambaratelo rehetra:oops:Dia nanantena fa manana namana aho:} Mar...
tohiny
novalian'i Zina ny 19/01/2007 15:10
RINJACKIE
(
13/01/2007 16:11)
hifanoratra
[b]Bold text[/b]hitadivehivavy hifanoratra amiko aho.Vehivavy 21-40 taona.Mananaadiresy mail...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 21/01/2007 09:10
xxx
(
13/01/2007 14:02)
ina no fihetsika atao refa misy lehilahy mampiresaka ireny ?
slt daholo e!!!
Ahoana kay ny fihetsika atao refa miresaka amin'ny lehilahy voalohany ireny , ohatra izy ka mikoty ireny ( azafady amin'ny fomba fiteny ) , misy ve ny fihetsika tokony tsy hatao na to...
tohiny
novalian'i sitlo ny 21/01/2007 20:06
Fiffi
(
13/01/2007 08:30)
TROMBA....habibiana......
TROMBA. Tena nentin-javatra tokoa ve ilay tovolahy no nahavita habibiana sahala amin’izao ?
Maty nokaikeriny teo amin’ny filahiany ilay zaza
Tamin’ny faha-7 janoary teo no niseho ity zavat...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 03/02/2007 16:27
diamondra27
(
13/01/2007 01:20)
1er fruit du monde entier
mba fantanareo ve fa hoe: ny tanindrazantsika no ahitana io fruit io?
Sucrée le izy.
Amin'ny manaraka ny valiny.
eo aza fa omeko e!
mangoustan re ny valiny e!
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 17/04/2007 18:37
bazylou
(
12/01/2007 23:39)
hitako tao amin'ny l'hebdo
anikeo fa nanome baiko ireo minisitra hono le 8 hijery ny fitarainana sy ny tsikeran'ny mpanohitra !!!
Izaho aloha tsy hino an'izany e?? Fampandrina adrisa fotsiny io satria mitady ho very ny saosy!!...
tohiny
novalian'i rapekto ny 07/09/2007 15:19
xxx
(
12/01/2007 23:23)
vhv malagasy
Nikiana an'i Bazilou daholo ny olona tatsy. Fa ity kosa mba diniho kely.
Ny tovovavy malagasy dia mpiatsara ivela-tsihy.
Mody hoe hendry, kristianina, nefa 5% no virijiny mihoatra ny 20 taona izany....
tohiny
novalian'i henrie ny 05/02/2007 15:41
fasaly
(
12/01/2007 21:41)
mba hahasarika ny oul koa ve???
tsy mitsaha-mivoatra e! inona izao no tena ilaina an'lay fiara ekolijika, dia izao indray ny fiara mandeha amin'ny bio-carburant, efa mihinana bio koa izao ny fiara atsy ho atsy:P hihihih......loza m...
tohiny
novalian'i mpitsabo ny 21/02/2007 10:12
Robert
(
12/01/2007 21:12)
Mpanohitra mety higadra indray fa manimba fanana-bahoaka
La villa Tafondro reste inoccupée
La plupart des habitants du quartier d’Andohalo se demandent pourquoi la villa Tafondro sise à Imarivolanitra, résidence de fonction du Président de l’Assemb...
tohiny
novalian'i bazylou ny 16/01/2007 00:10
niryna
(
12/01/2007 20:14)
Mifanohitra ve ireto sa misy fifandraisany
Misy ny fifaliana sy ny fandriampahalemana aty amiko, sy ny hoe aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho.Raha ohatra isika ka manankina sy miaraka amin'i jesosy.Kanefa indray hoy izy tsy tonga han...
tohiny
novalian'i prime ny 24/01/2007 12:59
niryna
(
12/01/2007 20:07)
Inona marina no tena atao hoe kristiana aminao
Raha atao hoe izay olona manaraka an'i kristy ka manaraka ny teniny ahoana no ......
Inona no hinoantsika ary maninona isika no mino?
Raha miteny izy hoe izaho ao aminy izy ao amiko,ka raha tsy min...
tohiny
novalian'i prime ny 01/02/2007 08:26
lemenakely
(
12/01/2007 19:59)
190.000.000 euros NY KARAMAN 'I BECKAM.....
Re araka ny vaovao mari-pototra fa andeha hifindra lasy any LOS ANELES ingahy BECKAM DAVID izany hoe tsy hilalao ao @ REAL intsony izy fa hilalao any AMERIKA indray.Voalaza fa io n...
tohiny
novalian'i bazylou ny 13/01/2007 01:10
niryna
(
12/01/2007 19:26)
Mipi-maso,moa ve tena tia sa mitsakatsaka
Ny lehilahy dia mandreraka be na fantany izao aza ianao hoe manambady dia mbola mipi-maso anao ihany izy.Inona no antony ry ireto fa tsy iray na roa ary mandreraka be,mila miavonavona ve ianao ,sa man...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/01/2007 06:18
niryna
(
12/01/2007 17:48)
Ianareo koa ve mba efa tratry ity zavatra ity.Enga anie ka .
Maro iany ry ireto izay nivezivezena izay ary mahita ity olona andeha hody ity aho dia lasa ny saiko.Ianareo ve efa mba tratra rehefa mody dia misy mamaky ny valizy na misy tsy hita.Matetika dia Paris...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2007 17:06
