Mipi-maso,moa ve tena tia sa mitsakatsaka

1. niryna ( 12/01/2007 19:26)
Ny lehilahy dia mandreraka be na fantany izao aza ianao hoe manambady dia mbola mipi-maso anao ihany izy.Inona no antony ry ireto fa tsy iray na roa ary mandreraka be,mila miavonavona ve ianao ,sa mandositra sa tenenina sa ahoana.Indraindray aho dia mangarika fa tsy tiako ilay izy.Tsy sanatria akory hoe mijilanjilana fa tsy mba miady aman'olona aho fa mifandray,miarahaba olona.
Misangisangy ve sa mitsapatsapa sa asa.Inona no mety ho antony.Afaka mamaly indrindra ny lahy fa ireo no tena mahalala:P:P:P
novalian'i niryna ny 21/01/2007 06:18
2. lemenakely ( 12/01/2007 19:49)
arakarany kosa io e!izaho tonga dia direct tsy fombako ny mipi maso izany!
3. pissoa ( 12/01/2007 20:11)
Pi-maso avy ve dia atao olana ry Niryna tsy hiketroketrona ny andrina ny farany an :wink::-D:-D:-D
4. andry08 ( 12/01/2007 20:14)
:-Davelao hipipika eo fa rehefa reraka ve tsy hijanona!
5. cutie ( 12/01/2007 20:32)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 12-01-2007 20:26:54
Lohateny : Mipi-maso,moa ve tena tia sa mitsakatsaka
Ny lehilahy dia mandreraka be na fantany izao aza ianao hoe manambady dia mbola mipi-maso anao ihany izy.Inona no antony ry ireto fa tsy iray na roa ary mandreraka be,mila miavonavona ve ianao ,sa mandositra sa tenenina sa ahoana.Indraindray aho dia mangarika fa tsy tiako ilay izy.Tsy sanatria akory hoe mijilanjilana fa tsy mba miady aman'olona aho fa mifandray,miarahaba olona.
Misangisangy ve sa mitsapatsapa sa asa.Inona no mety ho antony.Afaka mamaly indrindra ny lahy fa ireo no tena mahalala

hitsikio de vita e :lol::)
6. booboo ( 12/01/2007 20:40)
Pio maso kounkou e :wink:

Zany marina ve dia atao olana lé....
7. fasaly ( 12/01/2007 21:27)
mbola vao pimaso fotsiny aza izany:P;-)
8. cutie ( 12/01/2007 22:03)
fa in koa no mety tohiny :lol:
9. Samoana ( 12/01/2007 22:09)
tsy dia mahazatra ny mipimaso olona tsy fantatra . Rehefa miresaka elaela indray ka mifandray ny resaka dia lasa ho azy. Na ianao efa manambady io(toa ahy:wink:) aza ry nyrina ! Toy ny mitranga lela @ sasany ihany io:P
tsy lehilahy irery no mpanao izany fa ny sipa koa. Anontanio fasaly:D:wink:
10. fasaly ( 12/01/2007 22:33)
cutie: misy ilay mody mifiofioka nify de lay mimenomenona ao aoriana ao!:-D
11. fasaly ( 12/01/2007 22:34)
samoana: ié zà klou mpi pimaso e!:wink:;-):-D
12. cutie ( 12/01/2007 22:35)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 12-01-2007 23:33:14
Lohateny : Re : Mipi-maso,moa ve tena tia sa mitsakatsaka
cutie: misy ilay mody mifiofioka nify de lay mimenomenona ao aoriana ao!

dain:-D
13. bazylou ( 12/01/2007 23:45)
dain koa ti ty e!! odoy e!! :lol::lol:
14. cutie ( 13/01/2007 02:40)
dain koa ty bazylou e :lol::lol::lol:
15. fasaly ( 13/01/2007 08:18)
cutie: maharomotra be anie ilay izy e! indrindra ianao efa somary noana tsy mahita kaly iny an!:-D:-D
16. ramorafr ( 13/01/2007 11:42)
(l)Tsy aleo ve izy mipimaso toy izay le manopa ireny,manambara ny hankantonareo vehivavy anie izany e,ka valiana raha mahatsiaro hoy ny fitenenana.Raha mipimaso no nataony dia fanambarana fotsiny hoe manintona azy enao koa raha mety dia...(l)izay zany.Tsy voafetra ny faniriany olombelona na dia efa manambady aza.
17. fasaly ( 13/01/2007 14:53)
fita wa! fa misy ilay mimenomenona ao aoriana ao miteny izao frazy efa draissss rehetra izao:?
18. xxx ( 13/01/2007 15:26)
mety ho kômplisité tsotra fsiny io fa hataon'ny olona rehetra ka inona no mahataitra anao ry niryna an! Fa angaha rehefa mikipy ny masony 1 dia hoe tara aminao? Aza taitaitra @ izany :wink::wink:
19. pissoa ( 13/01/2007 15:52)
k'hita wa ! :wink:
20. pissoa ( 13/01/2007 15:54)
fasaly:

fita wa! fa misy ilay mimenomenona ao aoriana ao miteny izao frazy efa draissss rehetra izao:?
Halako be le tratran'io ndrindra refa raaaaamaka be avy nibosy iny :evil::-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4167