TSY MATY I SADDAM....

21. Fiffi ( 17/01/2007 22:07)
hay ?
22. sitlo ( 18/01/2007 01:31)
xxx:

....fa nody any aminy Ray


rehefa tsy zaka ity :@ dia ajanony. Raha tsy saddam hafa angaha hoe.
23. cutie ( 18/01/2007 01:52)
:@:@:@:@
24. sitlo ( 18/01/2007 02:13)
:-D
25. cutie ( 18/01/2007 02:14)
in njay zao ny mampime:roll::@
26. sitlo ( 18/01/2007 02:19)
k'ianao k'iza indray.
27. cutie ( 18/01/2007 02:20)
satria ve :@:-D
28. sitlo ( 18/01/2007 02:23)
hoe mazaka be dia be
ianao izany ilay setroka mandehandeha ireny?
29. fali ( 18/01/2007 07:02)
sady maty tanteraka izy izany no nody any @ ray e!:^):^):^)
30. xxx ( 18/01/2007 09:55)
sao de mba elah no tsy mahazaka daina ry sitlo, hitako mivanitika fotsiny mantsy le sarinlah ao:@:@
31. cutie ( 18/01/2007 14:17)
:-D:-D:-D:-D
32. melody ( 18/01/2007 15:14)
misy sexiste be eto k'ity, f'ahona izy no lasa nody any @ rainy d ahona ny reniny @izany?:wink:
33. cutie ( 18/01/2007 15:20)
:-D
34. melody ( 18/01/2007 15:23)
very manko izahay reny raha hadino rehefa lehibe ny ankizy an!:lol::lol:
35. niryna ( 18/01/2007 17:16)
lasa aiza izany ny fanahy izao k'ty:o
36. lemenakely ( 18/01/2007 18:02)
AMIKO MANOKANA DIA TSY METY LOATRA NY MANANIHANY SY MANDATSA OLONA EFA MATY ISIKA MALAGASY DIA FATRA PANAJA NY RAZANA KA RAHA IZAY NO ANJARAN INGAHY SADAM DIA EFA LASA IZY;;;izay no anjarany e ny adidin'ny velona no aoka ho tanterahina
37. razily ( 19/01/2007 01:32)
saika tsy maty izy
38. vale ( 19/01/2007 12:11)
maty izy re ah! de avelao izy handry am-piadanana marina fa sa tianareo ny hitsanganany indray?:lol::-P:wink:
39. Fiffi ( 19/01/2007 17:06)
Lemenakely: marina ny anao !
40. xxx ( 19/01/2007 22:25)
vale:

maty izy re ah! de avelao izy handry am-piadanana marina fa sa tianareo ny hitsanganany indray?:lol::-P:wink:



mety handry ampiadanana ve izy??? sa handry andriranantsy???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1297