tsy mahita tory

1. xxx ( 14/01/2007 15:49)
Izaho wa tena tsy mahita tory mihitsy raha tsy ela be rehefa andeha hatory iny. Nefa avy eo rehefa maraina dia tsy tafatsangana mihitsy fa ohatra ny reraka be izany.
novalian'i lila ny 31/01/2007 10:40
2. niryna ( 14/01/2007 20:11)
EFa nalefa tato io "Tsy mahita tory fa mivadibadika"
Samy nanome ny heviny avy ny olona sy ny vahaolana momba izany.
Mila milamina ny saina,tsy mirotoroto.
Manao yoga,manao hazakazaka,manao fanatanjahantena sns
Mila mianatra mamoaka sy mampiditra fofonaina alohan'ny hatory.Mandro amin'ny rano matimaty,misotro ronono mafa
alohan'ny hataoriana.
Ireo no tadidiko nomen'ny namana.
Mamakia boky izay tianao hakana torimaso.
3. Fiffi ( 15/01/2007 22:09)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m457faad757c2e
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m451c20ef1f595
4. watafon ( 17/01/2007 13:51)
Mci Fiffi ! :-*
5. Fiffi ( 17/01/2007 22:12)
de rien akia wata an ! :):*:*
6. diamondra27 ( 18/01/2007 07:53)
niryna:

EFa nalefa tato io "Tsy mahita tory fa mivadibadika"
Samy nanome ny heviny avy ny olona sy ny vahaolana momba izany.
Mila milamina ny saina,tsy mirotoroto.
Manao yoga,manao hazakazaka,manao fanatanjahantena sns
Mila mianatra mamoaka sy mampiditra fofonaina alohan'ny hatory.Mandro amin'ny rano matimaty,misotro ronono mafa
alohan'ny hataoriana.
Ireo no tadidiko nomen'ny namana.
Mamakia boky izay tianao hakana torimaso.

ary le zava-dehibe adinon'i nyrina an!
mivavaka alohan'ny hatory, mamaky baiboly:wink:

7. Fiffi ( 18/01/2007 21:59)
diamondra27:

ary le zava-dehibe adinon'i nyrina an!
mivavaka alohan'ny hatory, mamaky baiboly:wink:
io no tena fahitan-tory sady tena mahomby.......

8. niryna ( 19/01/2007 19:41)
[quote=diamondra27]
[quote=niryna]
EFa nalefa tato io "Tsy mahita tory fa mivadibadika"
Samy nanome ny heviny avy ny olona sy ny vahaolana momba izany.
Mila milamina ny saina,tsy mirotoroto.
Manao yoga,manao hazakazaka,manao fanatanjahantena sns
Mila mianatra mamoaka sy mampiditra fofonaina alohan'ny hatory.Mandro amin'ny rano matimaty,misotro ronono mafa
alohan'ny hataoriana.
Ireo no tadidiko nomen'ny namana.
Mamakia boky izay tianao hakana torimaso.[]

ary le zava-dehibe adinon'i nyrina an!
mivavaka alohan'ny hatory, mamaky baiboly:wink:]

Misaotra nampahatsiahy,adinoko satria aho mivavaka maraina, fotoana hitadiavako Azy na hivavahako olona ary rehefa hatory ko ^:^^:^^:^

9. soanja ( 20/01/2007 05:06)
xxx:

Izaho wa tena tsy mahita tory mihitsy raha tsy ela be rehefa andeha hatory iny. Nefa avy eo rehefa maraina dia tsy tafatsangana mihitsy fa ohatra ny reraka be izany.

Nahita/nisy nilaza fanafody vaovao an'io aho androany ary tena mandaitra be hono: dia ny dite na voninkazo na garanadrelina. Hamainina aloha io vao tanehina dia sotroina adiny iray alohan'ny hatory.
Passion flower tea io an misy hamidy any amin'ny mangazay aty andafy Amerika.

10. vahiny2004 ( 22/01/2007 12:01)
soanja:

Tandremo ihany fa raha ny fahafantarako azy dia mampidina tension be ny grenadelle ,ka sao olona efa ambany tension no misotro azy ka hanahirana
11. xxx ( 26/01/2007 15:02)
misaotra anareo rehetra :-*
12. niryna ( 26/01/2007 15:35)
Milona amin'ny rano mafana raha afaka ,na misotro ronono.Mianatra miaina no tena mandraitra haingana.Matory dia mamoaka sy mampiditra fofonaina,esorina izay eritreritra na tsy mieritreritra zavatra hafa mihitsy.Tsy tonga any amin'ny fanisana folo akory ianao dia efa renoky ny toromaso:):)
13. booboo ( 29/01/2007 16:23)
misotro ronono ampiana tantely, misotro veromanitra asiana tantely, minana paoma, atao raha féculents ny motika alina fa mampatory aby zany....
14. lila ( 31/01/2007 10:40)
ny cas ko ndray eo am 1 à 3 ora maraina eo dia taitra tsy matory mintsy, ndraindray dia mifoha dia manao raharaha mintsy alo mandra mpatory indray. fa ny fanaoko dia mamaky boky mandrampaharenoka. matetika refa misy mampiady saina no manao an'io na refa reraka be loatra dia baiboly no vakiana ary mivavaka tsara. dia mahita tory e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5995