Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
19/01/2007 06:41)
Inona no tena manitona anareo @ vehivavy iray refa hitia azy
Bnj daolo ry zalahy !!!!:P
Hono oa ! Inona no tena manitona na mahasarika anareo amin'ny le vehivavy anakiray ref mitia azy ianareo , moa tena ve misy antony anakiray itiavanareo azy , ohatra inona ?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 16:31
xxx
(
19/01/2007 03:40)
elefanta
Lasa ny saiko hoe tena ohatr'ireny marina ve ny feon'ireny elefanta ireny. Iza no efa nahita?
Mba tantarao eh...
tohiny
novalian'i Aino ny 23/01/2007 18:40
jhouhlambout
(
19/01/2007 00:50)
Inona ny karazana lehilahy mahafinaritra anareo?
Ohatra hoe: romantique, drôle, intello, qui parle de dieu, cochon, agissant comme un meilleur ami,fraichier, qui vous fait toujours passer avant tout(amis etc...) ?
...
tohiny
novalian'i fasaly ny 08/02/2007 06:41
zandikely
(
19/01/2007 00:23)
Ambassade Malgache en Allemagne: Très grosses Salaires
AMBASSADE MALGACHE EN Allemagne
De très, très gros salaires !
Les 13 employés de cette chancellerie touchent ensemble près de 110 000 euros par mois (environ 300 millions dâ€...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:02
bazylou
(
18/01/2007 21:47)
la politique où
l'art de manipuler les autres!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:09
fasaly
(
18/01/2007 20:42)
" fafao"
Toa tsy mande kay ey hery ilay hoe fafao ao amin'ny tsikeran'ny sary azafady indrindra tompoko!!!!:wink:...
tohiny
novalian'i fasaly ny 23/01/2007 19:13
tracy
(
18/01/2007 20:01)
sarinay mivady
raha nahita ny sariko sy ny vadiko tato @ serasera ity atao hoe cabot dia nandefa hafatra ho ahy hoe raha izy indray hono tsy mba handefa ny sariny ao,fa ny olona rahetra hono samy manambady daholo ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2007 06:22
bazylou
(
18/01/2007 19:28)
site vaovaon'i tvm
tvm.mg...
tohiny
novalian'i bazylou ny 19/01/2007 21:59
niryna
(
18/01/2007 18:08)
Sakafo vita amin'ny mangahazo.
Sao dia mba mahita sakafo vita amin'ny mangahazo ianareo,aiza dia ho vary foana no hohanina.
Misaotra mialoha
Niryna8)8)...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2007 21:30
niryna
(
18/01/2007 17:59)
Lakalaka ve ny fanambadiana sa lahatra?
Indraindray isika dia hoentin'ny fitiavana fotsiny ka rehefa sendra ny fotoana hitiavana dia miroso.Misy anefa tonga ao dia milaza fa tsy natao hiaraka izahay ary dia vita teo ilay fitiavana nirehitra...
tohiny
novalian'i simplex ny 21/01/2007 15:28
niryna
(
18/01/2007 17:52)
Aiza ianao ry dada?
Maro ny vehivavy no mitondra takaitra vokatry ny fifanarahan'ny lahy sy ny vavy.Mijaly ny ankizy,antitra eo am-pamelomana ny zanany irery eo ra-vehivavy.Lahona izy raha hisy lehilahy hanambady azy.Dia...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/01/2007 06:08
niryna
(
18/01/2007 17:46)
Dia mbola hijanona eo ihany ve fa tsy hiala?
Mety misy antony maro no mahatonga ny lehilahy hamono vady,misy vokatry ny fahazazany,ray mpamono vady dia lasa manao an'io ihany koa izy.Mamaly faty,mety misy angamba.Misy hatezerana amin'ny fiainany...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/01/2007 07:37
niryna
(
18/01/2007 17:38)
Ambalavelona, fanaingalavitra,tsatoka?
Misy ny herin'Atra amin'ny fiainantsika isan'andro ary misy koa ny herin'ny satana izay mahazo ny olona.Matetika dia any Ambatondrazaka no ahenona ny ambalavelona inona izany ary ahoana no manjo ilay ...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2007 17:42
batita
(
18/01/2007 17:24)
Fitsarana tany Irak!
Hono hoa!Nareo ve pour sa contre t@le fanantonana tany Irak iny?Za manokana aloha de tena contre eh!...
tohiny
novalian'i hesham ny 19/01/2007 18:07
niryna
(
18/01/2007 17:08)
Izay asa misy tsy mampaninona.
Maro ny vahiny mitady ravinahitra any ivelany.Milaza izy fa tsy mampaninona izay asa misy.Moa ve tena manaiky izany ny fo sa dia fitadiavana ihany.:roll:...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/01/2007 18:48
bazylou
(
18/01/2007 16:42)
i jeune afrique dia milaza fa
44 millions d'euro hono ny vola ninvestissen'ny sinoa to amintsika tamin'iny 2006 iny ary ny secteur minier no tena nanaovany an'izany vola izany!! mbola hitombo avo 2 heny hono io saosy io amin'ity t...
tohiny
novalian'i xl ny 23/01/2007 07:03
bazylou
(
18/01/2007 16:38)
hoy Jeune afrique atsy
Ravalomanana !! le pdg de la république!!
Izaho tsy hitantara ny article rehetra tao amin'io fa eo amin'ny page de couverture io titre io!!
Misy zavatra tsara ao toy ilay hoe ,,
"" le budget n'e...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:14
Aino
(
18/01/2007 15:57)
tia marikivy
izaho tia zavatra marikivy be faona. inn kay no antony?
raha manao lasary izany moa dia lasa vinaigre @lasa ilay izy fa tsy lasary @vinegre!!...
tohiny
novalian'i sitlo ny 21/01/2007 19:07
rasolomanana
(
18/01/2007 15:17)
afaka baka avy any ambanivohitra
Mba mitady namana afaka manoro hevitra @
fomba fiainana eto Antananarivo satria tena
mbola badrahodra be.Tsy hitako ze atao ,na ny sekoly ianarana ,na ny namana iarahana!!!!:(...
tohiny
novalian'i kheanu ny 23/02/2007 12:43
xl
(
18/01/2007 14:45)
RAKO-POTSY INDRAY MAHAMASINA RAPITSO 19.01.2007
IZAY TSY MAHATANTY INDRAY MANGINA E...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:16
