Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rurik ( 18/01/2007 14:24)
Mbola le net ihany
hono wa ry reto sao mba nisy efa nampiasa ity sit ity nareo?? dia ahoana no fahitanareo azy ty? misaotra betsaka. http://www.MondialProx.com... tohiny
novalian'i rurik ny 19/01/2007 09:39
tezitra ( 18/01/2007 13:24)
c vraie RAVALO est un saint , saint MARC
Incroyable mais vrai, notre ambassadeur gagne 17.000 euros (la chancelière allemande est payée 12.000 euros), le premier secrétaire 12.000 euros, le cuisinier et la femme de ménage 4350 euros c... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:20
volana2 ( 18/01/2007 12:57)
Ilay olona niarahako taloha sy ny fomba fihetsiny
Bnj daholo aloha e! Inona re no hataoko manoloana an'ilay olona niarahako taloha sy ny syilay olona iarahany ankehitriny ? Niaraka tao anatin'ny fotoana maro2 izahay ary tena nifankatia tokoa , tiko... tohiny
novalian'i volana2 ny 19/01/2007 05:55
bazylou ( 18/01/2007 12:50)
tonga eto foana izahay ry
solitika... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:21
Dezy ( 18/01/2007 10:22)
hanta
ty njay aza é,samy mafantatra an'i HANTATIANA mpihira doly vé???matoa tsy mamaly mafantatra zany:-P:-P Inona ary ny laoka(sakafo)tian'i renin'i Hantatiana . Dia iza no anarany(prenom) zé mah... tohiny
clarrydimbisoa ( 18/01/2007 09:37)
logiciel manavaka feo "choeur" na "chorale"???
bonjour daholo, sao de mba mahafantatra logiciel afaka mampisaraka feo ianao. Izany hoe raha pssible de misaraka ny an'ny 1ère, 2ème, 3ème ary ny 4ème voix raha traité-na aminy, ankotran'ny feo-... tohiny
novalian'i jefra ny 18/01/2007 13:22
xl ( 18/01/2007 09:11)
BONNE ANNEE 10% FONCTIONNAIRE
BONNE ANNEE 10% FONCTIONNAIRE... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:23
ravonjison ( 18/01/2007 08:36)
Mitady an' i Hanitsoa Finaritra
Mba mitady an'i Hanitsoa Finaritra aho,nolazain'i rahalahiny fa hoe ao Frantsa izy.Nampianatra fanatanjahantena azy t@ classe de 4éme aho ( 1987-1988), tao Ambatondrazaka.Lanto ihany itý e!Manantena... tohiny
niryna ( 18/01/2007 06:49)
Ahoana no hanatanterahana ny asany anio ?
Ny fijorona vavolombelo dia tsy mora araka ny tenin'ny olona,izay ataonao rehetra dia taratra hitenenana anao ho kristianina.Inona no tokony atao raha hijoro anome hery ny manodidina antsika isika fa ... tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 01:44
niryna ( 18/01/2007 06:43)
Izay teneniny tsy ataontsika ary tsy asiany atao ataon-tsika
Mifanohitra ny sain'Atra sy ny sain-tsika zanany ka izay zavatra teneniny na asiany ataon-tsika dia tsy manao izany isika,izay zavatra rarany antsika tsy hatao kosa anefa dia vao maika isika mikiry ma... tohiny
novalian'i prime ny 23/01/2007 09:39
havotra ( 18/01/2007 06:34)
SAFIDY BODO MPIHIRA AZY
MANGATAKA SAFIDY HIRAN4I BODO OK... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/01/2007 06:41
massa ( 18/01/2007 05:59)
IZAY HANAOVANA AZY(RABOUSSA)
mba mangataka io hira io de n hiran Melky kou(tiako ianao) misoatra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/01/2007 12:42
cutie ( 18/01/2007 02:23)
famadihana avy any atsimo
Sao de mba misy afaka milazalaza ny fomba famadihana avy any atsimo kay nareo. Ny fomba fatao sy ny sisa?... tohiny
novalian'i cutie ny 23/01/2007 14:39
cutie ( 18/01/2007 02:14)
famadihana avy any atsimo
Sao de mba misy afaka milazalaza ny fomba famadihana avy any atsimo kay nareo. Ny fomba fatao sy ny sisa.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/01/2007 21:56
bazylou ( 17/01/2007 22:22)
hono ho aho inona no
maha samy hafa ny maire sy ny presidentn'ny fokontany???... tohiny
totofy ( 17/01/2007 22:14)
Allemagne !
Mitady namana mipetraka any allemagne , any akaikin' i cologne raha possible .... mba misy veuuuu ? mba mila valiny éééé ! misaotra ô ! :wink: ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/02/2007 22:14
xxx ( 17/01/2007 21:01)
TSY MATY I SADDAM....
....fa nody any aminy Ray... tohiny
novalian'i nolalaina ny 06/02/2007 19:44
xxx ( 17/01/2007 20:46)
momba ny green card USA
ono hoa ry reto , tena misy ve le green card, dia hoe efa misy nahazo ve indrindra nareo any USA ireo , efa nisy lasa tany tam io ve , dia mba misy hafaka milaza ny momba azy rehetra ve ß misaotra ... tohiny
novalian'i niryna ny 25/01/2007 05:45
Rakapl ( 17/01/2007 20:43)
Mitady tonon-kira
Kory aby:D! Mba mitady tonokira ny tary E: Toy iza ny fanomboany, ary hira efa ela be izy io: [i]"Tandremonareo 'reo Zatra mpamitaka Tandremonareo fa hivondron'izahay Efa ampy anay 'reo ady sar... tohiny
novalian'i kiriah ny 24/05/2012 11:13
njakalahy ( 17/01/2007 19:27)
Mangataka tononkira
Mba mangataka tononkira an'i Eric Manana ilay "Tanilanila ilay masoandro" izay manana o? Misaotra mialoha. N... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 16:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8691