hitako tao amin'ny l'hebdo
1. bazylou
(
12/01/2007 23:39)
anikeo fa nanome baiko ireo minisitra hono le 8 hijery ny fitarainana sy ny tsikeran'ny mpanohitra !!!
Izaho aloha tsy hino an'izany e?? Fampandrina adrisa fotsiny io satria mitady ho very ny saosy!!

novalian'i rapekto ny 07/09/2007 15:19
2. Fiffi
(
13/01/2007 07:52)
io indray ny an'i bazylou an ! manao zay azony hatao Ravalomanana toa @ nao tsy misy vokany tsara mihintsy izy zany ? de raha tsy hanao an'zany aza izy de aza be menomenona avy eo.......
3. Robert
(
13/01/2007 14:36)
Fa angah tsy hono fandresana azo dra-8 no nahatonga ireny cyclone roa nifanesy ireny. Satria lany 1er tour izy.
Sa inona koa ny zavatra azo tenenina momba an'io bazyl? hay, mba te-hanamari-tena ny mpitondra fa nety ny nanaovana ilay fifidiana t@ 3 déc de nalefany ny cyclone sy andro ratsy, tao aoriany namoahany HCC ny valim-pifidianana.
Mba ataovy mitombona leroa ny tsikera. fa aza manao ohatra ny zazakely.
Betsaka anie ny zavatra tsy mety atao-Dra-8, fa mba hoento @ resaka toekarena na fiainana ara-sosialy na tontolo iainana ny tsikera.

4. Fiffi
(
13/01/2007 21:30)
bazylou:de mba tairo saosy izy ry bazyl mba hanatontosany an'zany aah ! inona koa moa no mba hinoan'i rabazy ?
Izaho aloha tsy hino an'izany e?? Fampandrina adrisa fotsiny io satria mitady ho very ny saosy!!
5. bazylou
(
14/01/2007 00:00)
Izaho aloha tsy hanome saosy azy fa ao ianareo andevo keliny sy mpisolelaka aminy hanome ny any ampaosinareo e!! En plus mananaantoko politika ianareo ka inona koa no angatahana saosy eo!!
Hoy bebert etsy ambony,,asio toe karena sosiaaly ary ataovy matotra ilay kritika fa tsy zazakely e!!
bon hmmmm,,,:lol::lol::lol:
1-Mba inona izao ny politika sosialin'ilay 8??lazao eto !! Ny any atsimo izao tondraka ny rano, ny qmm tsy avelan'ny pokona hitohy ny asa fa mandoto ny fiainany ny fitrandrahana ireo fasika mainty ireo!!Aiza ilay fanjakana maharitra sy miaro ny vahoakany??? Dia hikomy gratos fotsiny ve ireo olona ao tolagnaro?? Moa ve tsy ny investiture amin'ny 19 01 07 izao no lehibe kokoa noho ny tondra drano sy ny cyclone intelo misesy eo aminareo tim ???
2-:wink::wink::wink:raha ny eo amin'ny toe karena dia hoy aho hoe nahoana no tsy mazaka adversera ny 8nareo fa manenjika hatrany ireo adversany!!Ao antsirabe misy an'izany hoe arahin'ny daban'ny tiko ny mpamokatra ronono iray rehefa tsy manbatitra ronon ao aminy!!( tsy olana eto na tsy mino aza ianao fa efa nahita an'io aho)..Ahoana io devizy sy ariary mody fanina io fa tsy misy paika ady mazava fa avela hanjakan'ny mena sofina fotsiny ny fanana!!
MAdagascar oil orinasa manana ny siegeny anyamin'ny bermude paradis fiscal, izany ve tsy fanodinana ny vola tokony hiditra sy hiasa ato MAdagsikara fotsiny ?? Faly tokoa izany ianao io fa manondrana ny menaka sy ny ronono de haute qualité any USA sy canada ra8 nefa ianao eto an-toerana mihinana ny 4e categorie amin'ny vidiny lafo hatrany an!!:-D
Na an-habakabaka na an-tanety na an-dranomasina dia misy azy avokoa,, faly ianao ve fahoe izy no safidim*-bahoaka ary omena azy hanjakany ny tany sy ny lanitra an!!tokony omenao azy koa izany ny vadinao sy ny fanananao!!
3-Mba aiza ho aiza ireo mpanoratra Malagasy sy ireo mpanao bd ?,,Aiza daholo ireo benandro sy ry radanz novakiana taloha!! Izany firenena tsy manana bd na olona tsy mamaky boky izany dia gisitra foana e!!na hanao lalana 100000000000000km aza i le8.
TSy manana rafita kolo-tsaina mazava sy raikitra ny 8nareo!!
Mba fabtatrao ve hoe firy isan-taona ny boky Malagasy lafo ao Madagasikara?? firy ??; tsy misy 1000 akory.
Ary maninona ho aho deba no tsy azo foana fa lalaovina fotsiny nefa fantar'ilay 8 tsara ny misy azy?? Vazaha mody miady izany izy 2 lahy ireo!!
Aleo tsy tohizana fa sarotra be ny miresaka amin'olona tsy mahita lavitra ny fanandevozana atao aminy e!! sady tsy misy hafa tsy i 8 koa moa no ao antsainy !!

