mandeha any DAO ve ny connexion bluetooth

1. lemenakely ( 14/01/2007 11:05)
raha mankany dago ve ka entina any ny réseau sans fil à connexion bluetooth via FRANCE TELECOM dia mandeha any ny connexion sa mila connexion hafa toy ny wanadoo.mg ohatra
novalian'i sitlo ny 18/01/2007 02:50
2. ds ( 14/01/2007 11:21)
"ny réseau sans fil à connexion bluetooth" tsy fantatro raha mandeha na tsia fa ilay "via FRANCE TELECOM" kosa azoko antoka fa tsy mandeha.
N'aiza n'aiza aleha, dia ny connexion ao amin'ny firenena aleha no ampiasaina amin'ny ankapobeny. Na dia atao aza hoe mandeha io, dia mety ho lafo be.
3. vakiniadiana ( 14/01/2007 11:56)
tsy azoko ilay hoe connexion bluetooh, f'angaha ny bluetooh tsy fomba fampifandraisana fitaovana roa (ohatra : unité centrale sy souris, telephone, casque, ...), f'angaha moa ny bluetooth fanaovana connexion internet ?
4. Fiffi ( 14/01/2007 12:00)
heu.....fournisseur d'internet ve zany ?
5. Ralay ( 14/01/2007 20:35)
Marina ny voalazan'i vakiniadiana fa ny bluetooth dia tsy misy hifandraisany @ connexion internet fa fifandraisana entre ny fitaovana roa ka mandeha foana naiza naiza raha manana izany ianao @appareil ampiasainao.
Ny réseau sand fil tin'i lemenakely lazaina eto angamba dia ny reseau wifi.
6. lemenakely ( 14/01/2007 21:23)
réseau wi fi tokoa no tiako hanontaniana fa tsy connexion bluetooth ny connexion bluetooth dia mety koe entre portable sy écouteur
7. malalatinasoa ( 15/01/2007 07:13)
Ny wanadoo no fantatro hoe mety ahazoana connexion wifi fa ny fournisseur hafa tsy haiko, dia mila mividy carte.
Ao @ colbert sy hilton no afaka anaovana azy. Ny ao @ colbert klou dia 5m ny reception ihany no mahazo, fa tsy ny batiment rehetra. Dia najanoko ilay wifi fa otrany mampihomehy be ilay hijery internet eo @ reception'ny hotel.
8. ds ( 15/01/2007 13:21)
vakiniadiana:

tsy azoko ilay hoe connexion bluetooh, f'angaha ny bluetooh tsy fomba fampifandraisana fitaovana roa (ohatra : unité centrale sy souris, telephone, casque, ...), f'angaha moa ny bluetooth fanaovana connexion internet ?

connexion = fampifandraisana fitaovana roa (ekena)
Avy eo vao hoe inona no fomba ampiasaina (tariby, Bluetooth, 8FI, courant porteur,...).
Ohatra :
1=telefaonina finday (manana connexion aterineto)
2=ordinatera (tsy manana connexion aterineto)
Ny 2 dia afaka mampiasa ny connexion'ny 1 raha misy bluetooth na 8FI mampifandray azy roa, rehefa te hampiasa aterineto ny 2




9. tianamalala ( 15/01/2007 15:41)
Systeme de connexion daholo ny wifi, bleutooh, infra-rouge ary tsy misy hifandraisany amin'toerana na firenena misy aza fa rehefa misy appareils 2 dia afaka mifandray,ny wifi no mazaka fitaovana maro maro
10. simplex ( 15/01/2007 18:41)
tianamalala: ekena !!

lemena: GPRS mbola tsy operationelle (araka ny fahalalako azy) eto @ tanana. Noho izany izay teknolojia mampiasa an'io, toy ny WWAN izay mitondra internet (wireless) direct @ laptop dia tsy mande. Verifier-o @ orange ihany anefa na celtel na tsy haiko wanadoo ra efa manao zavatra toy izany zareo...

Ny ambiny kosa anefa toy ny bluetooth, wifi (na koa WLAN),infrarouge refa manakaiky ilay "access point" dia mande tsara doly.
11. sitlo ( 18/01/2007 02:50)
france telecom aloha tokony tsy handeha eh

Fa raha resaka reseau bluetooth any dago dia efa nisy teo Antanimena fa tsy fantatro raha mbola mandeha.

Blueline angamba moa izy izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5226