Mipi-maso,moa ve tena tia sa mitsakatsaka

41. fasaly ( 15/01/2007 06:43)
nyrina: ka raha manao mini zipo indry mody miondrik iny vo maika izy mahazo aina mody menjerna mitazana be kou!:°)
42. cutie ( 15/01/2007 22:48)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 15-01-2007 06:23:00
Lohateny : Re : Mipi-maso,moa ve tena tia sa mitsakatsaka
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Mpandefa : niryna [ Valio ] 12-01-2007 20:26:54
Lohateny : Mipi-maso,moa ve tena tia sa mitsakatsaka
Ny lehilahy dia mandreraka be na fantany izao aza ianao hoe manambady dia mbola mipi-maso anao ihany izy.Inona no antony ry ireto fa tsy iray na roa ary mandreraka be,mila miavonavona ve ianao ,sa mandositra sa tenenina sa ahoana.Indraindray aho dia mangarika fa tsy tiako ilay izy.Tsy sanatria akory hoe mijilanjilana fa tsy mba miady aman'olona aho fa mifandray,miarahaba olona.
Misangisangy ve sa mitsapatsapa sa asa.Inona no mety ho antony.Afaka mamaly indrindra ny lahy fa ireo no tena mahalala

hitsikio de vita e




Tandremo ary indry tsy mitsiky raha pihany maso an

za njay alou be tsikitsiky e , afa-tsy refa tezitra ihany :-D
43. cutie ( 15/01/2007 22:51)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 15-01-2007 06:25:37
Lohateny : Re : Mipi-maso,moa ve tena tia sa mitsakatsaka
Hoy i fasaly:

cutie: hi kanosa ve ky izy de hanaraka andry avy ao aoriana himenmenona hamoaka ny frazy mampangovitra retra zao mampatahotra we!



Ilay mody misioka aoriana iny no tena mila felahana ny tamaina ko

de mbola hitodika koa ve za hamelaka:-D
44. niryna ( 16/01/2007 17:55)
pissoa:

niryna:

Ahoana izany no ataon'i pissoa raha mahita azy isan'andro pissoa :?:
Resaka fotsiny ny ahy fa tsy hampiketrona ahy ka :lol:

Dia valiko pi-maso koa ka :wink::-D:-D:-D
Njy kay be resaka fotsiny :-P

tsy vao maika ve aky izy faly=))=))

45. pissoa ( 16/01/2007 18:00)
Kou maninn moa raha faly izy ry Niryna :roll: sa tokony izay hampatezitra oul njay tsika tony :{:-D:-D:-D:-D:-D
46. niryna ( 18/01/2007 17:42)
pissoa:

Kou maninn moa raha faly izy ry Niryna :roll: sa tokony izay hampatezitra oul njay tsika tony :{:-D:-D:-D:-D:-D

Ilay adalana isan'andro mihitsy aky no mandreraka ny mijery azy a.Hila ho tenenina kou:wink::wink:

47. pissoa ( 18/01/2007 20:57)
Eee, mora reraka njy zany :-D:-D:-D
48. jhouhlambout ( 19/01/2007 00:44)
:wink::wink::wink::wink::wink::wink:
49. Zina ( 19/01/2007 02:35)
:wink::wink:
50. niryna ( 19/01/2007 21:02)
pissoa:

Eee, mora reraka njy zany :-D:-D:-D



:roll::lol::lol:
51. pissoa ( 19/01/2007 21:12)
Ka hita fa marina zany knou :wink:

ny :wink: nge tsy voatery hoe mikoty e (l), sady fika efa somary lany andro zany :@

8) fotsiny de tsy reraka :wink:
52. niryna ( 20/01/2007 06:06)
pissoa:

Ka hita fa marina zany knou :wink:

ny :wink: nge tsy voatery hoe mikoty e (l), sady fika efa somary lany andro zany :@

8) fotsiny de tsy reraka :wink:


=))=))=))=))
53. pissoa ( 20/01/2007 09:11)
8) fotsiny wa :wink::wink::wink::wink::wink:
54. niryna ( 21/01/2007 06:18)
pissoa:

8) fotsiny wa :wink::wink::wink::wink::wink:


Aoka howa fa maty aho8)8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0477