hoy Jeune afrique atsy
1. bazylou
(
18/01/2007 16:38)
Ravalomanana !! le pdg de la république!!
Izaho tsy hitantara ny article rehetra tao amin'io fa eo amin'ny page de couverture io titre io!!
Misy zavatra tsara ao toy ilay hoe ,,
"" le budget n'est que du paperasse pour les bailleurs de fond, mais nous les industriels, nous allons nous arranger entre nous même""dixit le8

novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:14
2. Samoana
(
18/01/2007 16:50)
bazylou:
"" le budget n'est que du paperasse pour les bailleurs de fond, mais nous les industriels, nous allons nous arranger entre nous même""dixit le8
Mpanao gazety ve de manao "du" paperasse izany ry bazylou? Tsy nom feminin angaha moa io sa rabazyl no mandika vilana fa maika ny hamely:wink:?
3. bazylou
(
18/01/2007 19:03)
jereo ilay izy fa misy hoe dixit le8!!!!!! tsy ny mpanao gazety na izaho no nitenyan'io fa i 8!!!
4. Fiffi
(
18/01/2007 21:02)
ary nijery an'io hiany aloha zah fa toa tsy nahita an'zany ? :roll: naninona no tsy nalefa teto ny "lien" ?
5. bazylou
(
18/01/2007 21:40)
mba jamba koa ianareoizany an!! aricle 3 page mahery io dia tsy nahita!! tsy nahay namaky angamba ka!!
8. bazylou
(
19/01/2007 19:25)
tsy teny gasy tokoa ilayizy ka tsy hain'ny sasny!! jereo tsar aary vakio daholo ilay article rehetra dia hiatanao ialy "" dia mifarana amin'ny "" ary ny president no nanontaniana tamin'io ary namaly io tamin'ny frantsainy !! ka tsy anajarako raha tsy mahay frantsay le8nareo!!
9. fijo
(
24/01/2007 23:14)
hi hi hi ,raha ny tsy fahaizany teny frantsay amiko tsy olana mihintsy.bush koa tsy mahay io teny io.ny fitondrany sy ny fampandrosoany ny taniny no jereko ny ahy