TSY MATY I SADDAM....

1. xxx ( 17/01/2007 21:01)
....fa nody any aminy Ray
novalian'i nolalaina ny 06/02/2007 19:44
2. cutie ( 17/01/2007 21:02)
in no mahsamihafa an'zany :roll:
3. xxx ( 17/01/2007 21:02)
lasa , tena lasa
4. xxx ( 17/01/2007 21:08)
in no hitovizan'izany????:^)
5. Fiffi ( 17/01/2007 21:14)
novonohina izy koh tsy maty ahoana ? sa ve azo hatao hoe "nampodiana" ?
6. xxx ( 17/01/2007 21:21)
ny fanahy nga mety maty ry soeur fiffi a? n y vatany fotsiny iny maty iny
7. cutie ( 17/01/2007 21:22)
ny fanahiny ve nody any @ ray ?
8. xxx ( 17/01/2007 21:25)
ie miandry fitsarany lanitra
9. cutie ( 17/01/2007 21:25)
rahoviana
10. xxx ( 17/01/2007 21:27)
ndraso hanotaniako i saddam aloha hoe rahoviana
11. cutie ( 17/01/2007 21:29)
:-D:-D:-D:-D
le fanahiny ve no anontaniana
12. xxx ( 17/01/2007 21:30)
an an le tsy maty no hanotaniana
13. cutie ( 17/01/2007 21:32)
iza njay zany tsy maty zany ?:roll:
14. lapino ( 17/01/2007 21:34)
Sao dia sosie-ny iny ? :roll:
15. xxx ( 17/01/2007 21:35)
le tsy maty tamin i saddam ka
16. cutie ( 17/01/2007 21:38)
le tsy maty tamin i saddam ka

tsy maharaka
17. xxx ( 17/01/2007 21:40)
tsy maharaka inona?
18. cutie ( 17/01/2007 21:42)
le tsy maty tamin i saddam ka

io ka
19. Fiffi ( 17/01/2007 21:44)
xxx:
ny fanahy nga mety maty ry soeur fiffi a? n y vatany fotsiny iny maty iny
marina ny anao saingy hoy aho hoe koa satria novonohina izy de nampodiana zany satria raha maty ho azy izy de lazaina hoe nantsohin'ny Ray hody any aminy .....


20. dailynews ( 17/01/2007 21:57)
xxx. fa nody tany amin ny ray iza? toa misy roa mantsy ny fahafantarako azy ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1783