6. Fiffi
(
14/01/2007 14:22)
ianao hiany nefa no miresaka sy mitsikera an'Ravalo isakin'ny dinika rehetra zao !
7. ainga
(
14/01/2007 17:29)
le bazylou anie dia tsy hita izay tena tadiaviny. Mitady resaka nefa rehefa valiana dia ataony indray hoe aleo ajaonana ny resaka. Iza anefa no nanasa an'ise hitafa eto no misisika ihany ? Laingako e. Ataovy ny resaka adala fa mahaiza miencaisser raha sendra ny valiny tsy mifananraka @ saina !:P
8. Robert
(
14/01/2007 19:10)
Io aloha de marina eee, Ra-8 tsy mba manana politika sosialy mazava tsara. Ka io izao no tokony hitsikerana azy, ary mba manoritra tetik'asa mba hohitany vahoaka hoe matotra nareo mpanohitra.
QMM, Madagascar oil, ahoana tokoa ny hevitra bazyl @'io? Tokony tsy trandrahina ve ny ressource naturelle eto @ Tanana, hojerena fotsiny eo. Nefa milà balancé-na ny import-export mba ho-stable ny Ariary.
Mba omeo ny fomba fijerin'i bazyl, momba ny exploitation des resources naturelles eto Dago? Tokony tsy homena ny orisana siege any @ bermude paradis fiscal(izay vonona hi-investir), sa tokony nationalisé-na averina ny Solima(t@ androny Deba, efa fantatra ny hiafarany) sa omena any TIKO.SA(io no tena loza satria holasa mamolavola sain-dratsy hoan'i Ra-8(président à vie)).

9. bazylou
(
16/01/2007 00:02)
resaka adala hono !!ts rehefa tsy mahatakatra dia avelao e!!
Ilay resaka anie azo tohizana lava be fa izahay no tsy te hanohy satria tsy tia tena e!!
Ny hevitro ny amin'io fasika mainty io dia tsotra ihany!!
Atao ny fitrandrahana azy 1 fois dia analysena sy ampiharina amin'ny mponina eo izany raha tena radio actif marina!! amin'io dia tokony nyagentn'ny AIEA mihitsyno manao ny echantillonage sy ny analyse any amin'ny labon'ny AIEA. Viat sy mahafatra-po io vao raiketina ny fitandrahana!! Ny antsika manko matin'ny vola loatra!!

10. bazylou
(
16/01/2007 00:09)
Ny fitrandrahana ny ressource miniere ao Madagasikara dia tsy tokony omena ny orinasa mpijoky saosy fotsiny sy ireo mpampitsoaka vola any ivelany fa tokony omena ireo orinasa miorina sy manana siege sosialy sy miasa ao MAdagsikara nandritry ny 3 taona farafaha-keliny!!
NY fanjakana dia tokony hanome vola sy fanampiana ireo orinasa Malagasy rehetra mpitrandraka harena an kibon'ny tany, na fitaovana io na formation na teknika.ary tokony koa hanana institution hanara-maso ny qualité sy circuitn'ireo vokatra ireo tokony hisy izany ny agent de control isakin'ny fokontany tsirairay isian'ny fitrandrahana harena an-kibon'ny tany.

11. rapekto
(
07/09/2007 15:19)
Zà kosa lou dakoro le kôzy hoe tsy de misy tetika loatra resaka kolontsaina ny fitondrana @zao e.
Tokony mba jerena mitsy le bandy mpanao boky indrindra le mpanao bd. Aiza tokotrana zao reny bd zavo-tany naniry otran'ny anana talou reny le.Ireny tokony averina avôka mitsy alou amin'izao.Tokony ampian'ny fitondrana @resaka sôsy mamoka azy.
Nivezivezy namaky forum aho fa de mitabataba mitady le bd talou sy ze mbola hivoaka daholo ny pokona.
Zany firenena tsy mamaky bd na boky zany de firenena tsy mamely mitsy,fa tokony jeren'ny fitondrana akiky ny momba an'io.
Le tena maplelo zao de mitady tsita tsony mitsy le mpanao bd eto @tanana ankoatry ny ao @gazety ngah sy faka sy le didier mada namoaka bd tany ivelany.
Le didier mada hono tô teto @tanana talou fa tena tsy nahatanty le rivotra maloto le bd de nifindra lasy,zany no hitako koantera tany @forum tany. De misy zany jenny zany kou tô namoaka bd any ivelany.De zany pov zany kou hono.
De nahita bd navoakany ivelany kou zà izany sary92 zany namoka ny avotra hono no mitantana an'izany bd zany.
Ra jerena zany de mihetsika le mpanao bd fa @ herin'ny tenany ,fa tokony ampin'ny fitondrana kousa fa tena maplelo mitsy le bd tsisy mivoaka otran'ny talou.